Whisky sy Rhum.

21. Herimiafina ( 22/04/2006 21:03)
Kayiiiii! I zouzou marina! Elaela njy tsy hita an! Inona no vaovao sy maresak! Tairo Hifanotsafa kely tsika mitsam! Mbarakaly? :-*

Raha misy Gilomidro na Gozomel koa any de vao maika favy be, Mangahazo no atao tsaky, hummmm :@
22. zouzou ( 22/04/2006 21:09)
Herimiafina:

Kayiiiii! I zouzou marina! Elaela njy tsy hita an! Inona no vaovao sy maresak! Tairo Hifanotsafa kely tsika mitsam! Mbarakaly? :-*

Raha misy Gilomidro na Gozomel koa any de vao maika favy be, Mangahazo no atao tsaky, hummmm :@



tsara aby mbarakaly

:{:{:{ classika fisaka na botakely no misy o !!
dia ilay maskita voakena sy sôsy voandro no ady eo.
Ka ahoana miady ve sa tsia ?
23. Fiffi ( 23/04/2006 06:25)
vavy sa lahy aloha i zouzou ?
Herimiafina: ahummmm raha vao resaka sakafo sy taoka de eo foana ianao an! ahummm
24. zouzou ( 23/04/2006 06:45)
tsy aiko moa na lahy aho na vavy :/:/:/ :?: :?:

25. Fiffi ( 23/04/2006 09:40)
:roll:
26. Herimiafina ( 23/04/2006 19:21)
Fiffi: vavy i zouzou kah.
zouzou: tsara be! Mifanotsafa.
Io saosy voandro io izao no tena hitako mboloa tiko andramana, ataotsika masikita trafokena no tsaky de asiana saosy voandro, hummm :miam: :@
27. tovolahy007 ( 23/04/2006 22:30)
salut
Jack Danyel ,andramo fa milay be,de ra mahatakatra koa de J&W le Blue label .
Andramo fa ho afa-po enao.
28. bichette ( 24/04/2006 08:38)
:^)
29. Herimiafina ( 24/04/2006 15:22)
Misaotra betsaka daholo!
Bichette: maninona njy? :-*:-*
30. cutie ( 24/04/2006 20:40)
Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 24-04-2006 03:30:43
Lohateny : Re : Whisky sy Rhum.
salut
Jack Danyel ,andramo fa milay be,de ra mahatakatra koa de J&W le Blue label .
Andramo fa ho afa-po enao.

efa namely an'reo nga :-D:-D:-D:-D
31. cutie ( 24/04/2006 20:40)
Mpandefa : cosabuena [ Valio ] 22-04-2006 20:51:39
Lohateny : Re : Whisky sy Rhum.
Sosokevitra: "Centenario" no anarany, whisky tena orginal avy aty Nicaragua; "Flor de Caña - Gran Reserva", rhum tena milay ko, andramo e de lazao refa avy eo.

ary negro madella ve efa henonao:wink:
32. mandrindra ( 26/04/2006 14:00)
cutie:

Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 24-04-2006 03:30:43
Lohateny : Re : Whisky sy Rhum.
salut
Jack Danyel ,andramo fa milay be,de ra mahatakatra koa de J&W le Blue label .
Andramo fa ho afa-po enao.

efa namely an'reo nga :-D:-D:-D:-D



cutie, ny toaka sotroina fa tsy asiana ka :D. samy tsara ireo fa ny tsirony dia tena samy hafa be mihitsy.

raha te ho tonga any amin'ny lanitra fahafito haingana dia TGV sotroina e, anjaran'ny mpisotro no misafidy ny direktio avy eo.
33. cutie ( 26/04/2006 18:13)
in zany TVG:roll:
34. tovolahy007 ( 27/04/2006 00:14)
salut..!
cutie>tsy manandrana zany tsony ka,efa io mitsy ny fisotroko zao ko,fa le J&W blue label aloha refa misimisy sosy za vao mamely an'io e,lafo le izy ko.fa ny Jack no miainga e.
Ny toaka sotroina fa ny fanahy tsy avalana.
hahahahaha
35. cutie ( 27/04/2006 09:34)
:-D:-D:-D:-D:-D
36. mamzelkely ( 27/04/2006 11:16)
ts misotra zah sinon natoroko ihany toi klé :-D:-D
37. mandrindra ( 28/04/2006 07:01)
cutie:

in zany TVG:roll:

TGV : tequila gin vodka, azo ampiana sirop menthe kely raha tiana.

38. cutie ( 28/04/2006 19:31)
misy nga any @ mandrindra :-D:-D:-D:-D:-D
39. mandrindra ( 02/05/2006 07:37)
sirop sa tgv ? :D misy ny rehetra aty raha te hanainga vra miaraka amiko
40. cutie ( 02/05/2006 21:11)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 02-05-2006 12:37:12
Lohateny : Re : Whisky sy Rhum.
sirop sa tgv ? misy ny rehetra aty raha te hanainga vra miaraka amiko
Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra

izy roa koa, nga tsy azo ampiarahina reo :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0907