resaka fo.

21. Fiffi ( 14/04/2006 12:19)
zay haihay :-D:-D:-D:-D:*:*:*
22. watafon ( 14/04/2006 12:23)
raikitra ndray zany ty an ! tsisy bedy ?:*:*
23. Fiffi ( 14/04/2006 12:24)
an3 ! iza moa no hibedy antsika eo ? :*:*:*:-D:-D
24. watafon ( 14/04/2006 12:41)
eo ndray ary e: :*:*:*:*
25. Fiffi ( 14/04/2006 12:53)
:*:*:*
26. fijo ( 14/04/2006 20:09)
nisy Pr nanazava momba an'io tamin'ny TV,ka araka io voalazan'i wata io,dia,tsy nesorina ny lalandrakely mamatsy ra azy,fa le ngezabe mampiditra sy mamoaka ra no nafindra tamin'ilay fo vaovao.
ary fanamarihana,fa efa fanao hono io taloha,indrindra tany alemana sy angletera.ary efa natao koa teto frantsa.
27. Herimiafina ( 14/04/2006 20:21)
Ao angletera ao no tena misy ny tena varatra amin'ity taranja ity.
Efa henoko taloha koa ilay operation notapahina tanteraka mihintsy ny loha n'ilay olona hanesorana ny vertebres cervicales mihoatra, dia naverina sao amantsara ny lohany avy eo miaraka amin,ny soudure ny vaisceaux sanguins rehetra, gravy an! Ahan :@=D
28. fijo ( 14/04/2006 20:39)
tsy mbola henoko indray izany kle.fa efa mandroso ny siansa e
29. Fiffi ( 15/04/2006 03:32)
soahiany fa mandroso foana an! fa be ny zavatra mahagaga sy mahatalanjona vitan'ny olona @ zao fotoana izao. Fa raha misy zavatra mampahahihahy fotsiny dia mandroso tokoa ny siansa fa mba hasiana fetrany hiany , juste ohatra ny momba ny klonage humain , efa nisy nahita koa manko io .
30. watafon ( 15/04/2006 04:17)
Fiffi: ie , marina izany
HM: tena gravy marina lesy zany kle! fa tsy notapahana kosa angamba ny gros vaisseaux an sa ?
31. Fiffi ( 15/04/2006 04:48)
possible ve raha io gros visseaux io notapahina koa dia natao soudure ?
32. watafon ( 15/04/2006 04:56)
possible fa tsy izy rehetra kosa angamba k ! le soudure ndray alou za mbola tsy nanao e! :-D:-D:-D
33. Fiffi ( 15/04/2006 05:58)
:):D:):D:):D:):D:) androany :):):)
34. watafon ( 15/04/2006 07:13)
:lol::lol: ty ndray zany zao no lzmôdy v ?
35. Fiffi ( 15/04/2006 07:19)
wata: an3 ka ! tsy azonao fa io ahy perso ka! satria annif androany fa ny anao dia ity :*:*:*
36. watafon ( 15/04/2006 07:24)
oohhh ! za v nahalala lesy kou ! JOYEX ANNIF ary njy e! :*:*:*:*:*:*:*:*
37. Fiffi ( 15/04/2006 07:25)
wata: misaotra bdb an! :):):):) :*:*:*:*
38. watafon ( 15/04/2006 07:28)
d aza adino ny gato ako an ! :*
39. Fiffi ( 15/04/2006 13:45)
:-D:-D:-D:-D tsy hadino ka! aza matahotra fa mbola rahampitso vao hatao dia mba Paska miaraka ka! :):*
40. Herimiafina ( 15/04/2006 14:21)
watafon:

Fiffi: ie , marina izany
HM: tena gravy marina lesy zany kle! fa tsy notapahana kosa angamba ny gros vaisseaux an sa ?

Ny vaovao henoko tamin'io dia nisy soudure-n'ny vaisseaux sanguins madinika aloha e1 fa raha ny carotides, sns mitohy any amin,ny fo kosa ve no tapahana tsy tonga de mort clinique klé? hehehe=))
Ny henoko dia tena nisaraka mihintsy izany le loha sy le vatana saingy ny grand vaisseaux angamba mbola mitohy! :@

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4731