iza no malaza amin'ny mondial?

1. jentilisa ( 11/04/2006 06:02)
Tsy resaka firenena no anontaniako eto fa resaka olona. Iza ny olona tena heverinao fa malaza na ankafizinao amin'ny mondial hatramin'ny nisiany teto an-tany? Ny ahy izao dia ireto avy Karl Heinz Rommunige, Lineker, Pélé, Miller (Roger Milla), Platini, Maradona, Zidane, Zico, Socrates...Just Fontaine, Lato (tamin'ny fahasolany no tena nahafantarako azy)...
Ny anao indray ary!
2. ravatorano ( 11/04/2006 06:59)
adinonao ry boniek,hiristov,sepp maier;garinccha,ry brolin,van basten,d iza moa ilay algerianina iny eh madjer,timouni....marobe e sady favo daholo anie ireo mpilalao tafakatra amin ny mondial ireny eh
amizao aloah d mety hanjakan ny mpilalao brezilianina toa an dry ronaldhino,robihno,adriano no sehatra indrindra eo amin ny famonoana bolina sy ny eo amin ny afovoan ny kianja.
Aza hadino koa Ingahy Higuita mpiandry tsatoby andry zareo colombie sy ry valderama ilay lava volo b iny milay reny an !
maro tsy ho voatanissa eh fa nandravaka ny laao avokoa izay nandalo teo ary raha mijery ireny famitinana amin ny tv ireny aho d variana hoe kay v nisy an izay tamin iny lalao iny fa hadinoko e
Tamin ny andron dry Fontaine zany zao d tao koa ry Puskas izany fa henjana koa izany ah ry Bobby Charlton sy ny sisa.........:-w
3. Fiffi ( 11/04/2006 07:14)
tsy mahafanatra :(
4. cutie ( 11/04/2006 11:40)
ny ahy baggio:-D:-D:-D:-D
5. jentilisa ( 11/04/2006 13:12)
ilay tamin'iny fandaharana iny mihitsy no nahatonga ahy hanokatra kely ity lohahevitra ity dia tadidiana sy soratana avokoa izay tadidy rehetra e!
Iza koa moa ilay goal, i Zoff koa ohatra, i harald Schumarer koa nanana ny lazany tamin'ilay namely tamin'ny fitombenana iny. iza koa re no mety ho tadidy e?
6. Bariry ( 11/04/2006 14:33)
Walderama, makanaki.....
7. Fiffi ( 11/04/2006 15:32)
aleo mijery izay lazainareo fa tena tsy mahafantatra mihintsy :(
8. jentilisa ( 12/04/2006 13:38)
Dia hijerijery fotsiny izany i Fiffi an! Tahaka ny tsy mbola henoko io makanaki io an! Ahoana moa ny fanoratra ilay Mahjer ilay alzeriana iny. Dia eo koa ny ElHadji Diouf ilay be herisetra rehefa resy ny Senegal.
9. Achia ( 15/04/2006 05:33)
ary tsy tadidinao nga ry dezy maonstra mampalelo be iny akama iny
10. Fiffi ( 15/04/2006 06:27)
jentilisa: ka tsy mahafantatra zah koh!
11. jentilisa ( 15/04/2006 06:56)
Ry Achia kosa e! dezy izany gasy nefa ny gasymbola tsy tafakatra amin'ny dingana famaranana amin'ny mondial, fa mety mbola ho avy izany ka!
12. ravatorano ( 15/04/2006 07:05)
aicha
13. jentilisa ( 15/04/2006 12:26)
ny ahy ny goal rosiana tadidiko dia i Dassaiev fa taty aoriana aloha iny e!
14. onjah ( 19/04/2006 09:12)
Klinsmann - Matthäus (1990)
Romario - Bebeto (1994)
Zidane (1998)
Rivaldo, Ronaldinho sy Ronaldo (2002)

Ireo no mba miverina ato antsaina aloha izao e.
15. watafon ( 19/04/2006 09:53)
littbarski, Allofs , Fisher ( ALL ), dassaev (URSS)
adinonareo angah le GOal an'i colombie iny : Rene Higuita ! le tia miakatra iny e! attaquant mantsy izy taloha !
amzao ndray : Christiano Ronaldo(POR), Wayne Rooney(ANG), Ronaldinho, Messi(ARG), Rubben (P-B) ireo zao no mety hamiratra amty mondial 2006 ty e!

16. naughtyboy ( 18/05/2006 22:19)
aza adino thierry henry (fr) ao @ tena top form zao , ballack (ger),samuel e'to ao barcelona ..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2263