resaka fo.

161. Fiffi ( 17/05/2006 14:18)
de ireo ny fo mitambatra
mikalo sy sambatra
fa nankaiza i fijo
no tsy hita
sa lasa nihampita
ka ny bek's hiany
no mba hiràny ?
162. watafon ( 17/05/2006 16:43)
Fiffi: efa ho lasa compositeur mitsy koa atoatao an !
163. fijo ( 17/05/2006 20:25)
ity aho e,nareo ko.
za tokoa efa nanadrana io misotro bek's vao mifoha io.ny antony ,dia gaga aho,fa matetika aho aty no mahita olona amin'ny 7h dia misotro bek's sy mihinana pizza.dia mba nandramako le izy,fa milay ka.
164. Fiffi ( 18/05/2006 08:00)
fijo: hummmm ! nahazo fahazaran-dratsy zany ve ?
wata: ountsss !! mba mamorona koh ! :-D:-D
165. mimich ( 18/05/2006 09:46)
fiffi ahh , njy zany zao mpamorina ny tononkira de tsy maninn fa foroniko ny feony eee , de wata mpitendry
166. Fiffi ( 19/05/2006 18:25)
raikitra!!!

io zany i wata de io zah de io mimich de io fijo
167. fijo ( 19/05/2006 20:31)
tena vita tsara kosa le tantara an tsary kle
168. watafon ( 20/05/2006 17:46)
kiii! fa naninn kou ty voloko kle ! :-D:-D:-D
Fiffi: =D=D
169. fijo ( 20/05/2006 20:39)
ka novaina klo fa ihira tsika ko
170. Fiffi ( 21/05/2006 14:25)
wata: hay ity ndry kah! fa i fijo aloha de tsy miova mihintsy eh! tsy maintsy hahitana ny vodka sa inona indray io zao ? :-D:-D:-D
171. watafon ( 23/05/2006 18:53)
Fiffi: :-*
fijo: le izy ihany io k ! fa mivalana kely ftsn ! :-D:-D
172. Fiffi ( 24/05/2006 05:12)
wata: :* :)
173. watafon ( 28/05/2006 15:20)
Fiffi: :*:*:*
174. Fiffi ( 29/05/2006 07:20)
wata: :*:*:*:*
hummmm zah ve ry fjo no namalan-kira ? :-D:-D:-D:-D
175. watafon ( 30/05/2006 18:21)
ary tô isika rery ndray aloha no ato e! tô ôtran'ny tsy normal izy zany k ! hummm :*:*:*
176. Fiffi ( 30/05/2006 19:46)
aleo aloha hanararaotra dien'tsy misy manelingelina koh! :oops: :*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5022