Usjf sy Ampy Augustin Portos

1. jentilisa ( 15/04/2006 07:46)
Efa renareo ve fa tamin'ny ekipan'i Usjf ravinala nivahiny tany Mozambika ary rehefa voaroaka tamin'ny fandraisam-bahiny ry zareo dia anisan'ny nampiantrano ny maro tamin'ny ekipa sy ny delegasiona Usjf no nampiantranoan'i Ampy Augustin Portos minisitry ny ati-tany (78-040 iza no mahatadidy) tamin'ny andron'i Deba?

La gazette de la grande ile no namoaka ny vaovao!
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 06:10
2. jentilisa ( 15/04/2006 12:24)
tsy azoko ny tian'i fiffi holazaina! tsy misy resaka portos mihitsy anie eo e!
3. Fiffi ( 15/04/2006 14:13)
jentilisa: mba nahita resaka momba an'io aho dia mba nalefako eto ka! sa tsy misy hifandraisany ?
4. dadabe ( 15/04/2006 14:16)
ka rehefa tsy misy izany dia fosika le loharanombaovao e :°)
5. piste ( 15/04/2006 22:08)
Nisy io fa aza mody fanina eo ianareo jereo ny La Gazette Samedi 15 Avril.
6. gaskamanja ( 16/04/2006 04:29)
Diainona ny olana amin'izany. Isaorana izy tsy manary gasy tra-pasahiranana
7. Achia ( 16/04/2006 06:58)
adidiny @ maha gasy azy zany e
8. ravatorano ( 18/04/2006 05:33)
o ry vahoaka e
aza hadino fa ingahy ampy portos anie nanampy bobaka ny malagasy usjf tany mozambika io e toy ny malagasy reetra afaka mijery ny mpiray tanindrazana aminy rah sendra oloana miseho ary d isaoran izy amizany
tehaka ho an i Ingahy Portos e =D=D=D=D=D
o ry vahoaka e e e e
9. Fiffi ( 19/04/2006 06:10)
:) de isaorana azy tokoa izany .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0818