Sary
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
1. lapino
(
10/04/2006 05:44)
Mba nijery sary aho androany, de somary kivy kely fa ...
Nankaiza ny sipa tety
No kôf boay sisa mijoro
Tsy dia mahaliana daholo
Ilay faninana ho seksy
Soa fa nisy an'i fiaritiana kle!! Kiss njy fiaritiana :wink::-*
Nankaiza ny sipa tety
No kôf boay sisa mijoro
Tsy dia mahaliana daholo
Ilay faninana ho seksy
Soa fa nisy an'i fiaritiana kle!! Kiss njy fiaritiana :wink::-*
novalian'i Aino ny 23/05/2006 16:59
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
2. fasaly
(
10/04/2006 05:49)
:roll::roll::roll:mifaninana ho seksy ngah ty zalahy ao ry lapino:wink:
ié zà kou tena nahatsiakaritra fa tena kofy dooly no ao klé! mahafeno page raika mahintsy:°):°):°)aleo aloha handeha amzao e! mba omena toerana ihany kosa nareo fa aiza de sipa foana no hita ao am sary ao:P8)

![](https://avatar.serasera.org/7330bc75e9f202e29ec8f145291a59f4.jpg)
4. tiphen
(
10/04/2006 06:21)
:-Deeeee!!! aleo re ry zareo mba hipozy kely ao kalony ee!! ina moa no maharats izany, misy mantsy ny sasany efa leo ony mahita ny sarinay kally hony ka d aleo koa ry zareo no ho dinihanay eo!! lol:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/ca1d59c66b412d03967582ddca6ec164.jpg)
5. akamatiana
(
10/04/2006 06:40)
:-D:-Dtiph > marina zany akia !
lapino > inn ty mahakivy ??
aleo zao , d am zay lah tsy minanakivy
Sady aleo zahay iapsa amizay
Fa be ireo tsy mahatanty mahita ny sarinay :-D
Sady mameno toerana nefa ratsy lotra
nefa mistyla sy miseho mampiseho foatra
Ozy zareo Bogany sy ny manja injinja
ka omena anjareo ny sehatra ,fa aleo anay anamboatsa faminja
:-D:-D:-D:-D
lapino > inn ty mahakivy ??
aleo zao , d am zay lah tsy minanakivy
Sady aleo zahay iapsa amizay
Fa be ireo tsy mahatanty mahita ny sarinay :-D
Sady mameno toerana nefa ratsy lotra
nefa mistyla sy miseho mampiseho foatra
Ozy zareo Bogany sy ny manja injinja
ka omena anjareo ny sehatra ,fa aleo anay anamboatsa faminja
:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
6. fasaly
(
10/04/2006 06:45)
tiphen, akama, andao mba asiana 2mois tsy asiana sarina sipa aky a! aleo mbo hitazana njay e!8):P:-D:-*
![](https://avatar.serasera.org/291132cbd6cc4d3cb9bad2e59f2fed47.jpg)
8. lanto
(
10/04/2006 06:55)
Mahafinaritra kosa mahita anareo lhl mba mampiseho sandry, fôtra :D sy tanana aza ny an'ny sasanyy hé hé Mihetsiketsika mihitsy an ! Mba miova kely am mahazatra koa e ! Fa ny mahavoa ny lhl sasany ny bibil-ny njay re no asehony eo e! Sa ve zay no maha lehilahy e ? :-D
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
11. mamzelkely
(
10/04/2006 07:59)
lapino mila mijery lalindalina enao de mahita sarina sipa bdb :-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
12. Fiffi
(
10/04/2006 08:19)
fa tsara kosa ny mijery ireo bandy eh! @ zay mba miova kely sady hasian'ry zalahy tsiky be zany :-D:-D ny fiara aloha boffff mahita foana na aiza na aiza , ao ry zalaha mba anaovy defilé kely zahay eh! :-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/19dd1947a95454ccaf223a731c32db0c.jpg)
14. kala
(
10/04/2006 11:01)
lapino > le somary mampiseho an'ilay tanana bokona reny izy no tô hoatsany mbô voavoako klé:wink::-$
tsy le mpanao catch kosa aloha an! 8)8)8)8)8)
tsy le mpanao catch kosa aloha an! 8)8)8)8)8)
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
15. lapino
(
10/04/2006 12:12)
Falifaly daôly ndray ny sipa rehefa mahita kôf sesky! :wink::-D:-D:-D Io fa efa misy sipa seksy mahafatifaty indray mipoitra ao kanefa :P:P:P
kala, modimody mba tanana aloo no bokona am'voalohany an! :wink:
Akamatiana, fasaly, andray kosa e! Tsy hasiana guerra ange e! :wink: Mangina indray ny sary mandritra ny 2 volana zany kle :{:{
Tiph, ny sarinareo koa ve de hankaleo e? Mba be resaka kely eo ndray ndry an! :wink:
Ô mandrosoa amin'ny lalina kokoa, fa ao ny tsonjo ho azonao? :wink:
Fa za kloo tsy mahay an'ireny sesky ireny e! fa aleo hilamina :oops::oops:
=))=))=))=))
Soa ihany fa tsy ny maha lehilahy tsy bibil no napetrany teo

mamzelkely:
lapino mila mijery lalindalina enao de mahita sarina sipa bdb :-D:-D
Ô mandrosoa amin'ny lalina kokoa, fa ao ny tsonjo ho azonao? :wink:
Fa za kloo tsy mahay an'ireny sesky ireny e! fa aleo hilamina :oops::oops:
lanto:
Fa ny mahavoa ny lhl sasany ny bibil-ny njay re no asehony eo e! Sa ve zay no maha lehilahy e ? :-D
=))=))=))=))
Soa ihany fa tsy ny maha lehilahy tsy bibil no napetrany teo
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
17. fasaly
(
10/04/2006 13:51)
akamatiana:
fasaly > aleo manjakizay mitsy euuh! sa 2mois veuuh ??:-D:wink:
:?:?:?:? andao marina mankjakizay euh!:?:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
18. fasaly
(
10/04/2006 13:54)
kala:
tsy le mpanao catch kosa aloha an! 8)8)8)8)8)
:-D:-D:-D:-D lay manao salàka mivilana beuh ve!:wink:amreny kocha hita tsara ny paire nlay fefesse:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
19. Herimiafina
(
10/04/2006 17:33)
Elaela njay tsy nijery sary marina klé.
O l'ty ry lapino an! Misy sarina sipa vaovao ao knou! Sady any amin'ilisany any mihintsy. ahan :@:@
O l'ty ry lapino an! Misy sarina sipa vaovao ao knou! Sady any amin'ilisany any mihintsy. ahan :@:@
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
20. fasaly
(
10/04/2006 18:31)
ié! misy sary vaovao ao sady album mahintsy fa milay dooly lay sary ao kalou e! misy analakely pavillon
hummmmm mapahatsiarotsiaro ny any antanàna
hummmmm mapahatsiarotsiaro ny any antanàna