Belge fa secouriste
2. Herimiafina
(
17/04/2006 21:43)
Au secour des français.
Mamonjy ny frantsay ve ry DM? hehehehe=))=))
Mamonjy ny frantsay ve ry DM? hehehehe=))=))
4. Herimiafina
(
17/04/2006 21:47)
Ary ataony inona hono ity olona efa tapa-doha klé? hehehehe=))=))
5. diamondra27
(
17/04/2006 21:52)
atao massage cardiaque fa inona indray aza!
ny iray manao bouche à bouche de ny iray mipompy:-D:-D
ny iray manao bouche à bouche de ny iray mipompy:-D:-D
6. Herimiafina
(
17/04/2006 22:02)
Velona tampoka eo io olona io vao rava eo ny hatsaikana ry DM klé. hehehe=))=))
11. diamondra27
(
17/04/2006 22:19)
=))=))=))=))
dain kosa HM e! tsy hombonako fa nahoana no tsy hisy ny pompiers vhv ? Fa zany hoe: vitsy fotsiny ry zareo sy mijanona any @ caserne ny ankamaroany manao sekretera
dain kosa HM e! tsy hombonako fa nahoana no tsy hisy ny pompiers vhv ? Fa zany hoe: vitsy fotsiny ry zareo sy mijanona any @ caserne ny ankamaroany manao sekretera
13. diamondra27
(
17/04/2006 22:23)
sekretera particulière
fa pompier belge any ngah tsy misy vhv mihitsy e!
('za nge mpompier e!:wink:)
fa pompier belge any ngah tsy misy vhv mihitsy e!
('za nge mpompier e!:wink:)
15. diamondra27
(
17/04/2006 22:31)
=))=))=))=))=))=))=))
de tsy arako fa toa blonde daholo no akamaroany
de tsy arako fa toa blonde daholo no akamaroany
17. diamondra27
(
17/04/2006 22:53)
mbola tsy velona foana le izay hatr@zao
aleo za hiditra kely hanao bouche à bouche
aleo za hiditra kely hanao bouche à bouche