mitady cable usb alcatel OT735

1. andrinirs ( 21/04/2006 05:30)
slt sao mba misy manana cable usb hitransferena donnée phone @ordi fa tsy mahita mitsy za na misy mahafantatra hoe aiza no misy mivarotra.
thx
répondu par soasoafy le 13/07/2006 13:17
2. Fiffi ( 21/04/2006 06:03)
tany @ nividiananao ny phone-nao angaha tsy mivarotra an'io ? raha manana appareil photo numérique koa ianao de jereo sao dia mety satria ny ahy aloha dia mety an! zah ary mba tena gaga mihintsy t@ io!
3. soasoafy ( 13/07/2006 13:17)
passe par tout ve le cable ry Fiffi? za ko mantsy mitady cable USB, ny phone-ko ndray dia LG clapet
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0457