Manja eh!

41. Fiffi ( 16/04/2006 13:40)
cutie : de mi-deguiser inona ndry @ io ? zah ndray akia tsy mba an'io an! anti :-D:-D:-D:-D:-*:-*
42. cutie ( 16/04/2006 13:44)
fiifi, saka nonataoko , de Frida taloha:-D
43. Fiffi ( 16/04/2006 13:48)
:-D:-D:-D:-D
cutie : iza @ ireo ? :-D:-D:-D:-D
44. Fiffi ( 16/04/2006 13:51)
cutie : ny ahy akia ity no tena tiako an! [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Fantastique/f%E9e.gif[/IMG] manja eh ? :-D:-D:-D:-D:-D
45. cutie ( 16/04/2006 18:53)
fiffi aleko le saka fotsy mahafatifaty io koa:-D
46. Fiffi ( 17/04/2006 04:38)
cutie: sa iza no tiandry @ ireto ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Chiens_et_chats/minichat6.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Chiens_et_chats/minichat2.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Chiens_et_chats/catani.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Chiens_et_chats/minichat4.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Chiens_et_chats/chat5.gif[/IMG]
47. cutie ( 17/04/2006 18:01)
le saka 1 sy le farany hihihihihi
48. Fiffi ( 17/04/2006 18:15)
cutie: mahay mifidy an! :)
49. cutie ( 17/04/2006 18:18)
fiffi, raha za manana an;reo a hihiihihhihi
50. Fiffi ( 17/04/2006 18:25)
manja eh ? ka inona nefa no manaka andry ? dia mba misy kompanie be zany ko! :)
51. cutie ( 17/04/2006 18:30)
fiffi njaso fa alaiko virtoaly reo hihihihihi
52. Fiffi ( 18/04/2006 11:25)
cutie: an3 kosa akia an!! fa manjary tsy misy tsirony le feeling koh! :-D:-D:-D le misafosafo iny zao no mahafinaritra dia ilay mihaino azy manao hoe "miaou ! miaou ! " :-D:-D:-D
53. cutie ( 18/04/2006 18:37)
fiffi hihihihi marina zany
54. Herimiafina ( 18/04/2006 19:16)
cutie: :*:* Fiffi: :*:*
Io oroka nataoko io de oroka ancien raha misy mankafy vakoka ianareo? ahan :@
55. cutie ( 18/04/2006 19:18)
inny dikan'zany vakoka?
56. Herimiafina ( 18/04/2006 19:24)
Vakoka dai tranainy, fahiny, taloha, meubles anciens ohatra de ireny louisXiV ireny, ahan :@
57. cutie ( 18/04/2006 19:31)
za alou tsy mankafy vakoka e
i Fiffi no mankafy :-D
58. Herimiafina ( 18/04/2006 19:38)
Voa mafy njy izany knou, efa mba nanome maimaimpoana nefa zah tamin'iny! hehehehe=))=))
59. cutie ( 18/04/2006 19:40)
ka le izy vakoka koa,iza koa no tian'zany :-D:-D:-D:-D
60. Herimiafina ( 18/04/2006 19:59)
Ny vakoka anie no tsara e! Zah izao ato de miaina amin'ny vakokoa tanteraka :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1164