inona no tokony hataoko?
1. xxx
(
22/04/2006 20:18)
Mba misy fanontaniana kely 'za ôooooo!
Ankehitriny dia efa misy olona miaraka amiko nefa izaho tsy mitady vady na sipa fanampiny intsony aho.
Ny maha-very hevitra ahy dia hoe: inona no tokony hataoko fa misimisy ireo lhl mamboraka fitiavana amiko nefa izaho efa mitsotra @izy ireo fa tsy libre intsony; ny tiako anefa dia mba ho lasa namako tsotra izy ireo fa tsy hoe: tsy nahazo dia lasa.
Miala tsiny @ireo izay mitady dia tsy mahita na koa mijaly @ fitiavana @izao fotoana fa tsy mieboebo akory sanatria fa samy mametraka olana eto sy mitady vahaolana eto isika

novalian'i diamondra27 ny 04/05/2006 05:50
2. Herimiafina
(
22/04/2006 20:37)
Hummmmm :@
Tsy mahavery hevitra izany kah! Tsy tokony hahavery hevitra satria ianao vehivavy de ry zareo lehilahy ka normale raha manadala izy na mananihany.
Ny tokony hataonao? Ento ny vadinao rehefa miresaka aminy, fa na hiteny injato amberivo eo aza ianao hoe efa manana vadibe ka raha sty hitan'ny masony izany de aza gaga raha hanadala sy hikaotikaoty eo foana izy.
Ny olombelona mantsy efa materaialista loatra ka tsy mino raha tsy mahita. Koa aleo hitany mihintsy rehefa tsy ampy azy ny teny hoe: efa engagée zah.
Manarak'izay dia:
Tsy misy tokony ialanao tsiny raha ny fahamarianna no nolazainao. Asehoy directa mihintsy toy izao fa aza afenimpenina fa ny fanafenana aza no mitondra olana kokoa. :@
de farany, tadidio an! aza mijangajanaga, de aza misaraka fa fahotana izany ka lasa afobe ny fiainanao raha manao izany ianao. :@

3. Fiffi
(
23/04/2006 04:31)
Ny maha-very hevitra ahy dia hoe: inona no tokony hataoko fa misimisy ireo lhl mamboraka fitiavana amiko nefa izaho efa mitsotra @izy ireo fa tsy libre intsony; ny tiako anefa dia mba ho lasa namako tsotra izy ireo fa tsy hoe: tsy nahazo dia lasa.tsy hitako izay maha-very hevitra anao @ zany , lazao fotsiny ireo olona ireo fa efa manana ny tianao ianao , ary maninona koa moa raha hasehonao azy ireo ny olontianao ? dia ho hitany ao fa efa manana olontiana tokoa ianao.
Ny olombelona mantsy efa materaialista loatra ka tsy mino raha tsy mahita. Koa aleo hitany mihintsy rehefa tsy ampy azy ny teny hoe: efa engagée zah.Herimiafina: indrisy akia fa tena mbola maro tokoa ny mihaina @ zany an! fa izay fotsiny ry xxx an! mba hialanao @ io adin-tsaina io dia ny maha-tsara azy dia présenteo @ ireo olona ireo ny olon-tianao dia ho hitanao fa hitsahatra ry zareo , ary koa mba manaova konvainkante hoe efa manana olon-tianao ianao , maninona koa moa raha hasiana kely fampisehoana hatezerana ? eny na dia mba tianao aza ny hitazona azy ireo ho namana , fa tsy misy afatsin'ny fanaovana fampisehoana azy ireo ny olon-tianao de azy ireo @ zay no hiheritreritra. Courage eh!
4. pissoa
(
23/04/2006 08:33)
Lasa tsy azoko ny fanontanian'i xxx rehefa mamaky ny hevitry i Herimiafina sy i Fiffi izaho.
Angaha ny olana tsy hoe mba tiany ho namany ilay lehilahy, namana tsotra izany e, nefa rehefa tsy mahazaka azy hoe sipa dia lasa ...
Angaha ny olana tsy hoe mba tiany ho namany ilay lehilahy, namana tsotra izany e, nefa rehefa tsy mahazaka azy hoe sipa dia lasa ...
