inona ary.....

1. diamondra27 ( 13/04/2006 14:14)
mba fantatrareo ve ry ireto ny maha samy hafa ny vehivavy sy ny bariera
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:49
2. Herimiafina ( 13/04/2006 14:25)
Ny iray handalovan'ny train moa ny iray handalovan'i Jhonny Rapida, hehehehe=))=))
3. pissoa ( 13/04/2006 14:28)
Dain kou izany ndroky kle :evil::evil:
4. diamondra27 ( 13/04/2006 14:36)
HM:non tsy zany ka fa mampime alou na de zany ihany e!
pissoa: manin akia za!

5. pissoa ( 13/04/2006 14:39)
Diams, i Herimiafina akia fa tsy indry an :-D:-D

Herimiafina, izay ... diso ny tenin-droky ;-):-D:-D:-D
6. hery ( 13/04/2006 14:43)
Sao dia resaka feu rouge? :-)
7. lapino ( 13/04/2006 14:43)
Mitovy ihany, samy mibahana sy misakana ny fisiany. Saingy ny barriere miaro tsy hahafaty!! :wink::-D:-D
8. diamondra27 ( 13/04/2006 14:55)
lapino: f'angah ny vhv mahafaty
9. Ragadona ( 13/04/2006 15:06)
Ny mampitovy azy no hitako : samy tia auto-stop
10. ikalakintina ( 13/04/2006 15:49)
ny labiera mahabe kibo ! fa ny vevavy maha be tsy haiko.....saika hamorona za fa tsy nety
11. pissoa ( 13/04/2006 15:51)
bariera ony fa tsy labiera kah :roll::roll:
12. Fiffi ( 13/04/2006 16:10)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. diamondra27 ( 13/04/2006 17:30)
ikalakitina: ny vhv koa be kibo indraindray ka!
14. kiali ( 13/04/2006 17:53)
tsy misy fahasamiafana fa samy maha be kibo!:D:D
15. kiali ( 13/04/2006 17:55)
hay ve bariƩre le izy fa tsy labiera eh!!! zah koa tsy mahay mamaky soratra tsony
16. diamondra27 ( 14/04/2006 03:34)
kiali: sao de mila solomaso?:-D:-D:-D
17. watafon ( 14/04/2006 06:33)
ny bariera manakana fa ny vhv mandefa !:-D:-D:-D inn anefa ?
18. dadabe ( 14/04/2006 06:38)
:evil::evil::evil:
19. diamondra27 ( 14/04/2006 07:11)
indro aza ny valiny e!

ny bariera tsy mila safoina rehefa hi-sauter azy, fa ny vhv mila safosafoina aloha vao sauter-na
20. kala ( 14/04/2006 07:29)
diam > ngah tokoa moa:roll::roll::roll::roll:

:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529