sakafo "bio"
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
1. fasaly
(
10/04/2006 18:38)
hatramzao , tsy hitako mintsy zay mahasamy hafa anlay sakafo "bio" miohatra am sakafo tsotra e!, fa tena mba misy antony ilàna an'io veuh fa sady lafo en plus!:roll::roll::roll:
novalian'i vale ny 22/04/2006 15:03
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
4. Fiffi
(
10/04/2006 19:26)
lafo be ny sakafo bio! marina io ny antony ? ao aloha ny tsy fampiasana ny produit engrais chimique izay tena ratsy ho an'ny fahasalamana. Ny engrais chimique dia hampiasaina mba ahatsara ny sakafo , lasa tsara tarehy be , ngezabe sns.... ahatsara @ endriny io tiako lazaina io an! dia mividy sy miraparapa ny olona nefa tsy mahafantatra ny maharatsy azy eo @ fahasalamana raha mihinana an'io andavan-taona. Hitanareo hoe rehefa minana paoma ? dia tsy maintsy sasana raha te-hihinana miaraka @ hodiny izay feno vitamine be. Io dia tazomina @ produit chimique koa.
Ny Bio indray dia ny mpamboly hiany no manao ny engrais-ny . Ohatra : rehefa manala odim-boankazo na "epluchures de legumes" dia tsy hariana izy ireny fa hatao anaty lavaka lehibe dia avela ho loha ao mandritrin'ny 1 taona dia lasa zezika ka io no hampihasaina atao ao @ tany mba hampaniry ny voankazo na légume . Ao koa ny ny "pelouse" rehefa tapahina dia tsy hariana izy ireny fa hatao izay maha-loha azy. Dia isan-taona dia io foana no miverina mba tsy hampiasaina produit chimique. Fa tena hita ary voaporofy mihintsy fa ny olona efa zatra mihinana sakafo bio dia salama nohon'ny ireo tsy mba mihinana. http://biogourmand.free.fr/manger-bio.html
Ny Bio indray dia ny mpamboly hiany no manao ny engrais-ny . Ohatra : rehefa manala odim-boankazo na "epluchures de legumes" dia tsy hariana izy ireny fa hatao anaty lavaka lehibe dia avela ho loha ao mandritrin'ny 1 taona dia lasa zezika ka io no hampihasaina atao ao @ tany mba hampaniry ny voankazo na légume . Ao koa ny ny "pelouse" rehefa tapahina dia tsy hariana izy ireny fa hatao izay maha-loha azy. Dia isan-taona dia io foana no miverina mba tsy hampiasaina produit chimique. Fa tena hita ary voaporofy mihintsy fa ny olona efa zatra mihinana sakafo bio dia salama nohon'ny ireo tsy mba mihinana. http://biogourmand.free.fr/manger-bio.html
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
6. Herimiafina
(
10/04/2006 19:34)
Ahan :@:@
tandremo ranabavy isany fa misy tsy bio akory fa manome tsolotra kely de mahazo label bio an! de mody hoe bio!
Ary misy sigara sy maoly bio ve e?
ahan :@:@
tandremo ranabavy isany fa misy tsy bio akory fa manome tsolotra kely de mahazo label bio an! de mody hoe bio!
Ary misy sigara sy maoly bio ve e?
ahan :@:@
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
8. Herimiafina
(
10/04/2006 19:52)
Chanvre indien bio koa no efa hitako, hanin'ny kebany miaraka amin'ny café fa voan'ny fievre jaune angambany ry zareo! ahan :@:@
![](https://avatar.serasera.org/9c1240ed842f4719584abe68e7039c7e.jpg)
9. rakotoson
(
11/04/2006 02:36)
zao aloha tena mba manontany ny mahasamihafa izy io aty andafy satria cadre biologiste amina ferme crevetticulture aho ka mamokatra crevette bio zahay satri
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
10. xxx
(
11/04/2006 02:48)
Mpandefa : rakotoson [ Valio ] 11-04-2006 07:36:07oudryyy! Cadre tsy mahay ny zavatra ataony? =)) =)) =)) =))
Lohateny : Re : sakafo "bio"
zao aloha tena mba manontany ny mahasamihafa izy io aty andafy satria cadre biologiste amina ferme crevetticulture aho ka mamokatra crevette bio zahay
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
11. Fiffi
(
11/04/2006 04:09)
tandremo ranabavy isany fa misy tsy bio akory fa manome tsolotra kely de mahazo label bio an! de mody hoe bio!mety ho possible io saingy hentitra be ny ministeran'ny fahasalamana @ fanaraha-maso ny mpanao bio. Misy contrôle izay matotra ary tsy hanaovan'ry zareo vazi2 mihintsy ny @ io . Mitovy hiany @ ireny mpiompy vorona isan-karazany ireny hatao hoe "férmier" ahazahoana ny label rouge.
