MITADY NAMANA FA DIVORCE E...
1. xxx
(
20/04/2006 16:49)
TSY AMPY KETSA KA MIVEZIVEZY E TSY TIA VAZAHA FA GASY IHANY E...
gasy lahy 31 taona ,divorcé
mipetraka eto FRANTSA
manana taratasy ara-dalàna
Manantena valiny mahafa-po e
reponse assurée avec discrétion assurée
E-mail:raphamad@yahoo.fr
gasy lahy 31 taona ,divorcé
mipetraka eto FRANTSA
manana taratasy ara-dalàna
Manantena valiny mahafa-po e
reponse assurée avec discrétion assurée
E-mail:raphamad@yahoo.fr
novalian'i booboo ny 07/07/2006 09:10
2. Fiffi
(
20/04/2006 16:56)
xxx ve no idiranao de mba ahoana hono no mba ahafantaran'izay mba te-hamaly ?
5. kiali
(
20/04/2006 17:31)
tsy aleon'elah ve lesy mijanona divorcer an! zah zao séparé fa lasa milay be ny fiainako! tsy misy vevavy manamerda an'ah tsony ! afaka mametraka ny kiraroko eo ambonin'ny fauteuil fona zao zah tsisy bedy mintsy!! afaka mifoka sigara ao @ wc! ny vesaille refa tsy misy ampesaina tsony vô manasa! tsy mila mapiakatra lunnette de wc tsony refa mi pips! ..... bedebe ny azoko atao zao tsy azoko natao taloh eh!! sô manenina eo!!! zah aloha zao leo boananana eh!!
6. Fiffi
(
20/04/2006 17:49)
kiali: wadrayyyy kosa eh! fa angaha hono tena vosery t@ visy tao mihintsy ? na izany kosa aza aloha raha tsy misy ny fanajana ny zavatra tokony hatao ao an-tokatrano dia manjary inona re ny vokan'izany eh ? de lasa tahaka izao hataonao zao sisa ! eny eh! zany angamba ny fiainanareo tsy manambady fa ho sarotra tokoa ny fiainanareo raha any aoriana any raha baranahany be tahak'izany ny fianinana!
8. Herimiafina
(
20/04/2006 18:37)
tena miala tsiny fa zah tsy afaka fa voasoratra ao anaty Kabbale hoe tsy mahazo manambady na miaraka amin'ny olona divorcé zah klé. :°)
9. cutie
(
20/04/2006 19:03)
tena tsy ao anatin'le taona tadiaviko le izy koa :-D:-D:-D:-D
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-04-2006 21:49:46
Lohateny : MITADY NAMANA FA DIVORCE E...
TSY AMPY KETSA KA MIVEZIVEZY E TSY TIA VAZAHA FA GASY IHANY E...
gasy lahy 31 taona ,divorcé
mipetraka eto FRANTSA
manana taratasy ara-dalàna
Manantena valiny mahafa-po e
reponse assurée avec discrétion assurée
E-mail:raphamad@yahoo.fr
10. dadabe
(
21/04/2006 03:39)
mahaiza mifirapy less e !raha toa ka mahita sipa ialahy de alefaso aty amiko klou , de ataoko lavazy de serivao , de alefako any amilah le izy aveo , tsy misy ekolazy aloha fa "free":°)
11. Fiffi
(
21/04/2006 05:07)
hoy Herimiafina:
tena miala tsiny fa zah tsy afaka fa voasoratra ao anaty Kabbale hoe tsy mahazo manambady na miaraka amin'ny olona divorcé zah klé.hay ?
12. diamondra27
(
21/04/2006 05:16)
ntsoooooo, mampalahelo kosa izy e!
lasa ny eo de soloina sahady ve? ary le fitenenana hoe: RAHAlasa ny iray de 10 no tonga angah tsy mitombina?
kiali: sambatra kosa toi 'zany an!
HM: kabal injay ngah fa tsy zen na yogi
k'efa oe: tsy misy afenina izany refa tia nefa de xxx miafina an!
lasa ny eo de soloina sahady ve? ary le fitenenana hoe: RAHAlasa ny iray de 10 no tonga angah tsy mitombina?
kiali: sambatra kosa toi 'zany an!
HM: kabal injay ngah fa tsy zen na yogi
k'efa oe: tsy misy afenina izany refa tia nefa de xxx miafina an!
13. Fiffi
(
21/04/2006 05:31)
ny mahagaga ahy fotsiny de hoe efa samy ps no hidirana eto nefa dia mbola miafina @ xxx hiany , indrindra indrindra fa ireo zay mitady namana :roll:
Asa re raha hoe raisin'ny olona ho serieux ny fitadiavana namana sy vady sns.... izany nefa miafina @ xxx zany ? na izany aza dia mahazahoha izay tadiavina eh!
Asa re raha hoe raisin'ny olona ho serieux ny fitadiavana namana sy vady sns.... izany nefa miafina @ xxx zany ? na izany aza dia mahazahoha izay tadiavina eh!
14. loloniary
(
21/04/2006 07:56)
de mahita mitady lesy elah an!
izay mandondona hono de voahy e(l), ary zay mitady no mahazo=((
mahaiza misafidy koa anefa:*(l)
izay mandondona hono de voahy e(l), ary zay mitady no mahazo=((
mahaiza misafidy koa anefa:*(l)
16. diamondra27
(
22/04/2006 05:25)
loloniary: ze rehetra mandodona de vohana: tsy @ resaka rehetra no arahina iny fiteny iny ; fa tsy ho arakao eo raha misy olon'arivony no indray mandodona aminao eo
fiffi: marina mitsy zany
fiffi: marina mitsy zany
17. Fiffi
(
22/04/2006 06:20)
diamondra: efa nanandrana angaha ndry ? naharaka ve ? izay nandondona rehetra dia novohaina ? tsy arako aloha io an! :-D:-D:-D
18. mandrindra
(
24/04/2006 11:22)
rehefa mitady dia mandeha mandondona fa tsy minadry mpandondona ka. ary rehefa mandondona dia aza manaiky mihitsy raha tsy manokatra ilay dodomina. ampiasao ny fika rehetra.
19. Fiffi
(
24/04/2006 11:33)
mandrindra: de mba jerena hoa izay mandondona kosa alohan'ny hamoahana azy an!
20. mandrindra
(
24/04/2006 12:23)
ny varavarana tsy tranparent, noho izany tsy maintsy vohaina vao hita.