5. fasaly
(
23/04/2006 09:02)
xxx: hummmmm! mahaiza mitonja baolina aza e!:°):°):°)
tsory mazàva ny ao ampo de hisy hisainanjareo sy handraisany fanapahankevitsa e!:-D
tsory mazàva ny ao ampo de hisy hisainanjareo sy handraisany fanapahankevitsa e!:-D
6. Fiffi
(
23/04/2006 11:12)
Lasa tsy azoko ny fanontanian'i xxx rehefa mamaky ny hevitry i Herimiafina sy i Fiffi izaho.tsy azondry ve zany akia ry pissoa ? zao ary an! raha fitiniko dia izao: ny tsara hatao hoa dia ny fanaovana présentation @ ireo olona mokoty an'i xxx ny olona miaraka aminy ary tiany @ zay dia ho hitan'dry zareo tsara fa tsy libra intsony i xxx de @ zay dia tsy ho rava ny fanaovana namana azy ireo ! mety ve akia ry pissoa ?
7. diamondra27
(
23/04/2006 16:21)
de tsy maintsy asiana présentation foana ve 'zany ry fiffi?
indraindray koa nge le fahatsoranao miresaka aman'olona de mitarika azy hikoty anao e!
indraindray koa nge le fahatsoranao miresaka aman'olona de mitarika azy hikoty anao e!
8. vale
(
23/04/2006 19:56)
xxx::-* courage akia fa matetika mitranga izany à! mety tezitra ngamba ry zareo dia tsy te hanohy na dia amitié fotsiny aza!noho izany aza atao mamaky loha be loatra fa be dia be koa ny lhl tena azo atao namana fotsiny raha namana lhl no tadiavindry!!!:wink:
9. Ragadona
(
24/04/2006 04:12)
Aza hadino koa anefa fa tsy vitsy ny cas n ny lhl no tsy maintsy miala amin izay olona efa nokotiny refa tsy azony na dia namany aza teo aloha.Tsy misy hevitra ratsy na hatezerana na kely akory aza ao am badik io fa voatery misitaka fotsiny na dia resy lahatra aza ny saina hoe azo atao ny mifandray amin ny fomba hafa. Ny antony dia sarotra fotsiny izao ny mitady izay tokony hametrahana ny tongotra eo amin ny fifandraisana avy eo na koa toa misy henatra manalokaloka zany .... tena exp vecue io an
10. kala
(
24/04/2006 05:05)
:roll::roll::roll:
tsy haiko na zà no tsy mahazo tsara fa mbola mety ve zany ny hahampinamana tsara an'i xxx sy ireo nikôty ka tsy nahazo azy.:wink:
raha amiko ndray ry xxx angah moa njy voatery hinamana amin'izy ireo ê! mitadiava namana hafa mbô madio saina:-* sûre fa tsy hanapoizina ny fiarahanao sy ilay efa nekenao./.

11. Fiffi
(
24/04/2006 05:16)
diamondra: de tsy maintsy asiana présentation foana ve 'zany ry fiffi? ka tsy aleo ve akia manao an'io ? @ zay sady ho voatazony ho namany hiany ireo olona ireo no tsy hikoty azy intsony , sa ahoana hoy ndry ? satria tiany ho tazomina ho namany tsinona . Dia rehefa natao ny présentation de mijanona ho namany ireo olona ireo , no sady tsy hikoty azy intsony sa...... ?
12. mamzelkely
(
24/04/2006 06:50)
xxx mbô tiny zany njy ko inn aza avelao izy hanao zay ataony fa njy no manao réaction ts mivaky loh ts mampiseho fitiavana ftsn de zay ka io ngeh ts maintsy ôtran'izany fôna eee refa mbola mi-insiste de aza resahana trony :-*
13. rapala
(
24/04/2006 09:06)
raha za i xxx tsy hivaky loha izany,ilay mi-flirt ko ange ka mahasalama sy mampiakatra ilay 'ego'e, tsy midika koa izany hoe tsy maintsy manaiky hatao sipa na vady - raha mahay mi-control ny emotion-nao ianao dia tena mahafinaritra mihintsy ilay be mpikitika toa anao io:wink::wink::wink:
15. xxx
(
24/04/2006 12:26)
xxx:
ny tiako anefa dia mba ho lasa namako tsotra izy ireo fa tsy hoe: tsy nahazo dia lasa.
