inona ary.....
22. Herimiafina
(
14/04/2006 13:30)
diamondra27:
indro aza ny valiny e!
ny bariera tsy mila safoina rehefa hi-sauter azy, fa ny vhv mila safosafoina aloha vao sauter-na
De ahoana ireny le tsy mila safoina ireny fa eman vola? ahan :@
25. totofy
(
14/04/2006 14:55)
ôôôô iza hono jhonny rapide :?::?::?:
ny itovizany no hitako : samy misokatra vao mandé ???
ny itovizany no hitako : samy misokatra vao mandé ???
29. onjah
(
19/04/2006 09:41)
diamondra27:
ny bariera tsy mila safoina rehefa hi-sauter azy, fa ny vhv mila safosafoina aloha vao sauter-na
Inona kay ilay sauter ?
33. kala
(
20/04/2006 13:43)
wata >tsy ankihetsika aloha rahavako :*:*:*
aleo miala fa sao enjehan'ny sasany @ basy eto :wink:
aleo miala fa sao enjehan'ny sasany @ basy eto :wink:
