tsara ho fantatra ho antsika namana reetra izay afaka
1. ravatorano
(
21/04/2006 08:02)
mijery gazety amin ny alalan ny solosaina dia ireto misy adiresy tranokala vitsivitsy tsara hananana momba ny gazety malagasy :
http://www.madagascar-tribune.com
http://www.lagazette-dgi.com/
http://www.lexpressmada.com
http://www.hebdomada.com/index.php
http://www.midi-madagasikara.mg/
http://www.lequotidien.mg
Dia mazotoa arany mamaky eh
:wink::-w
http://www.madagascar-tribune.com
http://www.lagazette-dgi.com/
http://www.lexpressmada.com
http://www.hebdomada.com/index.php
http://www.midi-madagasikara.mg/
http://www.lequotidien.mg
Dia mazotoa arany mamaky eh
:wink::-w
novalian'i Fiffi ny 03/05/2006 08:09
3. Fanja1
(
21/04/2006 08:54)
merci zoki ravato, ilay quotidien sy hebdo no mbola tsy hitako raha ts'izao , merci bcp :-*
4. lapino
(
21/04/2006 13:05)
Misaotra an-dRavatorano e! :)
Hay mbola nisy hebdomada sy lequotidien? Ireo sasany ihany no mba fijeriko indraindray!
Hay mbola nisy hebdomada sy lequotidien? Ireo sasany ihany no mba fijeriko indraindray!
13. Fiffi
(
28/04/2006 09:44)
ravatorano: tena mazoto toka moa izany an! fa ny zavatra mahagaga ahy dia izao: be ny namana mandefa dinika momba ny zavatra miseho any Dago , nefa hita eto @ gazety avokoa ireny dinika fy fanontaniana hapetraka sy ny valiny ireny. Saingy mba liana mamaky gazety ve aloha ny namana ? nefa raha toa ka manaraka ny vao2 ao à gazety ao dia afaka tsara @ zay manome ny heviny eto sa ahoana hoy ianao ?
15. Fiffi
(
03/05/2006 08:09)
ravatorano: io ary fa mbola gaga hiany zah fa betsaka mihintsy ireo dinika ao @ politika alefa , nefa toa tsy misy mamaky gazety akory fa samy milaza zay tiany sy be menomenona hihihihihihhi