hita sy tsapa fa miha lalina ny hantsana mampisaraka ny ....
1. petsambava
(
13/04/2006 14:37)
hita sy tsapa ankehitriny fa mihalalina hatrany ny hantsana mampisaraka an-dRalita sy Ratrema eto @ tanàna e....
Ny an-dRalita ny anio tadiavina ,ny ampitso tadiavina,ny fisotron'i Ralita na kawatry efa matsatso be na toaka en vrac ny fifokan'i RALITA moa dia daina ny sakafon'i Ralita ambany foitra ....
http://www.madanight.com/madagascar-photo-26991.htm
Ny an-dRatrema tsy hita izay andaniana azy ,any @ casino, night-club ...ny fisotron-dRatrema whisky lafo vidy ,ny fifokan-dRatrema boyard ...ny sakafo in1 mihinan' i Ratrema tsy omby latabatra...
http://www.madanight.com/madagascar-photo-20716.htm
mbola hino fotsiny ihany ve?

novalian'i prime ny 31/10/2006 13:37
4. Lejim
(
13/04/2006 16:17)
ka amin'ny tany rehetra anie ry petsambava misy olona mahantra sy manan-karena doly. Ary sy maintsy miha-mitombo io hantsana io raha mihamandroso ny firenena, surtout ny firenena capitalist. Ohatra @ i Etas-Unis.
Dia io no nahatonga an-dry Karl Marx nampiditra ny ideologie socialist, mba hialana @ io fa saingy tsy nahomby (eritrereto kely fotsiny ny mety ho hantsana nampiavaka an'i Stalline t@ vahoakany).
Dia io no nahatonga an-dry Karl Marx nampiditra ny ideologie socialist, mba hialana @ io fa saingy tsy nahomby (eritrereto kely fotsiny ny mety ho hantsana nampiavaka an'i Stalline t@ vahoakany).
5. petsambava
(
13/04/2006 17:25)
Tsy azonareo angamba ny teny gasy !!ny teniko dia hoe MIHA LALINA ny hantsana mampisaraka ny manana sy ny mahantra ...izay hoe ilay écart mihintsy izany no tena hita fa miha lavitra e izany no hitako sy tsapako ary tsy maha menatra ahy ny milàza an'izany eto MADAGASIKARA no misy an'io zavatra hitako io...
7. petsambava
(
13/04/2006 17:56)
raha misakafo in1 mandeha @ resto Ratrema ataontsika hoe olona 4 maka entrée, résistance ary déssert ao @ COLBERT miampy boissons(appéro.,vins ,digestifs) ohatra tsy ho latsaky ny 500 000 fmg ny montant ny factures
http://www.madanight.com/madagascar-photo-18753.htm
raha misakafo eny amoron-dàlana i Ralita ataontsika hoe olona 4 mihinana vary à 3.000fmg ny plat 1 dia efa 12.000fmg efa henjana be izany ho an-dRalita...
izay ny anio tadiavina ny rahampitso tadiavina!!
http://www.madanight.com/madagascar-photo-10786.htm

8. 4mimananelatra
(
13/04/2006 18:12)
plein na 4*4(Sangyoung na Mercedes tout terrain na Toyota land cruiser) iray ana mpanakarena iray tsy karama 1 volan'ny classe moyenne iray akory eto TANA .
9. Fiffi
(
13/04/2006 19:19)
petsambava: ka inona ary no azo hatao eh ? arak'io voalazan'i lejim io hoe "eran-tany dia ahitana avokoa , ao ny mahantra , ao ny manana , ka na hiresaka , na hanadihady , na aninona aza isika , mety hampiova inona anefa izany eh ? hita aloha fa zavatra marina ireo sary nalefanao , saingy angaha moa misy zavatra azontsika hatao ?
Jero fotsiny ohatra ireo olona 3 monja hatramin'izao izay nandeha "nitsangatsangana" teny @ espace , moa ve mba hazonao an-tsaina ohatrinona ny fandehanana any ? nefa raha jerena dia misy koa ireo SDF izay mandady @ tany mandroaka ny ambon-tsakafon'ireny olona ireny. Izany rehetra izany eo hiany fa inona anefa no azontsika hatao ?

10. petsambava
(
13/04/2006 20:02)
Raha ny moba ny SDF sy ny Ralita eto MADA dia sasan'angy tsy mitovy ny SDF anie ka mbola misy ireo foyers manomé sakafo afaka mankany ry zareo mandro etc...ny SDF in1 ary no malaina ...manana chance kokoa ny SDF raha te hiverina ho toy ny olond-rehetra e.
Ny tena probléma hitako sy tsapako dia mahatsapa aho fa raha ny eto MADAGASIKARA dia ilay écart mihintsy no mihamitombo foana raha mijery fotsiny 1ére 2é ary ny 3é république..entre ny mahantra sy ny manankatao.
Ny solution dia avy any @ mpitondra na hiotra sahala @ inona aza ny tsy manana tsy hanana chance mihintsy.

11. voaignana
(
14/04/2006 04:21)
Mirotsaha ianao ry Petsambava ho pitondra hampifanatona ireo roa tota, Hanohana anao izahay.
12. kally
(
14/04/2006 07:56)
Ka "chance" ve no hanankinan'i Petsambava ny fahatafavoahan'ny tsy manana ka aiza no handeha ilay fandehany.
Dia inona izao no sosos-kevitra mba tena aroson'i Petsambava ary aloha ho jerena.
Dia inona izao no sosos-kevitra mba tena aroson'i Petsambava ary aloha ho jerena.
13. tapitra
(
14/04/2006 08:22)
ka na ialahy io aza ange tsaroako tsara ry Mpetsambava fa tena tsy nahalala olona mihintsy tamin'ireny mba nahazo toerana kely tao amin'ny Mama tao ireny ka tsy hitako mihintsy izay mampanontany an'ialahy an'izany fa ohatra an'ireny daolo ny olona rehefa mba mahazo voninahitra kely, dia manadino ny ambany, ka aiza no tsy hitombo ny ecart.
Fa na izany aza letsy tadidio fa tsy misy afatsy ny miezaka ihany fa na iza na iza mitondra eo rehefa tsy ialahy no miezaka sy mifofotra tsy mitondra mankaiza.
Fa na izany aza letsy tadidio fa tsy misy afatsy ny miezaka ihany fa na iza na iza mitondra eo rehefa tsy ialahy no miezaka sy mifofotra tsy mitondra mankaiza.
14. madera2
(
17/04/2006 17:41)
mazava ny voalazanao i pintsana fa ny sasany no mody tsy tehalala ny hevitra tianao havoaka . isaorako anao namoaka io hevitra iosatria anisa' ny tolona lehibeamin' ny ady amin' fitoviantsaranga ka marina fa na aiza na aiza firenena dia ahitana izany nefa tsy azo atao ve mba mifanakaikikaky ?satriasamy olo- belona fa tsy manao hoe tsindrio fa lavo, izay no azoko ambara ka misaotra beysaka.valio
15. prime
(
31/10/2006 13:37)
Mahaliana... fa saingy indrisy fa safidy io... safidy ny "libéralisme"... mazava ho azy fa maro ny vokatsoa ho azo amin'izany, fa saingy indrisy tsy maintsy misy koa ny "victimes" toy ny safidy ara-politika rehetra atao...