ahoana ny afantarana fa hoe mbola tia ny olona ira

21. Herimiafina ( 11/04/2006 15:10)
texe:

saluit
raha misy olona iray niaraka taminao de nisaraka ianareo deahoana no ahafantaranao fa mety mbola tianao ve iny olona iny .
texe

Aza raharahina izy fa tsy maintsy mibaradaka mahita anao indifférent be aminy, de hitanao fa mbola tia anao izy. ahan :@:@
22. Mija ( 11/04/2006 15:58)
ny zavatra tiko marihina alou de zao é, rehefa io fitiavana io no vôkitika , de tsy maintsy misy ray sahirana ihany eo , ary matetika de izay nipoiran'ny blèm ihany no mahatsapa fa tena voa mafy , fa ny ray kosa de sûr fa mbola tia izy fa saingy tsy afaka ny hanao inn fa miandry izay mety ho fisehon-javatra eo fotsiny
23. kiali ( 11/04/2006 18:23)
texe:

saluit
raha misy olona iray niaraka taminao de nisaraka ianareo deahoana no ahafantaranao fa mety mbola tianao ve iny olona iny .
texe



tena mitovy cas tsika sy enao ry texe an!
24. soleil ( 12/04/2006 03:27)
Amin'ny fisarahan'olon-droa dia tsy maintsy misy foana alahelo sy ratram-po mitoetra ao anaty ao , ary ny iray amin'ireo dia tsy maintsy mbola tia foana na safidiny na tsia ny hisaraka

Ianao mifanerasera sy mifankahita aminy ihany no mahalala raha mbola misy na tsia ny fitiavana , nefa koa miankina amin'ny hoe nahoana sy inona no antony le fisarahana

Raha olona niaraka taminao ela hainao foana hoe mbola tia izy na tsia , sarotra be izany satria koa misy olona mahay manafina ny ao aminy , ny fitiavany mba tsy hahalalanao fa mijaly noho le fisarahana koa izy ary raha fantany ohatra fa tsy misy fika ntsony ny réconciliation de tsy hampiseho fitiavana anao intsony izy fa ny tsara indrindra de ny miresaka , mifanazava zay ihany
25. Fiffi ( 12/04/2006 04:31)
miresaka , mifanazava marina !
26. mamzelkely ( 12/04/2006 05:27)
ra ts fidiny kosa le fisarahana veuu ts hisy doute ao aminao fa ra safidy le izy de inn mbola hivakina loh we mbola tia ahy ve izy sa ts :roll: fa zany we io doute io refa misaraka am olona iray enao de misy fôna fa apres ca passe même na zay fihetsika rht ataony aza de ôtrany we maneho zvt aminao zany na de ts marina aza zany donc tokony ts de hivakina loh lôtsa :°)
27. diamondra27 ( 12/04/2006 05:55)
Ny ahy raha misaraka amiko izy de tonga de mitady vaovao za( na de oe entina mi-scène fotsiny fa tsy hiarahana ara-nofo) de ataoko hitany tsara hoe: nahapezy kof tsara noho izy , fa tena voadona kely ny ambompo-ny @io
28. mamzelkely ( 12/04/2006 06:10)
zah njay ky ry diams ts micharaka amin olona iray ra ts sure fa misy solony qlq part :°):-D:-D lengako zany aa:-D:-D
29. Ragadona ( 12/04/2006 06:23)
Ka sao dia lany andro mandona ny hambom pony eo ry diam sady iza ko no hanaiky hoentina mi senina fotsiny zany
30. vicky ( 12/04/2006 06:53)
Miombon-kevitra tanteraka amin`i soleil aho.
Rehefa miresaka sy mifanazava tsara ianareo dia manàna hambom-po koa ianao na mbola tia azy aza.Anontanio azy am-pahatsorana mihitsy hoe mbola tia ahy ianao sa tsy tia ahy intsony, mety ho sarotsarotra ihany angamba izany fa ianao mahalala azy tsara dia anontanio araka izay mahamety azy. Raha sendra maharatra anao moa ny valin-teniny, dia fitiavana misolo fitiavana e, sitran`ny fotoana foana io.Dia courage foana !
31. little ( 12/04/2006 07:03)
Marina doly alo zany e! fa ra vo misaraka nge de arak'kle kozy hoe ohatran'ny skotsa reny hono izy io e. Le voalohany iny ihany no tena adhesif fa vo miangotra in-draipa de zay skotsa votany avy eo.
Sady samy marary an, le support marary, le skotsa ko tsy mahavita ny asany tsony. Aleo mitsy reto tsy mandinika tsara aloha vao mametaka de amzay mipetaka tsara. Na ra te mbola hisoma kely de velcro am-piasaina e!
32. diamondra27 ( 12/04/2006 08:02)
:-D:-D

ragadona:: he he he f'angah atao fatatrao fa entina mi-scène fotsiny ianao? Refa hitako fa tara be amiko ve zao le kof nefa za tsy tia azy fa vao nisaraka t@ kof tiko de tsy araraotiko le kof tara amiko io:cry:
33. Ragadona ( 12/04/2006 08:46)
Ka zao efa fantatra le izy ko
34. kabotal ( 12/04/2006 08:49)
>>>texe : le mpandainga sy mpamitaka alou de tsy hita ny anaovana azy e, fa de aleo izy ihany no hijinja ny nafafiny.
>>>diam : mety milay alou le hoe entina mi-chaine e, za manko nanao an'io de saika niverina ihany le sipa, zany we vodona kely ihany ra-sipa, de saika anao retour, de za no tsy nety, ka le nentiko ni-chaine tena raikitra.:lol:
35. texe ( 12/04/2006 09:04)
fiffi
ny tena tsy milay ange de izy efa diso indray no be taimbava be
36. mamzelkely ( 12/04/2006 10:34)
little de ny fitiavana ve zany = skotitsa:roll::-D:-D
37. little ( 12/04/2006 12:24)
ie, satria refa tia nge de miraikitra e! k'ahoana aza ny sipa no atao hoe kolanty be ko iny an! Tsy aleo aza skotsa toa zay super glue!
Oka kosa e! sa Ponal?
Ndry ty kosa an, sady madity reny nge amboloany e fa refa avy eo tsy laitra mitsy.
Ny baiboly koa nge miteny hoe mitambatra ho iray izy ireo ka tsy skotsa ihany ve zany e!
Azo ilazana azy daholo retsy an. Skotsa, sparadrap, lakoly, Ndraindray aza vari-masaka( azo atao lakoly mantsy reny)de le finanana fotsiny amin'iny no mampiaraka. mbola betsaka e...mikaroha nge e!
38. Fiffi ( 12/04/2006 12:36)
de adaboy any rehefa be taimbava sy mapifilafila koh! 1 de perdue hono 10 de retouvées :):):):):)
39. pissoa ( 12/04/2006 13:36)
Kay :-D:-D:-D
40. diamondra27 ( 12/04/2006 13:50)
refa mbola mila relation aminao izy de mbola tia izay
Ny degré-ny fotsiny no tsy mitovy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2385