irery any afrika...

41. kala ( 12/04/2006 04:38)
tena :o mitsy zà hoe tokantrano kely any de tsy maintsy atao fantatry ny namana rehetra ve kou:roll::roll:
diam > milay le izy fa zà aza ange noeritreritiko fa reny mpanjaka reny zany liona de misy le satro-boninahitra - manao akanjo mena be :oops::oops::oops::oops: de :-* :* :-* :* ne njy

pissoa > mbola niampyan'ile "ahan" aza no toa vao mainka hilaza loza:wink:
42. watafon ( 12/04/2006 04:51)
pissoa, amzao ange no resahako alou fa tsy @ 2010 e! efa lasa kosa le liona amzany e? :wink::-D:-D:-*:-*
43. pissoa ( 12/04/2006 05:11)
kala :{:{:{:-D:-D:-D

Fa le "ahan" ry kala tsy dia maninona fa ity :@ ity indray no hampikohoka kou :-D:-D:-D

watafon, tsy mila miovaova hevitra eo ... rehefa tsy mandeha de mijanona :-D:-D:-D:-*
44. mamzelkely ( 12/04/2006 05:39)
Herimiafina:


Sipa leisy izany ry kiali an! sipa mafana be! ahan :@




ka io samy manana ny atao we lioana ko ny sasany lazaina fa fody kely ny lioana ny an sasany lazaina fa sipa de inn aza ny marina ee:roll::-D:-D
45. Ragadona ( 12/04/2006 06:16)
Aleo atao hoe fody kely fa le hoe liona mety hampitsoaka ko, matoa atao hoe liona mantsy dia misy hery majika tsy hay tohaina ao aminy ao ka raha bandy kelikely aina aleo tonga dia tsy miditra mihitsy
46. diamondra27 ( 12/04/2006 06:27)
HM: liona= sipa mafana be:-D:-D:-D:-D mampalahelo le zanak'olona marina fa mba lazao azy no tena izy e
ragadona: liona= hery magique= ahan euuhhhhh mampieritreritra indray izany

sasa::wink:

kala:mpanjaka an!...:-*:-* mbola ho avy iny blagy iny ka!(jereo kely aloha le tantaran'i estera any @ fivavahana sy finoana e! miresaka mpanjaka sy satroboninahitra):wink:(l)(l):-*:-*
47. kala ( 12/04/2006 10:32)
diam > merciiiiiiii aloha ny amin'iny ê!

pissoa > tandremo sao mamindra hoa:wink::roll:

ragadona > sao dia liona matanjaka kosa ary ny ol manana anarana hoe Léon fa diso fanoratra fotsiny 8)8)8)8) aza hitako ange zany :-D:-D:-D
48. Ragadona ( 12/04/2006 10:39)
Fa ragadona ange tsy Léon e
49. kala ( 12/04/2006 11:01)
:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
50. rurik ( 12/04/2006 11:20)
=))=))=))=))Ragadona:roll::roll::roll:
51. totofy ( 12/04/2006 12:13)
an3 , HM less iray club hono nous 2 .... ataovy ary ny stratéjia mba hety lé fika .... ahoana ny tian' ialahy hamaizako an' i pissoa ???? bizzzzzz ve afaka alefako @ sera² ....:-*:-*:-*
52. watafon ( 12/04/2006 12:50)
pissoa, zay zany fa tsy ho any ndray za zany kou ! za matahotra lion kou !!!!:-*
53. pissoa ( 12/04/2006 13:43)
totofy:
an3 , HM less iray club hono nous 2 .... ataovy ary ny stratéjia mba hety lé fika .... ahoana ny tian' ialahy hamaizako an' i pissoa ???? bizzzzzz ve afaka alefako @ sera² ....
Fa maninn zah no faizina :roll::roll: Faizo eo zah hamaizako anao kou kle :roll::roll::-D:-D
wata:
pissoa, zay zany fa tsy ho any ndray za zany kou ! za matahotra lion kou !!!!

wata ntsooooo :-*:-* ao azany fa tsy tafiditra any am'stad le lion e :-*:-D:-D:-D
54. diamondra27 ( 12/04/2006 16:46)
zay mitsy
55. pissoa ( 12/04/2006 17:22)
:-D:-D:-D
56. totofy ( 12/04/2006 19:01)
pissoa ,anjekaky ô ngah énao koa mahay ? aoka izao ary é ... sô dé hidiran-doza eo zah ...ao fa omena bizzzzzz dé samy vita brbrbrbr brbrbrbrbrb.. (io lé mangovitra bé dé mipopoka atramin'ny nify)
57. diamondra27 ( 12/04/2006 19:31)
:-D:-D:-D
58. sasa ( 13/04/2006 03:28)
:-D:-D:-D:-D
59. pissoa ( 13/04/2006 05:15)
:roll::roll::roll:
60. kala ( 13/04/2006 06:45)
pissoa > wééééééééééééééééééééééééééééééééééééééé

:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081