Ingahy manana

1. dragon2madagascar ( 22/04/2006 06:47)
Salama e!
Ingahy manana no lohatenin'ny hira vaovao ao @ takelaka MALAGASY POLI-ZIKA http://dragon2madagascar.over-blog.com/

Ny antsoina hoe ingahy manana
dia ireo izay mihazona ny lamboridin'ny fitondrana, fintantanana sns...
Ny ingahy manana dia be takolaka hatrany,
Ny ingahy manana dia tsy ory mofo sy dobera vao maraina,
Ny ingahy manana dia manan-janaka mandia ny sekoly maha-manana ihany,
Ary ny ingahy manana ve mba mahatsiaro ny mpiray-tanindrazana osa ?

Vangio ny takelaka raha mety miasa aminao ny tohiny.
Veloma e!
novalian'i Fiffi ny 27/04/2006 12:12
2. Fiffi ( 22/04/2006 07:01)
misaotra anao , fa aiza kay no ahitana ny tohin'io ? toa tsy hitako na dia mba nikaroka hiany aho an!
3. dragon2madagascar ( 22/04/2006 07:25)
Ao @'ilay hoe "Ingahy manana @n-tsoratra".
Raha ny valin'ny fanontaniana (Ary ny ingahy manana ve mba mahatsiaro ny mpiray-tanindrazana osa ?) no tadiavin'ise dia tsy voafaritra mazava. Ny hira dia manome sori-dalana hoeti-mandinika fotsiny fa anjaran'ny tsirairay no mamaly e!
Mankasitraka @ fazotoana mamaky sy mihaino hatrany.
4. Fiffi ( 22/04/2006 07:28)
misaotra anao fa dia ho jerena zany :):-*
5. dragon2madagascar ( 22/04/2006 07:37)
Raha ny pejy misy an'ilay "ingahy manana" mihitsy no tsy hitanao, tsindrio ilay sary misy PMO eo ambanin'ilay hoe pejy natoraka farany.
6. Fiffi ( 22/04/2006 07:48)
hitako tsara aloha ilay izy an! saingy misy an'ity hoe " Cliquez ici pour exécuter un contrôle ActiveX sur cette page web" dia nataoko tokoa moa io saingy "veuillez patienter" de hatramin'izao aho mbola miandry.
7. dragon2madagascar ( 22/04/2006 07:54)
Zava-baovao tamiko koa io. Asa, mety ilay "over-blog" angamba no manao an'io. Fa rehefa ekanao iny dia mandeha izy ka. Miandry kely (toy ny gasy milahatra vary na lasantsy e!) :D
8. Fiffi ( 22/04/2006 07:58)
:-D:-D:-D:-D:-D ka efa milahatra kosa aloha zah io an! :-D:-D:-D fa efa nataoko "OK" fa dia miandry ny anjarako sisa zany eh! :)
9. dragon2madagascar ( 22/04/2006 08:03)
Raha ny fahazahoako azy dia ny fotoana hi-chargen'ilay mozika io mila endrasana io. Ka arakaraky ny "connection" sy ny solotsaina angamba ny azahoana ny vary malaky na tsia. Tsy misy hoe manome kely dia vitain'ny fokontany haingana ny raharaha... :lol:
10. dragon2madagascar ( 22/04/2006 08:27)
Raha izay tsy mbola nandeha foana dia mety diso aho... mandalo-dalo eo ihany aho mijery hoe tafiditra ianao na tsy. Raha tsia mantsy dia tsy maintsy hiosona informatika indray hitadiavana ny tsy mety. Mahereza e! Izay maharitra vadina Malagasy!
11. Fiffi ( 22/04/2006 10:39)
:( tsy mandeha eh! fa dia handramako hiany androany !
12. dragon2madagascar ( 23/04/2006 05:35)
Mandeha ilay pejy ka! Maro no tafiditra... fa nisy olona hafa koa aloha nanoratra milaza hoe tsy mety maheno hira! Ka dia tsy aiko loatra hoe aiza no maninona. Ny fantatro fotsiny dia ny hoe ela ela noho ny taloha ny "fichargena"ilay hira noho ny fifindrana "hebergeur" angamba. Enga anie ianao ho tafiditra ihany atsy ho atsy... veloma e!
13. Fiffi ( 23/04/2006 05:42)
asa zany re fa ny pc-ko mihintsy zany no misy olana fa io indray aho manandrana fa tsy mety an! :(
14. dragon2madagascar ( 23/04/2006 05:50)
Andramo indray ary avy eto no mihiditra http://dragon2madagascar.over-blog.com/5-archive-04-2006.html
Nefa tsy maintsy hisedra ilay ActiveX control ihany aloha ianao e! :( Izay no farany azoko atao fa dia maniry ny soa rehetra e!
15. Fiffi ( 23/04/2006 05:56)
^:^^:^^:^ =D=D=D=D misaotra anao fa zay fa mety an! io ary fa efa mihaino aho an! misaotra anao indraindra an! :-*:-*
16. dragon2madagascar ( 23/04/2006 06:05)
^:^ Tsy misy isaorana e!
Misy ,milaza hoe IExplorer no mangataka ilay ActiveX Control fa ny Netscape tsy, asa izay fahamarinany fa ampitaiko ihany sao misy hafa tsy tafiditra.
Zay vao tena veloma zany kno. :D
17. Fiffi ( 23/04/2006 06:08)
de mandrapihaona indray zany ? :) :-* misaotra an!
18. fijo ( 23/04/2006 17:21)
za tsy mety maheno le izy
19. pitchou ( 23/04/2006 18:38)
nenà le fetombohany fotsiny no henoko
20. Fiffi ( 24/04/2006 04:26)
fijo: pitchou: ny ahy aloha dia io ilay faha-2 io no mandeha fa tsy ireo voalohany ireo an! pitchou ah ! jereo ny volume fa noheverko fa tsy mandeha koa ilay faha-2 , kay ny volume no ambany loatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8922