VISA de sorti
21. Fiffi
(
13/04/2006 09:17)
"La taxe à payer est de l'ordre de 200 F." hay koa misy an'izany ? Ne pas se tromper sur la durée du séjour
Certains étudiants pensant que leur séjour ne durera pas plus de 6 mois arrivent en France avec un visa de long séjour de 6 mois (visa qui tient donc lieu de titre de séjour). Passé 6 mois, ils réalisent parfois que leur séjour devrait être plus long. Ils souhaitent alors renouveler ou faire prolonger leur titre de séjour. Cela leur est impossible : ils sont obligés de repartir dans leur pays d'origine et de faire une nouvelle demande de visa. Il est donc important de connaître la durée de son séjour et de faire sa demande en conséquence.
Passé 6 mois, ils réalisent parfois que leur séjour devrait être plus long. Ils souhaitent alors renouveler ou faire prolonger leur titre de séjour. Cela leur est impossible : ils sont obligés de repartir dans leur pays d'origine et de faire une nouvelle demande de visa fa ahoana koa io ?

22. Vaika
(
13/04/2006 16:23)
Efa hatramin'izay mihintsy io resaka taratasy io fa tsy vao tamin'i Sarkozette fotsiny ka ! Tadidinay ihany ny fijaliana mi-prolonger carte de séjour étudiant tamin'ny loi Jospin, pasqua sy ny tariny.
Ny mpi-cland indray dia betsaka f'aleo tsy ho hatosi-boho-tànana ry zalahy fa mijaly e !
Ny mpi-cland indray dia betsaka f'aleo tsy ho hatosi-boho-tànana ry zalahy fa mijaly e !
23. Fiffi
(
13/04/2006 16:27)
marina aloha fa mba mijaly ny olona an! nefa inona anefa no azontsika hatao @ io ?
24. Vaika
(
13/04/2006 16:34)
Fiffi : isak'alarobia misy manif foana ka ! Raha mbola tsy ampy moa izany dia mandray anjara mitolona mihintsy : "à la première, à la deuxième, à la troisième génération, nous sommes tous des enfants d'immigrés...";-)
25. Vaika
(
13/04/2006 16:42)
Ary tsy hoe vitan'ny mikikika fotsiny ny sans-papiers fa omen-dry zalahy taratasy tsy moramora ! Misy koa etsy an-danin'izany ny vôdaka amin'ny charter fa maro ihany ny mahazo taratasy.
nefa inona anefa no azontsika hatao @ io ?Mba tsidio ihany ry zalahy fa na mampakatra môrala fotsiny aza dia ampy e !
26. fijo
(
13/04/2006 19:43)
fiffi an,azo atao ihany ny manalava le fotoampianarana raha toa ka voaporofo fa ilaina ilay fijanonana ka.
28. Falzar
(
14/04/2006 09:38)
milamina:
Falzar:ataony inona kosa ary olona moyen sy mediocre? nefa aveo samy midongy tsy ody doly d mikilandy satria tsy mahita asa.
Aiza ve ko d'zay farany mahay ihany no afaka hivoaka aty an-dafy,
jereo amin'ny saina tsy miangatra e! mba sorena koa tsika hoe dakoma tsy alehany any amin'ny taniny no tonga mameno ny tanana ao majunga sy diego!!!
ten
29. Falzar
(
14/04/2006 09:48)
Milamina: marina fa ilain'zareo ny mahay, saingy aza hadino fa ilainy noho ny tombontsoany anie e! Ny hampandrosoany an'i France anie no Poltq @'zany e!SAdy io aloha de asakasak'zay tsy mahalala ny Tanindrazany e! Fa raha izaho manokana de tsy hijanona aty 'zany ia! fa i MDG-ko mba miandry ny fahalalana amam-pahaizako ho fampandrosoana azy.
30. fijo
(
14/04/2006 19:42)
falzar,za koa dia efa mba mikasa ny hitodika any amin'izay fa tena efa ampy izay ny taty
31. sylvain
(
25/04/2006 18:18)
tena marina ny any falzar,fa anisany tsy mahatafita ny firenena mahantra anakiray ange toa an'i Madagasikara d ny tsy fiverenanireo nandrato fianarana tany ivelany,saika ny akamaroany,fa d aleony manamafy sy manatsara ny toekaren'ilay firenena,ohatra fotsiny ny impot zay halainy @ karamanao isam-bolana na isan-taona anie ka ho hentiny hanatsarana ny toekareny sy ny olona ao aminy e!ka aleo @ zay mba miheritreritra an'ilay tanindrazana e!
32. morsah
(
25/04/2006 21:19)
Marina izany aleony nameno ny tany toy izay hanohy ny fianarana kou.
Ary aza mampitovy ny vitsika sy ny fangaraka samy mandady ihany fa ny iray efa hary elatra ny iray vao hamory elatra.:-D:-D
Aleo hidiran'ny sarko ho president ahitana azy na hahasakana ny clandestin na tsia e!
Tsoriko aminareo fa tsy ahafoanan'io zany reo asa anga mety handondona any @nao izy ndray andro.