Manja eh!

1. Fiffi ( 11/04/2006 13:19)
zah ry zareo dia tena anisan'ny mpankafia ny fiara taloha ireny an! tena milay mihintsy sady ohatran'ny mampanofinofy ahy mihintsy ka raha nijery aho dia ity no tena nambabo ahy eh! ary ny anareo mba iza ? misy choix bdb ao de 1à99 . Fa ny ahy aloha dia ity an! ilay numerao 35 io http://www.gratisnette.com/image/personnelles/voitures/collection/Retro_Mobile_18_02_2001/photo_voiture_de_collection35.htm
novalian'i Fiffi ny 27/04/2006 11:55
2. cutie ( 11/04/2006 16:06)
ary njy ve mpanao collection an'reny sary fiara taloha reny??
Mbola hijery ny tiako aho alou za a :wink:
3. Herimiafina ( 11/04/2006 16:11)
Favy kah, favy fa lafo be dirandoza, manajary mihafy tsy mikaly ny papoose! ahan :@:@
4. cutie ( 11/04/2006 16:17)
nga mila vidiana e, jerena fotsiny :-D:{:{
5. cutie ( 11/04/2006 16:19)
ty no tiako:
http://www.gratisnette.com/image/personnelles/voitures/collection/Retro_Mobile_18_02_2001/photo_voiture_de_collection6.htm
6. Herimiafina ( 11/04/2006 16:22)
Favy kah, favy, voangory kely be dia be, ahan :@:@
7. cutie ( 11/04/2006 16:23)
:-D:{:{
de in @ reo no favy @ toi e :roll::roll::roll:
8. Herimiafina ( 11/04/2006 16:28)
Angaha tsy maintsy mifidy! favy daholo kah, sady zah tsy tia mifidy fa alaiko daholo, ahan :@:@
9. cutie ( 11/04/2006 16:30)
:-D:-D:-D:-D:-D
10. Fiffi ( 11/04/2006 17:16)
cutie: io ve akia ny tena tiandry ? fa kely io an! fa manja aloha eh! ny ahy akia dia io nampisehoako io an! tena revy be mihintsy.
Herimiafina: marina aloha fa lafo eh! fa misy mahavidy an! Dia iza ny safidinao aloha ? ahummm ohatran'ny fantako izany :-D:-D:-D:-D:-D
11. cutie ( 11/04/2006 17:17)
:*fiffi io no tiako
12. kiali ( 11/04/2006 18:18)
averiko fa resaka sipa manja le lohateny de niazakazaka zah nijery kay resaka fiara le izy tsssssss!!!!!
13. Herimiafina ( 11/04/2006 18:25)
cutie:

:*fiffi io no tiako

Anjekaky oo :{:{
Nivadika taranja ve njy zany ry bavy klé? ahan :@:@

14. cutie ( 11/04/2006 18:26)
taranja manin:roll::roll::roll::roll::roll:
15. vale ( 11/04/2006 18:46)
mmmmmh, tena manja be daholy ry Fiffi à!
16. Fiffi ( 12/04/2006 04:27)
vale: de iza no tiandry tao ?
17. little ( 12/04/2006 06:45)
Manja marina ka, fa io ve tsy le t@ andron-dry Himmler reny e? le fitaingin'ny lehiben'ny Gestapo reny?
Fa ny ah no tea tiako de le vam vaovao nefa manana endrika tranainy reny oh: Chrysler plymouth reny ohatra. Manja ko reny an!
18. Fiffi ( 12/04/2006 07:14)
ny chrysler kosa aloha hatramin'iza tena manja be foana an!
19. rurik ( 12/04/2006 08:05)
ny ahy ty sady tena mbola tsy misy panana toa ny moteur any aoriana dia ny volan aty aty aloha na mifanohitra amizany jereo anie le sary e http://www.gratisnette.com/image/personnelles/vitures/collection/Retro_Mobil 18 20 2001/photo_voiture_de_collection87.htm
20. rurik ( 12/04/2006 08:07)
tena tsy nety kle @manaraka indray
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5649