Solomaso
1. diamondra27
(
14/04/2006 07:18)
Nisy Kala anankiray hono niditra tao @ farmasia de nanontany oe:
-Misy solomaso ve tompoko ato aminareo ô
De namaly le farmasianina oe:
-solomaso ho an'ny masoandro ve?
-De namaly kala oe: an, an ho ahy ka!
Miala tsiny fa tsy ps:Kala ato @ ny sera² io fa kala hafa
Une blonde entre dans une pharmacie :
- Avez-vous des lunettes ?
- Pour le soleil ?
- Non non, pour moi

répondu par dadabe le 23/04/2006 01:26
6. ari.malala
(
14/04/2006 11:57)
oujjjjiiiiii! fa in fôna aza ny mahazo an'i dadabe e :-D tô vao tonga d romotra bbbb, fa nisy in?
11. Herimiafina
(
14/04/2006 17:42)
Azo etudier-na ity klé.
resaka communication, ahan :@ Interressant!
Tokony niteny tsara le pivarotar hoe lunette de soleil ve no ilainao sa lunette tsotra?
NOlana mateti-pitranga io, ilay mpiteny ihany no mahalala marina ny zavatra lazainy!
Ary heritreretiny efa mahalala izay tiany hambara avokoa ny olona rehetra.
Par conséquent, ny valin,ny analiziko dia: manana complexe d,infériorité be le mpivarotra satria miheritreritra ny olondrehetra efa manampahalalana lavitra noho izy daholo. hehehehe=))=))

12. pissoa
(
15/04/2006 05:16)
Herimiafina, njy ity wa :{:{:{ sy :@:@:@ mihitsy :roll::roll:=))=))=))
18. pissoa
(
16/04/2006 08:53)
Le bedada ity kou manarakaraka ohatran'ny olona vao tsy nahita sipa manjakely kle :-w:-w:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. kala
(
18/04/2006 06:05)
diam > sady mody adala no tsy te-hahazo resaka :-* :-* :-* :-* :-*
njy ty an!:wink:
HM > ngah tokoa moa :roll::roll::roll::roll: :-w:-w:-w:-w:-w
njy ty an!:wink:
HM > ngah tokoa moa :roll::roll::roll::roll: :-w:-w:-w:-w:-w
20. diamondra27
(
18/04/2006 07:05)
kala: tsy le soleil ato akory io raha tianjy ho fantatra e!:wink: