tratry ny paka

1. Ragadona ( 15/04/2006 21:31)
Tratry ny paka daholo nareo
novalian'i Fiffi ny 04/05/2006 07:17
2. dadabe ( 16/04/2006 02:23)
fa rahoviana le paka??dia inona marina le paka ?

tsy mananihany aho fa tena miresaka marina a :roll:
3. Fiffi ( 16/04/2006 04:28)
PASKA
TAFATSANGANA anio HALELOIA !
JESOA KRISTY Mpanadio HALELOIA !
Maty tamin'ny Lakroa HALELOIA !
Ho antsika meloka HALELOIA !
Izy ary no derao HALELOIA !
Izy Tompo no derao HALELOIA !

Miarahaba antsika rehetra tratrin'ny Paska.
4. Achia ( 16/04/2006 06:04)
ra ny tena paka zao de t@ asabotsy le 15 teo satria ny jiosy teo no nankalaza ny paka
5. Fiffi ( 16/04/2006 06:41)
raha nandeha nivavaka ianao t@ Asabotsy teo , alina io dia io koa no nankalazana ny Paska , io no hatao hoe " la Veillée pascale " izay hihirana ny " Exultet "
6. Fiffi ( 16/04/2006 06:43)
http://curagiu.com/veilleepascale.htm
7. pissoa ( 16/04/2006 09:02)
Nahatratra ny Paka :wink:
8. Fiffi ( 16/04/2006 13:19)
pissoa : nahatratra ny Paska ? tsy azoko an!
9. Achia ( 16/04/2006 13:30)
ka tsy le paka nomen'i Jehovah io ko sa iza no nanoratra io boky io ?
10. Fiffi ( 16/04/2006 13:35)
:roll:
11. Rhella ( 16/04/2006 14:08)
Faly mirary soa antsika rehetra ihany nahatratra ny Paka.
12. dadabe ( 16/04/2006 14:47)
efa hoee ny paska hoaa ry zareo tsy nitsanganan'i Kristy izany fa ny nahafatesan'i Kristy a:roll:


efa nisy fanazavana lava be nikasika an'io teo aloha , fa sao dia diso fandray hoaa isika, sao dia hoe izay no efa fanaondrazana hatramin'izay dia aleo aloha hanarak'efa fotsiny humm mba diniho ihany lahy
13. Fiffi ( 16/04/2006 16:06)
http://catholique-nanterre.cef.fr/faq/fetes_paques_fete.htm
http://www.lexilogos.com/calendrier_paques.htm

Aujourd'hui, la mort de Jésus est célébrée le vendredi saint. Et Jésus est ressuscité le troisième jour, c'est à dire le dimanche de Pâques .

ireo mba jereo ry dadabe an!
14. andry08 ( 16/04/2006 17:59)
Tratry ny paka daholo,famonjena ary marika fa mbola voavonjy!
15. Fiffi ( 16/04/2006 18:06)
voavonjy marina ka dia Isaorantsika ny Tompo fa be ny fitiavany antsika .
16. zandrikely ( 16/04/2006 18:50)
tratrin'ny paka daholo isika mianakavy e , na tsy mpino na ny tsy mpino , mpanota na olokendry
17. vale ( 16/04/2006 18:51)
dadabe: de nenao zany jesoa maty de tsy nitsangana tam maty nstony?:roll:rah izy maty ve no ankalazaina tsy hafahafa zany,:roll::?:
18. Herimiafina ( 16/04/2006 20:26)
Tratry ny Paka daholo isika mianankavy, arahabaina.
Ny fiadanana anie ho aminareo rehetra. Shalom Imo. :-*
19. Fiffi ( 17/04/2006 04:50)
misaotra antsika rehetra koh! :)
20. pissoa ( 17/04/2006 06:04)
Misaotra antsika :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0736