tratry ny paka

41. Fiffi ( 30/04/2006 12:27)
marina izany fa tadidiko tokoa io! Fa tsy hatao mahakivy fa "il suffit d'y croire"
42. marozevo ( 02/05/2006 22:31)
50 andro kay hono ry Fiffi ny fetin'ny Paka ah... Paka ka hatramiin'ny Pantekoty. Dia inona kosa no tsy ho vita 50 andro.
43. Fiffi ( 03/05/2006 13:09)
be dia be tokoa ny zavatra ho vita anatin'ny 50 andro an! fa niheritreritra aho hoe : ny antony nandefasan'ny Ragadona ity dinika ity dia ni-souhaiter tratry ny Paska fotsiny de zay.T@ le 16 avril io de tsy namaly intsony izy.
44. marozevo ( 03/05/2006 23:08)
Ka tsy olana izany e!... Zara aza mba misy miarahaba koa.
Izaho tokoa ry reto tao anatin'ny telo taona izay dia malahelo foana rehefa mba fety ah... Tsy misy olona ho arahabaiko manko, fa lavi-kavana eh... Tamin'ity Paka iray ity aho dia nahita anareo Malagasy rehetra teto... na tsy hita mivantana aza. Hany ka mba faly aho tamin'ity Paka ity. Izany koa izao fahasoavana nentin'ny Paka 2006, araka ilay fanontanian'i .... ao amin'ny loha hevitra hafa ao.
45. Fiffi ( 04/05/2006 07:17)
de io zany arakin'ny nanotanian'i zozefa hoe " nitondra anao inona ity Paska ity"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1658