TSARA DAHOLO NY TENY FILAMATRA HATRIZAY FA INDRISY!..

1. xxx ( 15/04/2006 10:05)
TSARA DAHOLO NY TENY FILAMATRA REHETRA dépuis ny 1ére république:Pôlitikan'ny kibo ...izay voky ihany no maharaka ny namany!
2é république:Ankizy ankehitrio mpanangana ny taona 2000,ny tsirairay ho an'ny daholobe ,MADAGASIKARA TSY MANDOHALIKA...
3é république :Ento miakatra ity firenena ity
Tsy lahatra akory ny fahantràna
Tao koa ny hoe fanantenana vaovao

izao indray ny Fahamarinana sy ny fahamasinana ilay Minoa fotsiny ihany! aloha tsy maha d'accord ahy kosa e!...
Ny zavatra tsikaritra anefa dia ny mifanohitra tanteraka @ lazaina mihintsy no zava-miseho...ka mbà manipy teny kely ho an'ny taona 2007 e sao dia tokony hifanohitra no zavatra tokony ho tenenina dia mbà mihatsara ny zava-misy asa ohatra hoe :HO SAHIRANA HATRANY ANIE NY MALAGASY !...HISY FOANA NY TSOLOTRA..:-D
novalian'i xxx ny 19/04/2006 19:34
2. Fiffi ( 15/04/2006 13:29)
tokony hifanohitra no zavatra tokony ho tenenina dia mbà mihatsara ny zava-misy asa ohatra hoe :HO SAHIRANA HATRANY ANIE NY MALAGASY !...HISY FOANA NY TSOLOTRA
dia hataovy aza izay tianao ry xxx raha izany no mba fivavahanao ho an'ny FIRENENAO ! dia mazotoa fa raha ny ahy aloha dia tsy misasatra mivavaka an'Andriamanitra mba ho tafarina ity Nisy mamintsika ity! Ka ny Tompo anie Hitsinjo azy foana Mandrakizay!
3. sahonfra ( 16/04/2006 05:21)
Ny vavaka tsy arahan'asa dia zava-pôna satria efa voalaza fa "ANDRIAMANITRA TSY MANAMPY IZAY TSY MANAMPY NY TENANY".
Koa raha te-ho tafavoakaa ianao dia hoy aho hoe: "AZA MAHATOKY AFA-TSY NY TENANAO ARY NY HATSEMBOHAN'NY TAVANAO NO HINANANAO.:roll: :cry: :roll: 8-)
4. Fiffi ( 16/04/2006 05:34)
dia arao vavaka eh!
5. Achia ( 16/04/2006 06:16)
ATRA TSY MANAMPY IZAY TSY MANAMPY NY TENANY toko sy andininy aiza kay no misy izany ao anaty baiboly zafady e ?
6. Fiffi ( 16/04/2006 06:46)
fa maninona ianareo no mikikiaka be tahak'izao ? :roll:
7. sahonfra ( 16/04/2006 07:42)
Tsy ao anaty baiboly akia io fa fiten'ny olona TE HIHAOTRA @ FIAINANA a.
Fifi a, mba ampindramo écouteur aho fa tsy henoko izany olona mikikika izany, somary efa marenindrenina é.
8. ainga ( 16/04/2006 12:13)
Ngha kosa dia ny ao anaty baiboly ihany no tena azo arahana e ! Ataontsika hoe évidence ilay hoe "Andriamanitra tsy manampy izay...
Fanitarana : manga ny lanitra rehefa tsara ny andro. Marina io na ny fahavalonao aza ny miteny azy.:D
Torak'izany koa ilay hoe " manga ny lalitra rehefa masaka ny manga":P
9. Fiffi ( 16/04/2006 18:32)
sahonfra: ary mahita ve ianao ary afaka mamaky raha manoratra en minuscule azafady ? :wink:
10. xxx ( 16/04/2006 19:49)
In God We trust
11. Fiffi ( 17/04/2006 06:27)
:roll:
12. xxx ( 19/04/2006 19:34)
liberté ou la mort
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2985