ahoana ny afantarana fa hoe mbola tia ny olona ira

41. mamzelkely ( 12/04/2006 15:07)
little kosa aloh de tena logik beuu mitry eee:roll: sô deiso misaina lôtra ko enao :roll::-D:-D
42. Fiffi ( 12/04/2006 15:34)
sa tsy izany ry pissoa ? :roll:
43. soasoafy ( 14/04/2006 11:22)
Ary ahoana ndray ny hevitrareo mikasika an'le vao miaraka tsy ampy 1 mois de tonga de miala tsy ankiteniteny ny ankilany? Tsy dia misy fitiavana v? nefa t@ voalohany vao nihaona ohatran'ny tena taraiky be,de avy eo miala tsy ankiteniteny sy tsy misy firesahana.
44. texe ( 14/04/2006 13:22)
Diamondra a! marina tokoa ny andry fa saingy zao. sarotra anie ny mitady olona atokisana amin'izao e! fa ao&ana ny tena :evil:o^okozy milay e sa aoana ho enao
fiffi ahoana no atao ?
45. Fiffi ( 14/04/2006 16:20)
texe: dia tsy hitako ben'hiany izay lazaina anao fa raha toa ka misy fijaliana tahak'izany tsy aleo ve adaboka any ? rehefa tsy misy azo hifanarahana dia tsy aleo ve hajanona ?nefa moa ianao hiany no mahita ny fandehany any fa dia koragy foana eh! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0839