bonjour

1. davis ( 11/04/2006 08:56)
Bonjour !
Je viens de découvrir un très bon site d'informations, de conseils et d'assistance pour trouver un job bien payé à l'étranger (avec ou sans qualifications), une bourse d'études, une famille d'accueil, un séjour au-pair, des capitaux privés américains pour un financer vos études, votre projet, votre entreprise, un événement ou votre voyage à l'étranger, un job indépendant pour créer votre propre emploi et gagner beaucoup d'argent. Visitez-le vous aussi pour voir en quoi il peut vous être utile.
Voici l'adresse :
http://www.usaeuropafrica.online.fr/index.php/id=1144746423376
Amicalement
novalian'i milamina ny 12/04/2006 23:38
2. soleil ( 11/04/2006 10:20)
Merci bien pour l'info mais est-ce que tout le monde saura lire et comprendre l'Anglais

En tout cas c'est réellement intéressant si c'est pour de vrai

3. Fiffi ( 11/04/2006 10:37)
misaotra anao eh!
4. rurik ( 11/04/2006 10:41)
soleil en français le izy ka efa nijery aho sao misy mahasoa
misaotra eeeeeeeee
5. ampitiavanabe ( 11/04/2006 15:00)
efa mba henokenoko ihany io site io fa ny mahalasa ny saiko dia hoe raha bleuf le izy dia remboursé ve ny frais isankarazany, @ fomba ahoana ? hitory rivotra koa avy eo. eritrereto hoe raha misy olona 100 fotsiny mandefa 50 € pour frais de traitement de dossier dia efa otrinona izay. mba valio e
6. andry44 ( 11/04/2006 15:27)
mba mailo ry reto@resaka toy itony a!:!:
7. Herimiafina ( 11/04/2006 15:50)
Ahan :@:@
Ireo no offre fa aiza ny critères sy ny conditions. Efa nahita ohatr'io zah de tena mamaly tena mifandray tsara fa tsy voako fotisny le rehefa miteny izy hoe misy formulaire ato andoavana vola $55 ohatra de jerena compte personnel ana-olona ny ao, tadidio fa any Angleterre ohatar dia tsy obligatoire ny piece d'identité rehafa hanokatra compte en banque ka na i rakakabemaso aza afaka manokatar compte de raha mandefa vola any ianao de very any ny volanao.

Fa na dia izany aza, aleo trandrahana tsara ity resaka ity fa izaho manana projet favy be izay! ahan :@
8. Fiffi ( 12/04/2006 06:03)
aleo marina aloha mitandrina satria efa be zay no voan'sahala an'itony , asa raha hoe ny rehetra fa mafy ny manjoa ny nanandrana an'io an!
9. farah ( 12/04/2006 11:15)
Zà kou lou de tô tsy mba ho voasiton'ny zavatra tahaka itony e!efa maro ny zavatra reko mantsy. Sady zà kou tsy te-hiala eto zany e!
10. rurik ( 12/04/2006 11:37)
Heriamifina ahan rarana mafy ny mifoka sigara
11. Herimiafina ( 12/04/2006 20:42)
rurik:

Heriamifina ahan rarana mafy ny mifoka sigara

rurik: ahan :@ tsy aleonjy mievoka an'io toy izay mievoka gaz-na echappement an! ahan :@


Mitandrema ihany ry zareo an! Rha vao mangataka vola dia idifio tampoka, ahan :@
12. milamina ( 12/04/2006 23:38)
tsy misy afatsy resabola ny tanjonio fa mailo nareo. http://www.usa-europafrica.ca.tc/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4889