ahoana ny afantarana fa hoe mbola tia ny olona ira

1. texe ( 11/04/2006 08:19)
saluit
raha misy olona iray niaraka taminao de nisaraka ianareo deahoana no ahafantaranao fa mety mbola tianao ve iny olona iny .
texe
novalian'i Fiffi ny 14/04/2006 16:20
2. Fiffi ( 11/04/2006 08:57)
tena mbola tsy nanadalo t@ io ka tena tsy mahafantatra mihintsy hoa ahoana na ahoana ! nefa na izany aza matoa nisarka dis tsy midika ve zany hoe efa tsy tia intsony raha izany ?
3. texe ( 11/04/2006 09:15)
fiffi
ka le izy ange tena tsy ita intsony izay marina fa tsy mety milaza hoe tsy tiako intsony ianao fa hoe aleo amin'izao de tena kozy masosotra mihintsy
4. Fiffi ( 11/04/2006 09:19)
marina aloha fa kozy tena mahasositra tokoa izany fa maninona raha mba hanontanianao ary izy ? na hoe manao carte sur table mihintsy @ zay avoaka daholo ny rehetra toy izay hiandry sy hijaly eo !
5. texe ( 11/04/2006 09:29)
fiffi
efa natao iany ny carte sur table fa tsy ita izay tena marina toa samy maka hoazy amin'izao
nefa rehefa mifankahiya dia samy mivindavinda eny tsy fantatra hoe ahoana tena tsy milay aloha ny fikany .ary inona no tena vahaolana @fitiavana?
6. Fiffi ( 11/04/2006 09:41)
aleo angamba mba hiandry izay hevitrin'ny namana hafa fa sao dia manao hadisoana aho an! avy eo aho mamaly manone ny hevitro. :)
7. little ( 11/04/2006 10:25)
Iza aloha no nisaraka e? enao sa izy? Raha enao manko de inn mo ny bleme raha mbola tia ihany izy? Fa raha enao de sur mitsy ah fa mbola tena mety tia izy an.....na tsy tia intsony ko fa enao no mihevitra hoe mbola tia ahy zao iny. Mazana manko zany foana no mitranga.Mihevitra foana ny iray hoe mbola misy tavela zao any @ iny nefa ny ao n-tsaina fotsiny zany.
Aza asiana sentimaka fa raiso @ eritreritra tsara. ( Aza jerene @ fo zany e fa @ saina)
8. kabotal ( 11/04/2006 10:42)
Texe
Ny vahaolana @ fitiavana dia fitiavana ihany, ny fitiavana de hery miafina avy ao anatinao ao, tsy hainao tohina io rehefa tonga ny fotoana, ary toy ny fo mandoro izy io ka dia ianao no mandanjalanja azy. Za de efa velo-panotaniana toa anao io. Niaraka t@ sipa zay za, tena tiko be izy, nharitra roa taona teo ho eo,ny loza anefa de ty, kay nenao vavy nanana olon-kafa ankoatra ahy, nisaraka zahay na de tena tiko izy, ny tsy tiko taminy de mandainga izy,ndray mande zay nolazainy @ ray aman-dreniny fa tany amiko izy, ary ireto farany tsy mahalala afa-tsy za, ny zava-nitranga anefa tany @ le raika lahy izy t@ io, te vao tratrany laingany satria ny anadahiny mihitsy no nitady azy taty amiko. Te aho vao nidanaka hoe tena voafitaka. Ka eo indrindra le ilana le preuve na le carte sur table lazain'i fiffi, fa rehefa tratra hoatry zay de aleo manova fa sao enao voafandripandrika. Ka le fitiavana zany amiko de enao mihitsy no misafidy sy mandalanja tsara ary mamakafaka izay iaraka aminao, ary io fitiavana io koa indraindray tena @ olona tsy am-poizinao no itefany. Zay no mba azoko lazaina fa de aleo ndray ny hafa hanazava e.
9. diamondra27 ( 11/04/2006 10:57)
nareo aza efa nisaraka, dia inona no iraharahiana an'iny na mbola tia izy na tsia fa de manolo injay no mety.... sa amoureux(se)
10. diamondra27 ( 11/04/2006 11:02)
kabotal sy texe: ka zay indrindra, aleo misaraka toa izay miaritra trefle sy ataon'olona fanalàn'andro sy excuse fotsiny, ny taona mande ihany nefa tsy fantatra marina ze tena izy, ka tsy aleo ve mamboatra saina de mijery ze mahasoa koa. Sitrana ho azy eny iny fery iny(coeur blessé) na de tianao be aza le olona.
11. kala ( 11/04/2006 11:28)
zany mitry ry diam :-*:-*:-*

12. radeeds ( 11/04/2006 11:37)
anoraty iz de raha mamaly de hita eo
13. xxx ( 11/04/2006 11:39)
Miarahaba antsika rehetra,

Ny fitiavana amiko dia toy ny vazy sarobidy, ka raha sendra misy fisarahan izany hoe: vaky ilay vazy, dia tsy ho ohatran'ilay hatsarany tamin'ny voalohany intsony, ka rehefa vita dia vita ry texe fa aza mieritreritra intsony ah!!!

14. cutie ( 11/04/2006 11:42)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-04-2006 16:39:16
Lohateny : Re : ahoana ny afantarana fa hoe mbola tia ny olona ira
Miarahaba antsika rehetra,

Ny fitiavana amiko dia toy ny vazy sarobidy, ka raha sendra misy fisarahan izany hoe: vaky ilay vazy, dia tsy ho ohatran'ilay hatsarany tamin'ny voalohany intsony, ka rehefa vita dia vita ry texe fa aza mieritreritra intsony ah!!!

za koa mitovy hevitra @ xxx.
15. pissoa ( 11/04/2006 11:49)
za koa mitovy hevitra @ cutie.
16. Fiffi ( 11/04/2006 11:52)
ary raha tena mbola tia kosa ary izy ?
17. cutie ( 11/04/2006 11:55)
in ny antony nisarahana ry Fiffi raha mbola tia izy??
18. pissoa ( 11/04/2006 11:56)
Rehefa mbola tia ve izy tsy hiverina (raha izy no niapa)? Sao lany andro manambony morale fotsiny eo!
19. cutie ( 11/04/2006 12:36)
raha efa samy nifanaiky aloha we hisaraka de sarotra be ny miverina indray na de mbola tia aza e.
Fa raha ady kosa ny antony nisarahana de raha samy mifampamela eo mety ho possible ihany ny miverina raha samy tia izy roa.:P
20. texe ( 11/04/2006 12:53)
misaotra anareo namana
fa izao kosa alo e!za bandy a! fa le sipa mandaiga alo tena tsy reveko mihintsy e!ary koa ny mamitaka
kabota fiffi ataontsika ahoana izany ireny pamadika ireny? ary ho zakany ve izao fandenjavatra izao?ny ahy mantsy tena tsy tiako ny manao tsinotinona nefa dia avieo de tonga indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6652