resaka fo.

61. watafon ( 19/04/2006 10:02)
mila fanarahana tsara ftsn fa tokony afaka hanao sport tsara k !
62. Fiffi ( 19/04/2006 10:03)
misaotra anao ry dokoteranay an! :*:*:*:*
63. watafon ( 19/04/2006 10:05)
tsisy isaorana zany rahavako ::-D:*:*:*
64. Fiffi ( 19/04/2006 11:46)
:) :*:*:*
65. pitchou ( 19/04/2006 18:05)
fa asa na mbola midobodoboka b ihany le solo-fo raha sendra emotion na tsia?
66. Herimiafina ( 19/04/2006 18:33)
Midobodoboka akia ry pitchou an! Satria ireny tonga de baikon'ny atidoha miaraka, de eo le ataoko heo lasa tturbo le zazakely.

taiza njy elaela tsy hita ry pitchou' etsy kely aloha e :*:*:*:*
67. watafon ( 20/04/2006 04:42)
pitchou! fa ahoana moa no tsy hidobodoboka akia ? jereo i HM io vao mahita andry zao ! =))=))=))
68. Fiffi ( 20/04/2006 06:34)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
69. watafon ( 20/04/2006 11:38)
:-D:-D:-D
70. Fiffi ( 20/04/2006 12:28)
wata: de hoe midoboka ny foko ! falifaly ve ? :-D:-D:-D:-D:-D :*:*:*
71. watafon ( 20/04/2006 12:55)
zay mihitsy le hira k !:*:*:*:*:*
72. Fiffi ( 20/04/2006 12:58)
hira no kalohiko ! falifaly :) :*:*:*:*:*
73. watafon ( 20/04/2006 13:04)
saika hotohizako fa adinoko ::-D:*:*:*:*:*
74. pitchou ( 20/04/2006 16:55)
HM> mbola nianatsa be akia zah a! :*:*:*:*:*:*
wata> ko iza no mahita ko! lamasina kely ange le fo e! sa otsan'ireny zeu de lumière ireny d arakaraka ny fidoboky ny feo no mampazava azy?
75. Fiffi ( 20/04/2006 17:06)
:-D:-D:-D:-D
76. watafon ( 21/04/2006 09:47)
pitchou : zany v ? :roll::-*:-*:-*:-*
77. Fiffi ( 21/04/2006 10:38)
mamz: de hita zany zao fa nihiratra be ilay lumière-ny fondry eh ?
78. botity ( 21/04/2006 11:11)
resaka fo mba misy manitikitika ahy hatramin zay ito hoe
isika mino fa ao amin ny fo ny sentiment no mitoetra ary lazaina marary fo ny olona mora tohina sns
de ireny olona nanaovana transplantation reny ve zany miova ny toetrany sy ny sensibilité ny
79. Fiffi ( 21/04/2006 11:26)
miandry an'i wata , fijo , sy toubib zany hamaly an'io !:)
80. Herimiafina ( 21/04/2006 20:15)
Tsy ao amin'ny fo no mitoetra ny sentiment kah, fa ao amin'ny vatana iray manotolo ary indrindrandrinra ny saina (Complexe hypothalamo-hypophysaire) ka ny hypophyse postérieur no manainga voalohany ny hormone mampientanenatana toy ny adrenaline, ny hormone amin'ny kilasin'ny amphetamine rehetra, ny dopamine ary ny androsterone, sns.

manana fiatraikany any amin'ny lalandra sy ny fo izy ireny ka izay no nahatonga ilay fitenenana hoe avy amin'ny fo ny sentiment satria iny no heno midobodoboka indrindra. hummm :-D

Pitchou: bienvenue akia an :*:*:*:* mbola any Tulear angaha njy io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5676