MITADY NAMANA FA DIVORCE E...

21. ari.malala ( 24/04/2006 12:38)
ary ra sady ùandondona no miteny voahay zafady fa i an (xxx) ihany ty? :-D:-D:-D
22. Fiffi ( 24/04/2006 12:38)
mandrindra: ie! :)
23. sasa ( 25/04/2006 04:32)
za nanandrana nanoratra tany fa tsy namaly akory i xxx hi hi hi hi hi :-D:-D:-D:-D za koa mantsy mba divorcé koa d mitady divorcé otran'ahy za :-D:-D:-D:-D:-D:-D
xxx avia aloha haingana :*:*:*:*:*
24. lee ( 25/04/2006 15:01)
'zao Razoky a! 'ngamba kosa razoky sarotra hiainana be mihitsy k'no!, Aleo maka soufla kely aloha e! Sady, raha mitady dia avy eo mipatitaka indray tsy gravy be ve e?
25. Fiffi ( 25/04/2006 15:02)
:roll:
26. sasa ( 26/04/2006 04:02)
Fiffi fa ahoana njy ity to mipitsapitsa fotsiny:-D:-D
27. Fiffi ( 26/04/2006 04:09)
sasa: gaga akia zah @ io lazain'i "lee" io hoe "'ngamba kosa razoky sarotra hiainana be mihitsy k'no!,
28. mivetso ( 07/06/2006 11:59)
fa naninona izy no nandeha :?::?:
29. booboo ( 07/07/2006 09:10)
iza ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6098