ela be tokoa ilay fotsy fotsy eo amin'ilay lecteur vao mivadika gris tanteraka fa ela ny ela naheno ihany kle. Araky ny voalzan' i fiffi : ^:^^:^^:^=D=D=D=D
Misy be takolaka ve aminareo mpandalo eto:?: Sao afangaron-dry zalahy amin'ny ingahy manana isany fa raha vao mifanena aman'olona tonga dia ataovy tonga aloha ny hoe ny takolakay vahana fa tsy mpitondra akory zay :lol:. Za aloha skill kely eh!