Fa maninona ary no hoe ny tiako de mba ho lasa namako izy "ireo". Fitiavana te hanana-namana bedabe ve sa fitiavana mba ho be mpitia eny foana (mba malaza e), sa sao mba mety hisy hiverenana raha tsy misy tsy mety ...?
Asa aloha...
Ahoana hozy i Fifii amin'io
16. mandrindra
(
24/04/2006 14:36)
ôtsan'ny mampihomehy ahy i xxx izany an !!!
raha olona mandondona ka tsy vohaina varavarana izany toa sarotra ny hilaza azy hoe aleo ianao eo ambany lavarangana eo foana fa aza mandeha an, amin 'izay isika afaka mitafa foana.
ohatra izao i xxx mandeha mividy fiara, na lamba, na akanjo, na mitady asa. dia tsy raikitra ny varotra satria nifanaraka tamin'ny vidiny. dia hoy ilay mpivarotra mantsy an'i xxx:"aleo isika mijanona ho mpinamana tsotra an". ahoana no andraisanao an'izany ?
varotra tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana. ny tsy nahazo dia lasa tsy midika fankahalana. raha sendra mitapô any aoriana anie mifampiharaba sy mifampiresaka toy ny ol rehetra e, tsy efa namana ve izany ? sa ny an'i xxx ilay mbola hiahaona isananadro sy hifampitél foana no tadiavina ?

17. cutie
(
24/04/2006 19:18)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 23-04-2006 01:18:37
Lohateny : inona no tokony hataoko?
Mba misy fanontaniana kely 'za ôooooo!
Ankehitriny dia efa misy olona miaraka amiko nefa izaho tsy mitady vady na sipa fanampiny intsony aho.
Ny maha-very hevitra ahy dia hoe: inona no tokony hataoko fa misimisy ireo lhl mamboraka fitiavana amiko nefa izaho efa mitsotra @izy ireo fa tsy libre intsony; ny tiako anefa dia mba ho lasa namako tsotra izy ireo fa tsy hoe: tsy nahazo dia lasa.
Miala tsiny @ireo izay mitady dia tsy mahita na koa mijaly @ fitiavana @izao fotoana fa tsy mieboebo akory sanatria fa samy mametraka olana eto sy mitady vahaolana eto isika
odio fanina akia ry xxx a :-D
18. sasa
(
25/04/2006 04:09)
xxx rehefa tsy nahazo anao izy ka lasa, avelao izy handé, na hinamana aminao koa izy na tsia, d aza hiasana saina izany, satria raha mbola mi-insiste ny hinamana aminy ianao, d otrany hoe te-hiaraka aminy ihany fa saingy am fomba hafa kosa, mety mbola hanantena anao koa izy amzay ka manjary hampisy olana anao indray avy eo, sady raha mbola mifandray be ianareo d possible hanadala anao foana izy. ka ny hevitra tsara indrindra angamba d avelao izy handé fa mino aho fa tsy hampaninona anao izany
19. Fiffi
(
25/04/2006 08:17)
Ahoana hozy i Fifii amin'iohanontanio an'i xxx fa tsy zah no mitady an'izany an!
Fa raha ohatra kosa ary ka mba tiany ho hijanona ho namany tsotra ireo olona ireo , aiza ny olana ?
Ohatra zao i xxx2 io , manana namana ianao , ary ianao efa manana olontianao , ireo namanao ireo mikoty anao , ianao anefa tsy libra , ny zavatra mba tianao kosa dia ny hijanon'ireo olona mikoty anao ireo ho namana tsotra , aiza ny olana @ zany ? tsy azo hatao ve zany ? sa raisinao ho ratsy ny hitohizan'ny fifampinama @ ireo ry xxx ? ianao hiany no hafaka mamaly ireo fanontanianao ireo an!