inona ary.....
1. diamondra27
(
13/04/2006 14:14)
mba fantatrareo ve ry ireto ny maha samy hafa ny vehivavy sy ny bariera
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:49
2. Herimiafina
(
13/04/2006 14:25)
Ny iray handalovan'ny train moa ny iray handalovan'i Jhonny Rapida, hehehehe=))=))
5. pissoa
(
13/04/2006 14:39)
Diams, i Herimiafina akia fa tsy indry an :-D:-D
Herimiafina, izay ... diso ny tenin-droky ;-):-D:-D:-D
Herimiafina, izay ... diso ny tenin-droky ;-):-D:-D:-D
7. lapino
(
13/04/2006 14:43)
Mitovy ihany, samy mibahana sy misakana ny fisiany. Saingy ny barriere miaro tsy hahafaty!! :wink::-D:-D
10. ikalakintina
(
13/04/2006 15:49)
ny labiera mahabe kibo ! fa ny vevavy maha be tsy haiko.....saika hamorona za fa tsy nety
15. kiali
(
13/04/2006 17:55)
hay ve bariƩre le izy fa tsy labiera eh!!! zah koa tsy mahay mamaky soratra tsony
19. diamondra27
(
14/04/2006 07:11)
indro aza ny valiny e!
ny bariera tsy mila safoina rehefa hi-sauter azy, fa ny vhv mila safosafoina aloha vao sauter-na
ny bariera tsy mila safoina rehefa hi-sauter azy, fa ny vhv mila safosafoina aloha vao sauter-na
