sakafo "bio"

21. cutie ( 14/04/2006 19:24)
:@:@:@:@:@io :-D:-D:-D:-D
22. Herimiafina ( 14/04/2006 19:28)
Anjekaky oo :{:{
Ary refa sanatriavina marary pallu de inona no fanafody omena anjy?
refa tsy te hiteraka njy any aoriana any de mila manao contraception, de inona no atao anjy sy hohaninjy na atsinjona aminjy?

Ny sakafo atao biolojika kanefa ny fanafody chimika daholo klé. =))

tsy hitanjy otsan'ny tsy mety ve? Ahan :@
23. cutie ( 14/04/2006 19:30)
lasa biochimika ve :-D:-D:-D:-D
:@ io iahny ny fanafodiny
24. cutie ( 14/04/2006 19:36)
Ny sakafo atao biolojika kanefa ny fanafody chimika daholo klé.

ka efa we za tsy tia fanafody:roll:
25. Herimiafina ( 14/04/2006 20:01)
Tsy njy zany kah, misy manao an'izany akia an1 misy fanafody biolojika koa mantsy amin'izao! ahan :@
26. Fiffi ( 15/04/2006 04:32)
fa raha samy andany vola hiany aloha an , raha zah manokana aloha io an! dia aleko lavitra mividy bio an! satria ahitako tombontsoa mihinsy io indrindra eo @ fahasalamana . Ianareo ve mba mijery rehefa mividy sakafo @ boite ohatra ny composant ao anatiny ? ary ireny gateau ireny ? ny aditif misy ao , ny colorant sns ... ?
27. Fiffi ( 17/04/2006 05:59)
alohan'ny hividianana sakafo dia mba jereo kely anie aloha ny "composant" ireny sakafo ireny eh !
28. kally ( 19/04/2006 06:51)
Io aloha volan'ny tsirairay io samy manao izay tiany handaniana azy fa izaho manokana raha bio any eropa tsy rebirebena amin'izany aho,io sy ny commerce équitable dia samy tsy hahazo ahy, fantatro loatra ny zava-miseho aho na inona décret lazaina na inona lalàna havoaka. Ka dia mazotoa homana ianareo.
29. vale ( 21/04/2006 20:40)
Fiffi:

fa raha samy andany vola hiany aloha an , raha zah manokana aloha io an! dia aleko lavitra mividy bio an! satria ahitako tombontsoa mihinsy io indrindra eo @ fahasalamana . Ianareo ve mba mijery rehefa mividy sakafo @ boite ohatra ny composant ao anatiny ? ary ireny gateau ireny ? ny aditif misy ao , ny colorant sns ... ?
raha ny produit bio aloha ry fiffi dia tsy mpividy an'io aho, fa zah kosa dia tena mandany andro mihintsy mamaky ny composants etsetra alohany hividy produit iray mbola tsy fividiko eh!!efa voa aho manko, nividy fraiandise, dia kay lay izy an, be ovy be fa zara rah nisy fruits!! hahahaha , aleo ihany mamakimaky eh!!!


30. vale ( 21/04/2006 20:41)
oadray "friandises" re fa azfdy!hihi
31. Herimiafina ( 21/04/2006 21:38)
Ampahafirin'ny poizina hanintsika isan'andro ry zareo izay hita anaty sakafo tsy bio klé? :@
32. Fiffi ( 22/04/2006 05:11)
Herimiafina: izay indrindra manko no mahatonga ny olona mihinana sakafo bio ! zah aloha dia tena anisany an! sady tena hafa mihintsy anie ny tsirony eh!
33. vale ( 22/04/2006 15:03)
HM: mividiana sakafo bio aza dia @zay tsy minana poizina enao ko!!
..... ny tiako tenenina @ lay hoe mamaky tsara aloha vao mividy, @ ilay fitaka eh! enao ary mba mieritreritra hoe friandise donky fruits no tonga ao an-tsainao+sucre etsetra, fa tsy OVY! raha te hinana ovy zah tsy tonga dia ovy no vidiako ve? fa le fitaka be otran'zay no tena ntssss

ankoatr'izay zah tsy contre ny ol mpihinana sakafo bio fa samy manao zay tiany io:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.158