MAHA LASA SAINA IHANY .....

21. Fiffi ( 17/04/2006 04:28)
raha resaka recyclage zany anie misy moyen ny fanaovana azy eh! ohatra filtrena aloha , raha mijery ny aty ohtra zah de lafo be ery ny assainissement ny rano mihoatra ny tena vidin'ny rano.
Fa na izany aza dia ilay resaka fomban-drazana aloha toa mampiheritreritra ahy hiany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0065