cancer des seins

1. Nadya ( 21/04/2006 11:13)
Ceci est vrai :

Le cancer de sein !!!!!!!

Il s'agit de l'explication d'une des origines du cancer du sein.
C'est une specialiste en biologie cellulaire qui l'a ecrit, Mme
Gabriela
Casanova Larrosa de l'universite d'Uruguay :

Ca ne fait pas longtemps que j'ai assiste a un seminaire sur le
cancer
du sein. Pendant la periode de questions-reponses, j'ai demandé
pourquoi
l'aisselle est la place la plus commune pour developper le cancer
du
sein.
Ma question n'a pas eu de réponse alors, mais je viens de recevoir
un
courrier ou j'ai trouve la reponse à ma question, que je veux
partager
avec vous tous et toutes, La cause principale pour le cancer du
sein
est
l'utilisation d'ANTITRANSPIRANTS. La plupart des produits sur le
marche

sont une combinaison d'anti-transpirants et deodorants. Les
deodorants

sont inoffensifs.

Regardez, s.v.p. la composition de vos produits à la maison. S'il y
en
a qui contiennent chlorhydrate d'aluminium (meme sous le nom de
deodorants)
il faut les jeter a la poubelle et essayer des autres marques qui
n'ont
pas de composants sur base d'aluminium.
Il y en a sur le marché. La raison est simple. Le corps humain a
seulement quelques zones susceptibles d'éliminer des toxines :
derrière
les genoux,
derrière les oreilles, l'entrejambe et les aisselles. Les toxines
sont
éliminées sous forme de transpiration.


Les anti-transpirants empêchent cette transpiration, donc évitent
la
mission corporelle d'élimination de toxines au travers des
aisselles.
Ces
toxines ne disparaissent pas. Elles sont stockees dans les glandes
lymphatiques qui se trouvent en dessous des bras. La plupart des
cancers

de sein sont origines dans cette region superieure du sein.


Les hommes sont moins susceptibles de developper ce type de maladie
car

meme s'ils utilisent les anti-transpirants, ceux-ci restent sur les
poils

des aisselles et ne s'appliquent pas directement sur la peau. Les
femmes
qui s'appliquent ce produit tout de suite apres le rasage sont en
train

d'accroïtre le risque car les petites blessures causées par le
rasage
font que les produits chimiques pénétrent plus facilement dans le
corps.

S.v.p., informez toutes les femmes et tous les hommes que vous
connaissez.


Le cancer de sein prend aujourd'hui des proportions vraiment

alarmantes.Si avec cette notice nous pouvons en eviter quelques-uns,
ça
ne sera jamais du temps perdu.

Merci




novalian'i miraymel ny 26/11/2007 09:35
2. tiatsara ( 21/04/2006 12:43)
Merci Nadya.
bon à savoir.
3. dadabe ( 21/04/2006 12:50)
Nadya a> tiko be ianao fa tena ataovy @ teny gasy kely hoe azafay fa tena tsy mahay teny frantsay ny havanao e:(:(:( zany ann!!
na izay mahay mamintina dia mba fintino hoe azafady
4. fijo ( 22/04/2006 03:26)
tena ezaka be vao azoko le dikany,fa ny tena moa tsy mahay teny farany tsy hay.
nefa moa dia mahasoa kay ilay zavatra,ka misaotra eeeeeeee
5. akamatiana ( 22/04/2006 03:37)
Merci Nadya:)
6. diamondra27 ( 22/04/2006 05:46)
maninona hono no ambany helika no toerana misy cancer foana matetika ? Fa tsy nahazo valiny le madame nametraka kestion Hay hono taratasy zany no nalaefan'ny le olona de toa izao ny valiny:

aza mampiasa ireny produits anti-transpirants ireny intsony hono fa ireny no mampisy sy mahatonga ny cancer ; toy ny déodorant

de jereo ny composition an'ilay produit fa raha misy
chlorhydrate d'aluminium (meme sous le nom de
deodorants) de
ariho any @ poubelle de andramo ny marika hafa tsy misy composants sur base d'aluminium......
7. diamondra27 ( 22/04/2006 05:49)
de aleo ny sasany indray no mba hanao le traduction

fa tandremo hono surtout ianareo lhl mampiasa an'io a!(déodorant sy anti-transpiration)
8. pitchou ( 23/04/2006 16:03)
tantara be izy izany! ilay madama kely fantatro voan'ny cancer du sein d tsy mbola nampiasa izany anti-transpiration izany na déodorant izany! fa voa izy aloha,
9. Nadya ( 24/04/2006 05:54)
ka le izy nge tsy voatery hoe avy aminio e, fa zavatra azo hitandremana dia aleo aloha tandremana mba hialana amin'ilay aza aleo misoroka toy izay mitsabo raha mbola fantatra hoe mety mahatonga dia afaka mbola tandremana izany ange e.
10. diamondra27 ( 24/04/2006 16:13)
cancer de peau zao de avy @ masoandro hono no fiaviany
11. yonikafopl ( 24/04/2006 16:24)
:roll::roll::(:(
12. pitchou ( 25/04/2006 18:49)
fa ho solon'ny deo an! tsotra kely: alamo totoina d levonina anaty rano d atao antin'ireny tavoangy roll ireny na pchitt pchitt ireny!
13. toubib ( 03/05/2006 06:34)
Fa ny antontan'isa niaingana klou tam zahay mbola nianatra raha alahatra mijotso dia toy izao ireo antony mahatonga azy io:
1- ny vhvh nanana reny na renibe na nenitoa efa voan'ny homamiadana (tsy voatery hoe nono an)
2- ny vehvv tsy nampinono mihitsy na zara fa nampinono
3- ny vehivavy lava loatra ny fianarany teny am oniversitea
4- ny vehivavy mpifoka sigara.
Aorian'izay mbola misy lisitra maro2;Fa tsy mitsipaka kosa klou zah hoe misy tsy ao anatin'ireo nefa dia tratrany ihany.
14. toubib ( 03/05/2006 06:40)
Raha tsy diso aho dia sira avy amin'ny aluminium koa ny raiki-pohin'ny alamo (tsy haiko na sulfate na chlorhydrate na hydroxyde, na silicate...) kanefa tsy voaporofo ny maha "cancerigène" ny alamo. D izao koa no mba fantatro fa ny produit rehetra "synthétique" na inona na inona dia ahihiana ho izy avokoa: ny tétine-na biberon, ny lokomena, ny tavoahangy plastika fasiana rano mineraly na zava-pisotro ireny indrindra raha tratry ny hainandro, ny poulet de chair....
15. yonikafopl ( 07/05/2006 18:11)
:roll::roll:
16. yonikafopl ( 07/05/2006 18:13)
hay mou le homamiadana ka cancer ve ny dikany eeeeeee
de inona kay no nahatonga an le izy we homamiadana??? izany hoe haniny miadana eo zany ve le vatana, avy eo maty sa...???
17. fasaly ( 07/05/2006 19:40)
yonika!:-*:-*:-*
18. yonikafopl ( 09/05/2006 12:17)
fasaly :oops::cry: :-*:-*:-*:-*
19. mamzelkely ( 09/05/2006 12:44)
yonika satri le maladie mihinana miadana zany we le izy ts tonga de hita be fa mi-évoluer tsikelikely de zay angamba
20. miraymel ( 26/11/2007 09:35)
merci nadya,
fa tena mijaly ny voan'ny cancer, efa tena nahita marary any amin'ny hopitaly voan'ny cancer du sein
fa ny azy manao vola indrindra fa pièce, any anaty soutien no tena fady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2786