resaka fo.

101. Herimiafina ( 26/04/2006 20:53)
Tsiky dia ampy! :D
102. watafon ( 27/04/2006 03:40)
HM: hahaha !!!
103. Fiffi ( 27/04/2006 12:17)
Herimiafina: :*:*:*:*:* vitamine mampitsiky be hono io an! sa tsy izany ry wata ? :*:*:*
104. watafon ( 27/04/2006 16:50)
zany mihitsy akia ry Fiffi an ::*:*
105. Herimiafina ( 27/04/2006 18:26)
Anjekaky oo :{:{
Voan'ny maladie du baiser ianareo ireo ny farany an! hehehehe=))=))
106. watafon ( 27/04/2006 18:38)
fa misy inn รด ??? aretina vao2 ndray zany an ! :wink:
107. Herimiafina ( 27/04/2006 18:45)
Aretina azo avy amin'ny rora leisy io an! Virale ilay izy raha tsy diso zah de ataon-dry takaka hoe maladie du baiser! hehehe=))
108. fijo ( 28/04/2006 03:30)
ny foko ve no adala,
raha nahita anao mipalapala
ny saiko nizarazara
ny tao am poko nangarahara

toa misamaka be le asany raha io kle
109. mimich ( 28/04/2006 05:41)
nivadika poety h@ ovina fijo zany!!
110. pitchou ( 28/04/2006 10:16)
raharaha ity marina! nahita inspiraka tampoka teo ity fijo
111. watafon ( 28/04/2006 17:22)
:-D:-D:-D
112. pitchou ( 28/04/2006 18:53)
tsy nisy sakafo ngamba tao anaty frigo tao d nanam-potoana nampiadina rima nedala
113. Fiffi ( 28/04/2006 19:15)
:-D:-D:-D:-D tsy nahazo vitamine re izy de io no nahatonga azy namorona eh! :-D:-D:-D:-D
114. watafon ( 29/04/2006 03:27)
fijo, tsy teo lesy veloo, fa raha tsy zany tsy maintsy nanontany izy oe :inn ndray zany mipalapala ?:-D:-D:-D:-D:-D:-D
115. Fiffi ( 29/04/2006 04:45)
ndryyyyyyy malahelo an'i veloo wata! fa tsy ianao irery fa zah ko akia malahelo azy an! fa inona tokoa aloha le mipalapala ry fijo ?
116. besorongola ( 29/04/2006 09:16)
Ny tena manahirana dia ny hieritreritra fa azo atao ihany kay ny manantena fa ho voavonjy ihany ireo izay manana fo efa tena vizana
117. watafon ( 29/04/2006 17:13)
beso: zany d manahirana fa tsy mahavelompanantenana ? :roll::roll:
Fiffi: mipalapala= tsy miakanjo :-D:-D
118. Fiffi ( 29/04/2006 19:12)
wata: wadrayyy !! fa de inona kosa no nanjoa an'i fijo no mitady hipalapala ? :-D:-D:-D
119. pitchou ( 30/04/2006 12:53)
asa aky!:-D:-D:-D:-D:-D
120. fijo ( 30/04/2006 18:35)
wata,fa lasa aiza tokoa kay ikala veloo iny e?
ka nihetsika ny foko dia ireo no vokany ko.izay le hoe aza entim po
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1855