Herimiafina: tsy mihomby hevitra @ nao aho @ io hoe hasiana tolotra dia ahazo ny label an! satria tsy olon-tokana no manao ny fahamarinana ny maha-bio ny sakafo . Ary tsy 1 isan-taona no hanaovana ny inspection fa matetika ao anatin'ny 1 taona . Ny inspection sanitaire aloha dia tsy azon'ny olona hambakaina zany mihintsy eh! sady koa isakin'ny mandalo ry zareo dia maka echantillon kely foana hanaovana fahamarinana hitadiavanana ny autencité ny maha-bio azy. ka raha sanatria ka misy hahihahy na dia kely fotsiny aza dia miala any ny appellation'ny label an!
zao aloha tena mba manontany ny mahasamihafa izy io aty andafy satria cadre biologiste amina ferme crevetticulture aho ka mamokatra crevette bio zahayfa ahoana kay no cadre biologiste ve ianao dia tsy mahafantatra ny maha-samy hafa azy ? na dia aty an-dafy aza ? eny eh! mety tsy hoe fantatrao angamba ny maha-samy hafa azy aty an-dafy nefa mahagaga ahy hiany izany. Raha nihorina @ fanaovan-tsakafo ho bio ianao dia tokony ary mandeha ho azy aloha ny ahafantaranao ny maha-samy hafa azy an! sauf hoe ..... inona re eh ?
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
12. kally
(
11/04/2006 05:58)
Asakasakareo izay te-handany vola sy matokitoky izany resaka bio izany aloha fa amiko io resaka manahirana, dia mihevitra ve ianareo fa tsy ho entin'ny rivotra sy ny karazany ny zezika simika sy ny karazany avy @ ilay tanimboly eo akaikin'ilay bio? Dia mahatoky ve ianareo fa satria vazaha dia tsy hisy tsolotra sy valopy ambany latabatra?
Aza mora rebirebena loatra fa resaka marketing no tena marina @ io.
Aza mora rebirebena loatra fa resaka marketing no tena marina @ io.
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
13. mamzelkely
(
11/04/2006 06:30)
HM ny sigara sy ny môly dia bio dôly satri maniry am ara-dalàna de amainana fotriny=))=))
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
14. Fiffi
(
11/04/2006 09:34)
misy ny hatao hoe "appellation contrôlée" misy lalana koa io , "Décret no 93-494 du 24 mars 2006 relatif à l'appellation d'origine contrôlée" firy firy moa no tsy nahazo an'io ? na ny label ? satria misy faille na tsy fahatokisana ny @ maha-bio azy dia lasa nohentina hatrany @ tribonaly mihintsy.
Dia mahatoky ve ianareo fa satria vazaha dia tsy hisy tsolotra sy valopy ambany latabatra?tsy hoe ny maha-vazaha azy kosa aloha io an! satria arakin'ny nolazaiko azy ohatra fotsiny hoe tena henjana be ny fahazahoana ny label ary izay koa no tena mbola mahavitsy ireo mpivarotra sakafo bio @ izao fotoana izao.
Aza mora rebirebena loatra fa resaka marketing no tena marina @ io.samy manana ny fandraisany azy aloha io an! ary samy manana sy manao izay faniriany raha toa ka izay no tiany. Eny na dia @ fandanihana vola tokoa aza ny fividianana sakafo bio io. Raha izaho manokana aloha dia tena mino an'io an! satria efa hita ara-tsiantifika fa tena tsara @ fahasalamana tokoa ny fihinana sakafo bio.
![](https://avatar.serasera.org/ea28ffea107d34e66c28424fe9b946e6.jpg)
15. mirana5
(
11/04/2006 09:51)
Asa aloha fa ny sakafo any Madagasikara hatrami'izay dia bio daholo é, ka tsy hitako ny olana amin'io, ny sigara sy môly tohizo fa produits bio reny é:lol::lol::lol:
![](https://avatar.serasera.org/b1944527fbc2b995eae0701c037c4095.jpg)
16. bichette
(
12/04/2006 06:38)
fiffi mahay zavatra mihitsy anie, aleo hono bio na dia lafo kokoa aza
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
17. cutie
(
14/04/2006 18:48)
nya ny dago aloha mboal tsy hatahorana ny sakafo fa bio daholo.
Za alou tsy voako koa raha tsy bio e .tsy mahatanty an'reny sakafo be produits chimiques be reny zany.
Za alou tsy voako koa raha tsy bio e .tsy mahatanty an'reny sakafo be produits chimiques be reny zany.