MAHA LASA SAINA IHANY .....
![](https://avatar.serasera.org/638c5f5d155ac88223ed073f12c3cafe.jpg)
1. 4mimananelatra
(
14/04/2006 13:04)
Asa isika izay mahatsikaritra fa any @ faritany toy TOLIARY, MAHAJANGA, MORONDAVA,TOAMASINA...dia ny toerana fivoahana dia barika na tapaka barika dia misy olona karamaina manary azy ireny eny amoron-dranomasina .Eny misy aza moa dia tsy misy fa dia manao maloto eny rehetra eny !!refa tonga anefa ny aretina toy ny bilarziôzy ny choléra ny pesta dia mody gaga daholo ...nefa tsy inona fa vokatry ny loto sy ny havoretràna!!!!no antony
novalian'i Fiffi ny 17/04/2006 04:28
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
3. diamondra27
(
14/04/2006 13:16)
hummmmm, tsy mety tokoa izany fa aiza no tokony hasiana azy?
rehefa manao maloto de mihanaka ny mikraoba avy eo ary iny mikroba iny no mitondra ny otrikaretina
rehefa manao maloto de mihanaka ny mikraoba avy eo ary iny mikroba iny no mitondra ny otrikaretina
![](https://avatar.serasera.org/638c5f5d155ac88223ed073f12c3cafe.jpg)
5. 4mimananelatra
(
14/04/2006 13:34)
saika adinoko fa misy ny aretina toy ny cisticércose na voavary izay tena zava-doza tokoa na eto TANA aza misy an'io!!vokatry ny loto koa izy io ary mahafaty raha tonga any @ ati-doha
![](https://avatar.serasera.org/c4a043009b963ae2a58afeff2b2b8d49.jpg)
7. rurik
(
14/04/2006 14:09)
io tapaka barika io kosa aloha tsy marina eeeeeeeee ny any Mahajanga , fa raha any Nosy be no misy olona fady manao lavapiringa io .
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
8. xxx
(
14/04/2006 14:22)
ny ao Mahajanga dia misy ny mamely ery @ bord ery misy mamely ao @ tanàna ...aza adino fa tao MAHAJANGA no niainga ny choléra..
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
9. Fiffi
(
14/04/2006 15:03)
ao MAROVOAY dia tsy misy WC fa ny kisoa no WC!!!asa izay efa tany .....:roll::roll::roll: ko tsy hinana ny tsy fininana daholo ny olona any ?
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
10. xxx
(
14/04/2006 18:25)
Aza généralise-na kosa ny situation, any Mahajanga tsy misy olona manao amin'ny tapa-barika izany é
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
12. Herimiafina
(
14/04/2006 19:30)
Miresaha amin'ny UNICEF Madagasikara fa ry zareo manana projet Latrine amin,ireo sous-Prefectures sy prefectures de Region misy io olana io! Ahan :@
![](https://avatar.serasera.org/8111e7605dd6ce55d0e7a8023bccb52c.jpg)
13. zandikely
(
14/04/2006 20:46)
Zaho mba mandeha any Toamasina ihany fa tsy nahita izany, olona manary maloto eny amorondranomasina izany. Resaka fahalotoana dia ny tanana rehetra any Madagasikara dia mbola samy ahitana maloto daholo, midina ange ianao na eto Antananarivo renivohitra, midina aminy faritra Isotry sy Andavamamba iny dia hitanao fa tsy madio velively araka ny fiheveranao akory.
Rehefa hijery dia jereo daholo ny rehetra fa mandreraka milaza zavatra tsy ampy ny ilany ihany jerena.
Rehefa hijery dia jereo daholo ny rehetra fa mandreraka milaza zavatra tsy ampy ny ilany ihany jerena.
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
14. Herimiafina
(
14/04/2006 21:13)
Marina io tenin'i Zandikely io, ny loto dia etsy sy eroa.
Raha io resaka maloto io indray dia ny tena malaza dia ny faritra Atsimo andrefana. Efa ela no nolazaina fa tsy fanao ny manao maloto amin,ny toerana iray mitovy entre mpianadahy sy mpianaka.
Nolazaina fa efa culture ilay izy, ary dia tsy natao prioritaire mihintsy ny fanamboarana kaboné publique any amin'ireny toerana ireny.
Taty aoriana anefa dia mivoatra foana ny fiaraha-monina sy ny kiltiora kanefa tsy mbola prioritaire foana ny fanamboarana latrines.
nahoana moa no ahafahana milaza fa efa Fombandrazana io tsy misy kabone io kanefa misy eo akaiky eo olona avy amin'io communauté lazaina fa tompon'io fomba io, manankarena manana villa kely ary dia misy WC tsara mihintsy ao anatiny ary makao daholo na mpianadahy na mpianaka?
Noho izany, ny tsy fisian'ny infrastructures no antony goavana, tsy misy plan na ao amin'ny Prefectude Région manambara fa misy ny toerana azo hanamboarana latrines, sns, ka aiza ny olona no tsy hanao ny filany eny rehetra eny.
Raha tena fomba marina aza ilay izy ka tsy azo ariana! Maninona no rehefa tonga ny aretina no mitaky latrines ireo tra-boina? manantona ny prefet de region misy ny olana mangataka ny mba hanamboarana kabone ho azy ireo.
Tena fomba marina ve no fototry ny olana sa tsy fahampian,ny infrastructure fotsiny izao? :@

