irery any afrika...

1. diamondra27 ( 11/04/2006 08:54)
irery any afrika ianao sady nisy nanao piège anao. Nahanton'ilay piegeur t@ tady eo ambony hazo ianao no sady nofatorany t@ le tady ny tenanao iray manontolo ary natsatony t@ fantsika le tady mihazona anao eo ambanin'ilay hazo nanantonana anao. Dia nasiany labozia mirehitra mandalo @ le tady. Eo ambaninao le mihantona mitsingoloka iny anefa misy liona miandry anao.

Fanontaniana: ahoana ary ny ataonao?

Tsy misy olona afaka hamonjy anao

Bon courage!
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:55
2. Fiffi ( 11/04/2006 09:05)
andraso aloha hiheritreritra fa toa lalao dange be izy zany klé !
3. Ragadona ( 11/04/2006 09:32)
Farany zavatra tsy tian ny liona ny pipi n olombelona, ka refa lasa le olona mpamatotra ahy dia mipipy aho fa na goutte iray monja aza no latsaka dia efa henon ilay liona satria sensible be amin io izy ary tonga dia lasa mandao an io toerana io avy hatrany izy ary tsy miverina na mandalo eo alohan ny 2 andro. Refa tapaka amin izay le tady dia lasa aho
4. little ( 11/04/2006 09:46)
Za zao aty Afrika fa mbola afaka mandende tsara ko! sady aty ve misy Liona zany e? Fa tsy ohatran'ny Fody kely ve zany liona zany e?
Sady ra mianjera nge enao @ zany de tsy laniny zany satria enao aza mifono tady ko.=))=))=))
5. mamzelkely ( 11/04/2006 09:56)
kalou haka inspiraka kely diams zah aa :@:@
6. rurik ( 11/04/2006 10:33)
mamzelkely za ko aky ato tapatsinay @ilay Fody kely hi hi hi=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
7. rurik ( 11/04/2006 10:35)
=))=)):snif:little =)):snif::snif:ila ho latsaka daholo ato ny tsy tokony ho latsaka =))=)):snif: ny Fody sy ny liona samy hafa ka hi hi hi
8. diamondra27 ( 11/04/2006 10:41)
ragadona: iny indray no mbola vaovao amiko , mahatsara zavatra mihitsy ty mifampidinika 'ty fa ahalalana zava-baovao hatrany an!

fiffi: eritrereto tsara an!
mamz sy rurik: nareo koa torak'izany;

rurik : ka ragadona io efa miteny oe: raha latsaka eo ny pipinjy de mety handositra le liona§
Fa tsy izay aloha le solution e!
little: any afrika misy liona re no resahina e! kanefa mitandrema ihany toi sao de mivoaka tampoka le liona any anaty cage 'reny an
9. diamondra27 ( 11/04/2006 10:43)
mamz: fa nanomboka oviana indray njy no :@:@
hummmm raha vao tsy eo kely fotsiny za d'efa manao an'io doly nareo an!:x
10. little ( 11/04/2006 10:47)
Fa aiza no misy azy io e! za nge efa mitady foana e! sa reny tsy mivoaka @ maraina fa noktirna. Oka kosa lo ra zany e. Za tsy hivoaka hijery biby kely @ alina zany an.
diamondra: Ka ny fody koa nge ao anaty cage e! jere zao titi.=))
11. diamondra27 ( 11/04/2006 10:50)
little:=))=))=))=))=))=))
manapatsinay marina little an!
tena tsy voatazoko tsony ny ahy klé
12. rurik ( 11/04/2006 11:01)
diamondra27:

mamz: fa nanomboka oviana indray njy no :@:@
hummmm raha vao tsy eo kely fotsiny za d'efa manao an'io doly nareo an!:x


diamondra an pianatr'i herimiafina io eeeeeeeeeeeeeeee


13. watafon ( 11/04/2006 11:02)
Fiffi, tsofiko le labozia d maty d tsy mety tapaka le tady ! sady ipipizako le liona avy eo ! d fa maninona koa moa za no handeha ho any afrika e ? tssss !!! aleoko ihany aty k !:-D:-D:-D:-D
14. rurik ( 11/04/2006 11:03)
diamondra ny andry zao no tsy voatazona fa za vao namaky tapaha aloha ny tsinaiko =))=))=))=))=))=))
15. rurik ( 11/04/2006 11:06)
hi hi hi hi hi hi mahita atao nareo ka hi hi hi hi ohatran'ny itako i watafon nitsaitsaika nitsoka labozia avy eo nipipy sady we nipipizako la lion hihi hi hi hi tapaka ny tsinaiko marina
16. mamzelkely ( 11/04/2006 11:11)
little =))=)) mahafaka andro enao ty ka hatraty ka hatrary enao de mapime fôna =))=))

diams aa ka mila maka inspiraka ngeh refa mieritreritra ee de aveo mipôka le pétarde de hita ny valiny [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Fume/030105cigar.gif[/IMG]
17. rurik ( 11/04/2006 11:37)
ary misy panatsofoka ve aky izy zany ry mamzelkely @izay atosika mihintsy ka raha tonga atrany @ambokelitendany dia ahoana =))=))=))=))
18. diamondra27 ( 11/04/2006 11:39)
mamz a:marina ny anjy fa napoakan'i wata le izy klé, fa mbola misy tsy ampy kely
19. mamzelkely ( 11/04/2006 11:45)
rurik ie hatrany antenda kely le izy =))=))

diams aiza ho aiz le tsampy ky :-D:-D
20. diamondra27 ( 11/04/2006 11:57)


mbola mihira hoe: joyeux anniversaire aloha za an!
de avy eo tsofon'ilay liona @izay le labozia
de lasa haingana za mitsaoka mandrapihinany an'ilay gâteauuuuuuu


'zay ny valiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519