resaka fo.

141. watafon ( 07/05/2006 16:39)
Fiffi: possible kou k ! nefa mbo alahady ange ny andro e !
142. Fiffi ( 07/05/2006 19:09)
wata: alahady fena fifaliana de raha vao mifiha dia mihira aloha fa misy zavatra mahafaly ao ! Hisy hamangy ve ? iza ry fijo ? tandremo sao mila-pà eo indray an! :-D:-D:-D
143. watafon ( 08/05/2006 03:29)
:-D:-D:-D mbo valio lesy ry fijo an !!!
144. Fiffi ( 08/05/2006 05:27)
wata: fa mba tiako fantarina koh le hira hirain'i fijo , asa re raha tahak'ity hira ity ?
Ny foko tia
Ho anao doria
Tsy miova mandra-maty ho anao .... :-D:-D:-D
145. watafon ( 08/05/2006 16:26)
Ho tia anao, n'aiza n'aiza misy ahy...ntsonale e!!! tsy io mitsy angamba k ! :-D:-D:-D
146. Fiffi ( 09/05/2006 07:16)
wata: fa asa re fa indraindray rehefa mihaino hira iny dia tsy voatana mihintsy le fo fa dia ny ranomaso no latsaka ! Ny fo ve de tsy azo baikona ?
147. pitchou ( 09/05/2006 09:50)
fiffi kou! efa we le hiram-pirenena iny no redonin'i lery mafy be!
148. Fiffi ( 11/05/2006 11:28)
pitchou: hay ve eh! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
149. watafon ( 11/05/2006 18:54)
Fiffi: sarotra ny hibaikona ny fo k ! :-* tena tsara marina tokoa le hirantsika teo iny an !
150. mimich ( 12/05/2006 09:34)
fiffi, wata> hihihi mampiara-peo annn, izay zany ilay hoe ventso sa bitsiky ny fo hihihihi
151. Fiffi ( 12/05/2006 09:37)
wata: tena hummm eh ? :-* :-D
mimich: an3 io le vetsom-po kah! :)
152. watafon ( 13/05/2006 17:31)
mimmich! njy kou ngah hihia hiaraka aminay ? ndao ary e! :-*:-*
Fiffi::-*
153. fijo ( 13/05/2006 20:54)
le hira ry fiffi dia hoe
"doboka ny foko... falifaly;
bek's sotroiko....,kaly kaly
mibitaka ny saiko...falifaly
fa maivana ny aiko...nifamalifaly
154. Fiffi ( 14/05/2006 12:38)
wata: :* de aleo aloha hovaa le hira fa i mimich zany hiaraka hihira @ tsiaka an!
fijo: :-D:-D:-D kiiii !! vao mifiha vao maraina kosa ve akia de tonga de hira bek's no hirana ? :-D:-D:-D
155. mimich ( 15/05/2006 07:49)
ie za ko hihira ra avelanareo. de inn ary le hira atao ee
eny wa ry fiff!!!le an fijo kosa de tsizy mintsy ka!!! beks ve , zay sy fiffi samy tsy misotro
156. watafon ( 15/05/2006 08:41)
fijo: milay kosa zany hiran'là zany kle!
mimich, Fiffi: andao tonga d tohizana ftsn le hiran'i fijo io e! d ovaina ftsn le bek's ra tsy tianareo!:-D
157. mimich ( 15/05/2006 10:05)
wata> tsy maninn , de atao an'ilay tena toniny tena marina ra mahay nareo
midoboka ny foko , falifaly
hira no kaloiko falifaly

de tohizinareo njay fa tsy haiko tsara ny tohiny
158. Fiffi ( 15/05/2006 11:30)
rebika ny saiko , falifaly
hira no hiraiko falifaly la! la! la! la! la!
Hummm tsy nisy bek's tao an! fa manina ilay hirako zay zany zah koh ! :oops::-D:-D:-D:-D
159. mimich ( 16/05/2006 07:27)
an'i wata ndray zao no manohy fa samy efa nanao ny anjaranay zay sy fiffi
160. watafon ( 16/05/2006 18:49)
d mbola midoboka ny foko, falifaly
mihira miaraka @ fiffi sy mimich falifaly...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1556