15. Fiffi
(
15/04/2006 04:14)
Aza généralise-na kosa ny situation, any Mahajanga tsy misy olona manao amin'ny tapa-barika izany é fa aiza ry zareo no manao an'io ary ? tsy hoe generalisena fa toa hoe misy tokoa zany hono koh!
Dia tsy mba menatra ve ireo olona manao an'izany etsy sy ero ?

![](https://avatar.serasera.org/94a282dcf3d7a40f295fecc38e136fcf.jpg)
16. marengarenga
(
15/04/2006 11:42)
raha toaka tena mandinika ianao dia tsy tokony vahoaka manao izany no jeerenao fa sy asianao resaka fa ny fanjakana satria nohon'ny tsy fijerean'ny fanjakana ireo vahoaka mahantra sy madinika no mahatonga azireo VOATERY manao izany fa raha fa aza mba mangala baraka ny efa voa ianareo fa ampio izireo raha toaka mahatsiaro ny faharatsiany ilay zavatra ianareo.
ary faharoa ny razam-betsika taloha tany taiza izireo no nanao mamoaka zava-maloto??? tao antrano ve ?? taiza ary ? ARY manao ahoana ny fomba fiainandreo t@ zany? ary firy taona izireo no miaina eto amboniny tany ary tsika olombelona ankehitriny firy taona de efa mandao izao totolo izao ????

![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
17. soanja
(
15/04/2006 11:47)
Tsy fahampiana education momba io resaka fahasalamana no tena manjo antsika Malagasy momba an'io satria io fomba- manao maloto eny rehetra eny : anaty ala na moron-dranomasina na izay tsy hitan'ny hafa na lavitry ny maso, io notaizana antsika (gasy) izay monina amin'ny faritra hafa tsy zatra mampiasa WC. Namangy tanana kely - faritra vatovavy fitovinany, izay aho dia mba nisy latrine iray tao amin'ilay tanana, madio be tsy misy ohatr'izany ilay latrine satria tsy misy manatitra maloto ao ny olona fa aleony mandeha ao anaty kirihitr'ala. Mino aho tsy ampy ny fampianarana ny antony nametrahana io latrine io matoa tsy mbola vonona ny ho ao ny olona. Ny fomba fomba ihany fa rehefa mazava sy tafiditra tsara ao an-doha ny lesona dia miova ny fomba.
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
18. Herimiafina
(
15/04/2006 14:29)
Efa io noteneniko io kah! Ny olona efa mitaky ny hanamboarana latrines, tsy resaka education io fa efa hain'ireo olona ireo fa ilainy io latrines io.
Fa ny olana dia ny Prefectures de Regions mihintsy no tsy mampiditra ao anatin'ny priorité-ny ny fanamboarana an'io ary inona no lazainy ho antony hoy nareo: "hoe satria fombandrazana io tsy manao amin,ny lavaka iray io hono"
Ny vahoaka enafa efa mitaky le izy , conscient amin'ny fihanaky ny aretina. :@
Fa ny olana dia ny Prefectures de Regions mihintsy no tsy mampiditra ao anatin'ny priorité-ny ny fanamboarana an'io ary inona no lazainy ho antony hoy nareo: "hoe satria fombandrazana io tsy manao amin,ny lavaka iray io hono"
Ny vahoaka enafa efa mitaky le izy , conscient amin'ny fihanaky ny aretina. :@
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
19. Fiffi
(
16/04/2006 05:11)
hoy nareo: "hoe satria fombandrazana io tsy manao amin,ny lavaka iray io hono"zany ve dia ho fomban-drazana ? raha nisy izany tsy efa ho difotrin'ny halotona hatraiza hatraiza ?
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
20. Herimiafina
(
16/04/2006 20:41)
Recyclage io ry Fiffi an! Ny maloto anie tsy zavatra mivaingana tsy mety lo e!
Tadidio fa ny rano ambanin'ny tany sotroina dia efa eau usagée recyclée ary mifanaraka amin'ny antsoina hoe cycle de l'eau izany rehetra izany.
Ny fosse septique misy filtre makany amin'ny nappe phreatique de avy eo ny mappe phreatique makany amin'ny renirano de ny renirano no diaovina sotroina sy handroana, rano mandeha amin'ny paompy ao antrano, sns.
Ny maloto natao androany ohatra herin'andro raha be indrindra de efa lessivé, lasa zezika, lasa any ambanin'ny tany ary mamonjy ny nappe phreatique miaraka amin'ny orana.
Ny fomba-ndrazana amin'io dia tsy ny fanaovana maloto esty sy aroa tsy akory, fa ny tsy fanaovana maloto amin'ny toerana iray mitovy. :@