VISA de sorti

1. Falzar ( 10/04/2006 11:10)
Tena mampalahelo wa ry 'reto 'ty lalàna navoakan'i Sarkozy ity e! Aiza ve ko d'zay farany mahay ihany no afaka hivoaka aty an-dafy, en + mbola mila ny fankatoavan'ny fanjakana MLG indray 'zay vao ekena ny VISA. Manahirana e! Sa mba ahoana ny hevitrareo ?
novalian'i fijo ny 28/04/2006 19:49
2. Fanja1 ( 10/04/2006 11:54)
zao ngaha enao vao mahalala an'i sarkozy sy reo à droite rehetra reo?
3. fasaly ( 10/04/2006 14:06)
:cry::cry::cry::cry:korazy dooly e!
4. Fiffi ( 10/04/2006 15:18)
fa tena dadany aloha io eh!
5. batso ( 10/04/2006 16:22)
Izaho aloha tsy contre é "AZAFADY" Lazao ndray ary fa amintsika GASY tsy misy mi-cland!!!:roll::cry::wink::(
6. rdc ( 10/04/2006 17:02)
Zy no tsra kokoa satria reo gas miklandy aty lasa olon'olompoana, tsy misy projet, tsy misy avenir fa velona mba ihinana sisa.
7. kiali ( 10/04/2006 18:26)
fa iza zany sarkozy zany?
8. Fiffi ( 10/04/2006 18:42)
kiali: io http://sarkozyblog.free.fr/
9. ainga ( 11/04/2006 09:22)
Mijono ny vato mpankany amin'ny sisiny farany avanana, izany no hitako anisan'ny anton'io volavolondalàna io. Akory atao ?
10. vetsoko ( 11/04/2006 13:03)
c'est simple,c'est bien pour la france mais évidement c'est mauvais pour nous les étrangers.
11. ainga ( 11/04/2006 13:32)
jereo anie ity e !
http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3222,36-760419@51-754743,0.html
12. fijo ( 11/04/2006 20:50)
misy hilana le sivana ihany aloha e.saingy le izy izao lasa resaka fanilihana indray
13. Fiffi ( 12/04/2006 15:12)
c'est simple,c'est bien pour la france mais évidement c'est mauvais pour nous les étrangers.
an3 tsy ho an'ny frantsa hiany aloha io an! fa hatraiza hatraiza zao dia efa niha-henjana be mihintsy ny momba an'io immigration io an!
fijo: misy tokoa ny tena hilana azy saingy tsy tokony kosa hoe hianjera @ izay te-hianatra fa misy dia misy ny clandestins mpanararaotra , be loatra koa ny dépenses hataon'ny firenena momba ny etrangers , ohatra raha ny sécu no jerena an! raha ny eto frantsa zao dia tsy hafaka mihintsy ny gouvernemanta hijery ny olona ohatra marary fa tsy maintsy mitsabo ary humanitaire io . Tsy hoe pour @ lalana noraisin'ny fanjakana aho noho io fa ny zavatra tsy rariny hitako kosa aloha dia ny momba ny mpianatra , tsy rariny io !!!
14. narri ( 12/04/2006 17:26)
Izaho aloha tsy contre é "AZAFADY" Lazao ndray ary fa amintsika GASY tsy misy mi-cland!!!

mialatsiny am batso aho raha mamaly azy......
tsy fidiny ho azy ireo ange ny ho tonga am nio toerana io e......sa mba nomena fanomezampahasoavana manana taratasy ve isika dia atao tsinotsinona izay tsy manana.....isika malagasy anie ka anisan ny hendry indrindra am ny tsy manana ttsy e....tohano izy ireo fa aza enjehina...... sady hoy ny hiran iny antsan ny kristy izay hoe .... aminao zahay jeso mitovy zo.na tavaratra io,na karana na sinoa,....aleo izy mba hiotra e .mbola hoavy ilay andro handresene ...azafady raha somary mahery fiteny ....mba hevitra ihany ny ahy raha mahateitra dia avereno aty amiko:lol:
15. kiali ( 12/04/2006 18:53)
tiko ny hiafaran'hity fiffi ty farany fa manoro an'ah fona! zany ka vevavy! :D
16. fijo ( 12/04/2006 19:22)
izay no nilazako hoe lasa fanilihana le izy ka izay no tsy mety e
17. Fiffi ( 12/04/2006 19:56)
hoy narri
sa mba nomena fanomezampahasoavana manana taratasy ve isika dia atao tsinotsinona izay tsy manana.....
ataoko kosa angamba ry narri fa tsy nisy nanao an'io teto an! sa ahoana hoy ianao ? taiza indray no nahitanao an'izany hoe "dia atao tsinotsinona izay tsy manana.....[/" ?? fa iza aloha no nanao an'izany ? raha samy gasy zao ve dia hanana toe-tsaina tahak'izany ? asanao aloha fa toa mbola tsy nahita an'io aho an!
Amin'izao fotoana izao dia tsy frantsa hiany no miady @ vahiny tonga fa hatraiza hatraiza io , ary raha ohatra hoe manana ny rariny ry zareo hanaovany an'io , ao kosa hoy aho ny zavatra TSY RARINY RAHA MOMBA NY MPIANATRA no hatao an'izany.
18. milamina ( 12/04/2006 23:29)
Falzar:
Aiza ve ko d'zay farany mahay ihany no afaka hivoaka aty an-dafy,
ataony inona kosa ary olona moyen sy mediocre? nefa aveo samy midongy tsy ody doly d mikilandy satria tsy mahita asa.
jereo amin'ny saina tsy miangatra e! mba sorena koa tsika hoe dakoma tsy alehany any amin'ny taniny no tonga mameno ny tanana ao majunga sy diego!!!


19. fijo ( 13/04/2006 03:49)
misy fahamarinany daholo izany e.fa le mpianatra ferana kosa no hitako hoe tsy mety.
20. Fiffi ( 13/04/2006 09:12)
sao dia mba misy mila an'ity ka dia nelefako eto . http://www.cefi.org/KEYS_F/CAND_ETR/VISAS.HTM
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0573