asa fa d mandeha indray ty ny resaka fifandroritana

1. ravatorano ( 13/04/2006 11:21)
Tezitra ny Arema

Ifandroritana Rajaonarivelo

Manana ny zo hifanohana ny hery rehetra eto amin'ny tanàna, ary tsy Arema no hanosim-bohon-tanana ireo izay heverina fa hanome hery azy, saingy aoka ho tompon'andraikitra amin'izay voalazany ny rehetra sy ny mety ho fifanarahana eo amin'ny fanohanany an'i Pierrot Rajaonarivelo.
Raha ny hita dia misy mampiasa ny anaran'ity SG ny Arema ity hoy ingany Harinaivo Rasamoelina, ary heverina fa mety handoto io anaran’olona io, ka mila mailo ny mpikambana rehetra sao tafiditry ny mpikarama an'ady ny fanohanana azy.
Momba ilay fikambanana antsoina hoe TDM, vao niorina tsy ela izay, dia nilaza ireo mpikambana ao amin'ny antoko Arema fa mbola tanora loatra angamba ilay zalahy ka manao fiteny tsy voahevitra. Raha hilatsaka Rajaonarivelo Pierrot dia ny antoko no manolotra azy fa tsy izay fikambanana tsy fanta-pihaviana any no hanolorany ny Programam-pampandrosoana hatao eto amin'ny firenena. Tsy io fikambanana vao mijoro io ihany koa no andeha hisekosekohampijoro ny komity mpanohana ka izahay indray no andeha hiankohoka any, tsarovy fa ny antoko misy anay no manangana ny komity manohana an’i Pierrot Rajaonarivelo fa tsy ity TDM ity.
Na dia mbola manao sesin-tany ny tenany any ivelany aza ny PM lefitra teo ity, dia ifandroritana tanteraka ny anarany, ary izy io ihany koa efa nilaza fa vonona ny hilatsaka ho filohan'ny repoblika. Hanao ahoana raha izany ny mety ho fifanjevoana eo amin'ny samy mpanohana raha vao miandoha tahaka izao dia efa mifanipaka toy ny valala ankarona sahady ry zareo ireto. Hanao ahoana no mety ho fitarafan'ny aty ivelany azy ireo indrindra, fa raha hambabo ny fon'ny olona tsy mpikatroka tao ? Hita taratra aloha hatreto fa tezitra ny Arema satria saro-piaro amin'ny olony izy ireo, ka tsy izay olona heverina ho mitady tombontsoa manokana rehetra izao no hitarika ny maro hikisaka amin'ny antoko nipoirany.

madagascar tribune
13/04/06 - Naivo kely
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 07:24
2. diamondra27 ( 13/04/2006 12:44)
ataovy ze mety hampandroso ny firenena e!
3. Herimiafina ( 13/04/2006 13:48)
Anjekaky oo, hampandroso ve io fahatezerana io sa dia haingitraingitry ny mpanankarena fotsiny? ahan :@
4. Fiffi ( 13/04/2006 16:25)
tsy hisy zava-banona aloha raha @ fahatezerana no hanoavana sy handinihan-javatra eh!
5. jpeg ( 13/04/2006 17:04)
N'inona n'inona feo miely, ny tanjona dia ny ahatonga an'i Pierrot ho filoha ny Repoblika Malagasy.
Ka ny isavorovoroan-kilatoana e!
6. fijo ( 14/04/2006 03:09)
jpeg,ka mifandamina ao aloha hianareo mpanohana azy e.av eo vao ento ny sosokevitra niarahanareo nanapaka,fa raha toa izao,toa lasa nofy izy ity
7. jpeg ( 14/04/2006 05:30)
Ny hazo avo hono halandrivotra, matoa manenjika ny TDM ny AREMA sy TIM dia ao raha.Raha lazain'ny olona hoe antoko kely io, tsy nanao fanambarana ohatra an'izao daholo ny olona rehetra.
N'inona n'inona sakana, tohizanay ny dianay satria hofanatsara an'i Madagasikara no tanjona.

Izay no toetsaina hita hoe mbola tsy afaka amintsika Malagasy, ory havamanana.Tsy hoe manankarena ankory izahay fa manana an'i Pierrot :-)
8. Fiffi ( 19/04/2006 07:24)
Affaire nationale - Fissure au sein du parti Arema
Les barons de l’Arema ont des points de vue divergents.

La détermination du leader continue de diviser les membres de l'ancien parti majoritaire.
"Il faut reconnaître que Didier Ratsiraka tient encore et toujours une grande place dans la direction du parti", déclarent les membres du comité directeur de l'Arema. Ces derniers considérent l'ancien président de la République comme étant le "président national fondateur" du parti. Pour la majorité d'entre eux, il n'est pas question d'écarter le "père", il a son mot à dire dans la vie, voire la survie, du parti, ont-ils ajouté.
Cette question a entraîné un débat houleux lors du congrès de l'Arema organisé à l'hôtel Panorama, les 18 et 19 mars derniers. Le rôle de l'Amiral est remis sur le tapis aussi bien au sein de la base qu’au sein du comité directeur. Aucun d'eux ne semblent pourtant contredire le secrétaire national, du moins en public.
A entendre les militants Arema "ratsirakistes", le parti ne doit en aucun cas négliger l'avis de son principal fondateur, notamment en cette période pré-électorale où toutes les entités commencent à mobiliser leurs ressources. "Il ne devra pas y avoir un autre chef que le président national fondateur Didier Ratsiraka au sommet", insiste Ndremanjary Jean André.
Contrairement au secrétaire national et certains militants de l'autre tendance, l'Amiral se réserve jusqu'ici d'émettre son avis sur le problème interne du parti qu'il a créé en 1976. Un appel de mise en garde des militants a été récemment diffusé par les partisans de l'autre tendance. Ainsi, a-t-on conseillé les militants de "demeurer vigilants sur les velléités destabilisatrices venant de l'intérieur et de l'extérieur ". Cela laisse à penser qu'une fissure s'annonce fatale pour l'ancien parti majoritaire.
A propos des affaires nationales, les "militants ratsirakistes" et non moins membres du comité directeur de l'Arema proposent le rapprochement de l'ancien président, Didier Ratsi-raka, et de l'actuel chef de l'Etat, Marc Ravalomanana. "Les deux personnalités sont la source des dissensions actuelles, donc il leur appartient de calmer le jeu", ont-ils mentionné.
Rappelons qu'un autre élu Arema, Moïse Rakotosihanaka a avancé la même proposition. Récemment, ses pairs ont repris cette hypothèse et ont remis en surface les accords de Dakar qui, selon eux, sont "incoutournables" pour la bonne marche du dialogue entre le pouvoir et l'opposition.
Stéphane Solofonandrasana L'Express de Madagascar.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.099