inona no tokony hataoko?

21. sakaizakely ( 25/04/2006 21:53)
Tsy hitako izay havaly anao satria za kou efa sendra an'io tsy mahazo de lasa io:cry:

Samy tao @ lyfr enay sy CM. Nifankahita t@ soirée gasy taty tanà orly 10 taona taty aorina dia za mba faly be nifankahita taminy nefa izy nikotikoty be sady heno be we nigoka whisky be dia tsy noresahako firy. 2 volana avy eo dia nantsoiny t@ portable fa azony tany @ namako fantany ny n°-ko. Hay enao ozy hanambady, aza manao an'izany fa avia miaraka amiko. Nolazaiko tsotra taminy fa ilay(ho)vadiko no tiako. Tsy henoko intsony izy rehefa avy eo, mandrak'androany. 4 taona izay. Za nefa tena faly nifankahita taminy ary nanantena fa ho mpinamana izahay. Déçue be za. Inn kay no tokony ho filazana azy tsy haha-vexé ilay olona ? Maninn kay rehefa tsy azo le vhv dia snober-na be ohatran'izany ? Sa hambo-po no mahatonga azy hanao an'izany ? Ahoana ny hevitrareo lhl @zany ?
22. sasa ( 26/04/2006 04:00)
efa matetim-pitranga io cas io ny lhl matetika rehefa tsy mahazo d lasa, tsy azo terena izy rehefa tsy te-hinamana aminao fa avelao izy handé fa izay no fantany fa hahatsara an'azy, sady raha tena tia anao izy d mbola hanadala anao foana eny fa na d mpinamana aza, aleo izy miala mangingina fa tsy misy solution mintsy io. satria amour no ilainy fa tsy amitié, ka tsy vitany mintsy ny mis'adapte amin'ny amitié izany
23. xxx ( 26/04/2006 17:07)
misaotra anareo rehetra namaly:-*:-*:-*:-*:-*
DM
24. Herimiafina ( 26/04/2006 21:13)
O retsy ry xxx an! nanao ahoana ihany? :@
25. sasa ( 27/04/2006 04:16)
xxx DM tsy misy fisaorana :-*:-*
26. xxx ( 27/04/2006 07:33)
xxx: nilamina ka! fa mbola te ho namanao
27. Fiffi ( 01/05/2006 08:20)
DM ?
28. diamondra27 ( 01/05/2006 12:08)
fiffi: izaho ihany akia io xxx a!
efa nilamina ary efa nampihariko ny hevitrareo ka mety tsara daholo.

Izay tsy te-ho namana tokoa aleo izy ho any fa be de be ny namana vaovao.
29. Fiffi ( 01/05/2006 16:43)
DM : ndryyyyyy ao aloha hataoko :-*:-*:-*:-* marina akia ny nadry an! zay tsy te-ho namana aleo tokoa izy ho any fa be no sisa . :-*:-*:-*
30. diamondra27 ( 01/05/2006 18:46)
fiffi: merci pour tout an , conseils etc...:-*:-*:-*
31. Fiffi ( 01/05/2006 19:33)
32. Fiffi ( 01/05/2006 19:34)
diamondra: de courage foana akia an! :-*:-*:-*
33. diamondra27 ( 04/05/2006 05:50)
ok akia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5475