resaka fo.

121. Fiffi ( 30/04/2006 18:46)
de nipalapala ve ? :-D:-D:-D
122. fijo ( 30/04/2006 19:07)
ka mafana le fo dia mila rivotra ko
123. Fiffi ( 01/05/2006 04:00)
fijo: sur ve aloha fa rivotra no ilaina raha mafana ny fo fa tsy zavatra hafa ? :wink:
124. Fiffi ( 01/05/2006 04:00)
ohatra hoe ity ? :*
125. pitchou ( 01/05/2006 08:14)
sô d sempotra eo ndray aky ny fony vao hiparasaka eo an! zay v^tena hoe vaky fo!=((
126. Fiffi ( 01/05/2006 09:22)
:-D:-D:-D:-D ka inona hiany aza no tokony hataony akia ? :-D:-D:-D
127. pitchou ( 02/05/2006 16:26)
ary maninn mou izy raha asaina matory kely klou manindry fo e?[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Dodo/work0002.gif[/IMG]
128. Fiffi ( 03/05/2006 14:30)
:-D:-D:-D:-D:-D
129. pitchou ( 04/05/2006 03:01)
ary ngamba lery tena renoka b mintsy fa zao tsy mbola hita ihany
130. watafon ( 04/05/2006 16:48)
:roll::roll:
131. fijo ( 05/05/2006 03:39)
efa taitra aho ka,sady mahery fo be
132. Fiffi ( 05/05/2006 04:09)
fijo: ahoana akia zany mahery fo be vao mifoha zany ?
133. watafon ( 05/05/2006 17:01)
Fiffi:tonga d manao hymne national mafy b ! :-D:-D:-D
134. Fiffi ( 05/05/2006 20:10)
wata: nga tsy manohaka aloha ? de mi-etiré ny tanana ? :-D:-D tsara @ fo anie io eh! mahazo rivotra vao maraina :-D:-D:-D
135. fijo ( 05/05/2006 20:46)
fiffi an,ny ahy avy dia hira hira be ka.
136. watafon ( 06/05/2006 03:38)
:-D:-D:-D
137. Fiffi ( 06/05/2006 04:25)
fijo: :-D:-D:-D zany ve tsy hanaitra ny iray trano ? de @ zay ve tsy mila reveille tsony ? :-D:-D
138. watafon ( 06/05/2006 12:29)
k izy ange no taitra farany ry Fiffi e!
139. fijo ( 06/05/2006 20:10)
izay mihintsy letsy e,le alahady amin'ny 10h vao taitra ko,tsy avy dia hirahira ve
140. Fiffi ( 06/05/2006 20:38)
fijo: sao de nisy mouche tse-tse ? :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2991