resaka fo.

41. Fiffi ( 16/04/2006 04:51)
normal kosa zany an! raha io ve no ho tapahana , efa anisan"ny maty zany , nga koa moa azo soudena zany ny grand vaisseaux ?
42. Herimiafina ( 16/04/2006 20:57)
iza no anontanian'i Fiffi izaho sa i Wata klou?
43. Fiffi ( 17/04/2006 04:10)
Herimiafina: fa angaha raha tsy lazaina hoe iza na iza dia tsy afaka mamaly ianao ?
44. pitchou ( 17/04/2006 17:21)
efa lasa lavitra zany fahaizana zany an! mitovy sistema @ double carbu ngamba le izy
45. Fiffi ( 17/04/2006 18:13)
fa tena tsara kosa aloha an! ka dia enganie ka hitohy hatrany izany mba hamonjena ny olona !
46. Herimiafina ( 17/04/2006 22:17)
Ny mety olana hitako dia eo amin'ny rythme cardiaque sy ny adaptation-n'izay amin'ny fomba fiainana'ilay sipakely!
Mifanaraka tsara ve?
Otsan'ny fiara ihany mantsy io e! maotera be turbo ve nefa ny carosserie ohatra malemy de mety hizarazara tampoka eny antampompiakaranha eny! :-w:-w
47. watafon ( 18/04/2006 04:00)
pitchou::-*:-*:-*
HM : tokony tsy hisy olana angamba k ! le carosserie tsy malemy fa mifanaraka tsara @ le motera k !:wink:
Fiffi: tsy azo soudena ny gros vaisseaux k !:-*
48. Fiffi ( 18/04/2006 06:03)
wata: ok ! :) :*
49. watafon ( 18/04/2006 06:59)
Fiffi: :lol::*:*
50. Fiffi ( 18/04/2006 11:15)
:) :*:*:*
51. pitchou ( 18/04/2006 11:27)
matetika kosa klou, alohan'ny hanaovana grefy na organe ireny dia jerena daholo ny lafiny rehetra mety hampidi-doza;
HM: angamba natao nifanaraka tsara @ ny haben'ny carosserie le motera kely natao tao, saingy matoa tsy ampy intsony d mety hoe tsy nivoatra ara-dalàna nanaraka ny filàn'ilay sipakely! raha olon-dehibe manko mety hoe fantatra tsara fa ho izao no imaina, ary efa mitsaha-mitombo le olona! na motera electronika aza @ izay tsisy olana! fa raha mbola mitombo d raharaha k'ity!
asa tadidinareo nisy sipa iray izay koa, anisan'ny natao grefy fo voalohandohany, Diane no anarany! mpanao basket nefa io sipa io!
52. watafon ( 19/04/2006 04:07)
pitchou: :-*:-* tsy tadidiko akia fa mbo tantarao an !
53. pitchou ( 19/04/2006 07:23)
wata> sipa kely teo @ 10 taona teo i Diane, dia nisy blem ny fony. D nodidina d asa moa na nosoloina na nampiana motera elektronika (tena mbola kely manko zà t@ zany), d narahana fôna ny fahasalamany! ny tena tadidiko tsara fotsiny d ity: salama tsara izy ary tia sy mpanao basikety!
54. Fiffi ( 19/04/2006 09:08)
de nosolona ve ny fony de afaka manao basket zany ?
toa mampatahotra ahy hiany zany an!
55. watafon ( 19/04/2006 09:19)
Fiffi! mety ho pissible ihany zany k ! fa tsy haut niveau kosa aloha angamba fa milalao ftsn e!
56. Fiffi ( 19/04/2006 09:21)
wata: ah! ok ! fa na izany aza akia de raha vao resaka fandidiana fo aloha dia mampatahotra ahy foana ko an!
57. watafon ( 19/04/2006 09:28)
inona no mampatahotra anao kay ?
58. Fiffi ( 19/04/2006 09:40)
ka raha ohatra hoe natao opération ny fo dia tsy tokony hitandrna mandrakizay ve ? indrindra hoe ny fanaovana spaoro ?
59. watafon ( 19/04/2006 09:46)
asa raha fantatrao fa misy footballeur nigerian zay (kanu) nodidiana ny fony 10 taona lasa angamba izay fa zao izy tena mbola milalao tsara mihitsy e! fa marina mihitsy alou fa mila mitandrina sady mila fanarahana akaiky k !
60. Fiffi ( 19/04/2006 09:54)
wata: sa koa ve ary raha izany an! tokony hihetsika ny olona nodidiana fo ireny mba hampiasa azy satria ny henoko foana zao ka izay koa no mampatahotra ahy an! satria ireo olona nodidiana ireo dia tsy mba mihetsika mihintsy fa dia najanona avokoa izay fanatanjahan-tena sns ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4016