resaka fo.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
81. fijo
(
21/04/2006 21:52)
za tsy mino hoe ao amin'ny fo ny "sentiment"no mitoetra,fa ao an tsaina.saingy ny fo baikon'ny saina dia lasa gaigy.
herimiafina.raha vao tsy mahazo okisizena minitra viitsy ny atidoha dia simba.ka raha efa nisaraka izany ve ny vatana sy ny loha azo atao inoan intsony?
herimiafina.raha vao tsy mahazo okisizena minitra viitsy ny atidoha dia simba.ka raha efa nisaraka izany ve ny vatana sy ny loha azo atao inoan intsony?
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
82. Herimiafina
(
21/04/2006 21:56)
Izaho koa aza leisy mba gaga ry Fijo, andraso fa tadiaviko le articles hitako de entiko eto, raha hitako an! hummmm :@
![](https://avatar.serasera.org/1ad41e17628d32ab9c4ee2cc2cd948a4.jpg)
84. watafon
(
22/04/2006 15:04)
ny fo sy ny saina mitambatra no mamoaka ny " sentiments " raha izany kou .
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
85. Fiffi
(
22/04/2006 15:23)
raha tsy misy ny fo , tsy ho afaka hanao na inona na inona , raha tsy misy koa anefa ny saina @ fomba ahoana no hihetsehan'ny fo , tsy arako intsony eh! :(
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
86. Herimiafina
(
22/04/2006 21:00)
Diso ianao rahavako fa amin,ny eksperiansa-na DECEREBRATION sy ny DESPINALISATION: dia mbola manantanteraka asa ny fo sy ny hozatra ary ny nerf rehetra. Misy indformation alefan,ilay atidoha mbola tavela dia tohizany.
-decerebration: potehina amin,ny fanjaitra be avy ao amin'ny TROU OCCIPITAL ny atidoha
-despinalisation: ny moeelle epinière no potehina, trohina.
Midodobodoboka izany ny fo na dia noalana aza ny atidoha.
-decerebration: potehina amin,ny fanjaitra be avy ao amin'ny TROU OCCIPITAL ny atidoha
-despinalisation: ny moeelle epinière no potehina, trohina.
Midodobodoboka izany ny fo na dia noalana aza ny atidoha.
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
88. Fiffi
(
23/04/2006 05:19)
noheveriko hoe tsy maintsy miaraka aza ny fo sy ny saina raha tsy izany tsy misy vanona ny zavatra hatao.
![](https://avatar.serasera.org/717c71d210d17250cc7c641e3b3078a0.jpg)
92. besorongola
(
25/04/2006 16:59)
Inona indray izao no lazainaroe ato ry watafan an !, io ihany de avy eo vizana i ra-8 satria kely fo ireny
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
96. Fiffi
(
26/04/2006 04:15)
mbola haveriko indray fa tsy nahazo valiny aho! Noheveriko hoe "tsy maintsy miaraka ny fo sy ny saina" tsy mety ireo raha tafasaraka , tsy misy zavatra vitan'ny fo raha tsy ao ny saina , tsy misy zavatra vitan'ny saina raha tsy ao ny fo , donky ..
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
100. Fiffi
(
26/04/2006 18:05)
wata: io ary fa tsy afaka misaraka hoa an! ka tsara kosa anie rehefa ny fonao sy ny sainao no nibaiko anao hanao :*:* eh! sady @ zay tena pur le izy an! :*:*