Whisky sy Rhum.

1. xxx ( 21/04/2006 19:04)
Ampio re tompoko, inona no whisky mora sy rhum mora de aiza no mety azo hanafarana fa tena te-higoka mafy zah izany e. :miam:
HM
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 10:31
2. kiali ( 21/04/2006 19:08)
inona ny dikan'ny lay HM? herimiafina ve?
3. Herimiafina ( 21/04/2006 19:25)
Ary traingin'ileiry le parafy le, hehehehe=))=))
4. vale ( 21/04/2006 20:14)
:-D:-D:-D
5. Herimiafina ( 21/04/2006 20:17)
Mora fa mba class no tadiviko an! hummm :-D
6. cutie ( 21/04/2006 22:29)
tekila sotroina e :-D:-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 21/04/2006 22:33)
Sec loatra iny klé, mila voasary makirana sady tsy de misy BOUQUET loatra.
Pina Colada no favy raha te hisotro njy! :*
8. cutie ( 21/04/2006 22:35)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tsy mahery pina colada
9. Herimiafina ( 21/04/2006 22:57)
Inona koa ary re e! Vodka, iny koa tena tonga de mahatonga any amin'ny lanitra fahafito mihintsy an! hummmm :@
10. Fiffi ( 22/04/2006 05:00)
Herimiafina: nga tena malaza @ io whisky io no tena hidiran'izay te hisotro ka hiafenana @ xxx de hasiana sonia hoe HM ? :wink:
11. diamondra27 ( 22/04/2006 07:03)
HM:fa ireny cocktail omeko ireny ngah tsy mety intsony?

triple sec indray handramana e!

chivas indray andramana ary e!:oops:




12. xxx ( 22/04/2006 09:52)
sambo no tena milay
13. mirana5 ( 22/04/2006 10:34)
zà mbo te higoka hiaraka aminareo ry reto a, aiza no fotoana?? Rhum voavôtra no entiko @ zany kitakitano ny dia é!!
14. kiali ( 22/04/2006 11:23)
mamo sahdy zah zany!
15. cutie ( 22/04/2006 14:03)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 22-04-2006 03:57:49
Lohateny : Re : Whisky sy Rhum.
Inona koa ary re e! Vodka, iny koa tena tonga de mahatonga any amin'ny lanitra fahafito mihintsy an! hummmm

aleoko divay :-D
16. xxx ( 22/04/2006 14:42)
:-w:-w:-w
17. cosabuena ( 22/04/2006 15:51)
Sosokevitra: "Centenario" no anarany, whisky tena orginal avy aty Nicaragua; "Flor de Caña - Gran Reserva", rhum tena milay ko, andramo e de lazao refa avy eo.8-)8-):-P:^):^)
18. diamondra27 ( 22/04/2006 20:27)
cosabuena: ary za tsy nirosoanao an'io t@za tany an
19. Herimiafina ( 22/04/2006 20:41)
Misaotra betsaka daholo!
Ny alikaola Sud americaisn marina no tena hitako tena favy an!
Manao chin chin anareo rehetra. :miam:
20. zouzou ( 22/04/2006 20:53)
avy fa omeko "betsabetsa" i HM tena milay an !!! :°):°):°):°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2633