Sary
21. kally
(
10/04/2006 18:35)
tiphen:
:-Deeeee!!! aleo re ry zareo mba hipozy kely ao kalony ee!! ina moa no maharats izany, misy mantsy ny sasany efa leo ony mahita ny sarinay kally hony ka d aleo koa ry zareo no ho dinihanay eo!! lol:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Taiza aho ry Tiphen no nilaza fa leo mahita ny sarinao? Toa mbô gaga ihany aho amin'izany filazanao izany???-Hazavao kely hoe fa mezina:idea:
23. lapino
(
10/04/2006 19:15)
Taraiky elah ra-HM fa efa any @ pejy faha-3 daholo ry zalah zao! Fa zany hoe tsy koi fa kôf boay! :-D:-D
Fa efa misy sipa ahan!!:^):} be marina ao an! 8)
Fa efa misy sipa ahan!!:^):} be marina ao an! 8)
24. Herimiafina
(
10/04/2006 19:28)
Fa aiza daholo le bandy ao ireny toa tsy mba misy manao forum mihintsy e! :@:@
25. fasaly
(
10/04/2006 19:35)
koun ny mpanao forum try mety misy mametaka sary knouuuuu:P zay mianjy fatsatsa, ry lapino zany kalou de tsy mbola hita mahintsy e!:-w:-w:-w
i hery mba efa hita sy bedada, ry lemenakely:-*:°)
manjary tsy anjiko lay roa volana satsia le bandy ato am forum tsy mety mampiditsa de nampiditsa kalou zà:°):°):°)
i hery mba efa hita sy bedada, ry lemenakely:-*:°)
manjary tsy anjiko lay roa volana satsia le bandy ato am forum tsy mety mampiditsa de nampiditsa kalou zà:°):°):°)
26. kala
(
11/04/2006 05:49)
lapino > le bokona izy ange midika fa tsy hampidera :roll: fa ao ny sandriny hilaza azy :wink:
tiakotiako raha zay ê!:twisted:
tiakotiako raha zay ê!:twisted:
27. tiphen
(
11/04/2006 06:15)
:-D:-D:-D oadray misy ts mahazo ny koziko mits ato marina : lé hoe kally ry kally a d fomba fiteninay ny joba na ny sipa fa ts oe enao akory no nilaza tamiko hoe leo mahita ny sariko:!!!!! lol ahhaahahah!! fady ary fa tena ts arakareo mits zany pass ny pokona zany!! :-D:-D:-D:-D:-D:-D kiss doly ee!! misy zany lé oul sasany oa ato @ serasera milaza fa leo mahita ny sarinay kally (= sipa) ka aleo dray ny côfa (=lé mec) no mameno azy ao e!!!! azonao @ zay lé izy !!!
28. Fiffi
(
11/04/2006 07:38)
fasaly: nisy tiako be koa aky tao fa nanjavona tampoka :( :-D:-D:-D:-D marina ny andry an! ny mpametraka sary ao tsy hita ato mihintsy!
29. fasaly
(
11/04/2006 10:28)
fiffi: ny mpandehaforum tsy mpametraka sary fa mitazana sary fotriny:wink: ny bandy io an!
de ny mpametraka sary tsy mpiditra forum fa mitazana forum fotriny, marina veuh zany?????:°):°):°)
de ny mpametraka sary tsy mpiditra forum fa mitazana forum fotriny, marina veuh zany?????:°):°):°)
30. lapino
(
11/04/2006 11:00)
tiphen, mitombo iray indray izany ny voambolana :
tovovavy = sipa = joba = bokaka = bera = tsonjo = kally
:-D:-D:-D
tovovavy = sipa = joba = bokaka = bera = tsonjo = kally
:-D:-D:-D
31. diamondra27
(
11/04/2006 11:15)
ary azo atao angah ny mandefa sary manao maillot de bain ny ambany fotsiny?
33. kally
(
11/04/2006 12:06)
Tiphen> Ka anay hatrany an-tabàna vy mahalala izay tena fiteninareo kay anay zany ro tsa maharaka ka gagagaga foana! mazhava e!
34. lapino
(
11/04/2006 12:13)
mitombo roa indray izany ilay voambolana!! Ataoko ary am'blaogiko ndray io koleksion io rehefa avy eo!
Fa dia mahita nge ry tiphen zany e! Mbola hianatra vocable any amin-dry rehefa otr'zay :D
Ary soa ihany i kally fa kally :wink::wink::-D:-D
Fa dia mahita nge ry tiphen zany e! Mbola hianatra vocable any amin-dry rehefa otr'zay :D
Ary soa ihany i kally fa kally :wink::wink::-D:-D
35. fasaly
(
11/04/2006 12:54)
kally::-D:-D:-D:-D:-D harao moramora ihany e! hatraty io tsa maharaka io roky a!:-D
36. akamatiana
(
12/04/2006 03:49)
i tiph marina tena maharaka fiteny kle !! zah akia ampenaro an !:wink::-D
37. tiphen
(
12/04/2006 05:13)
mitondrà aky Khié 200 pages sy sitilo 4 couleurs d tongava @ zay aty e!! lol :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Akama : ra vo ts maharak koa ange aky d ts m'pass mits ny kozy aty ee! ny oul mikozy afa enao mandeha afa sady atao afa doly aky ny foma fiteny @ zay koa ts araky ny oul dehibe ra ts zany vizaniny eo aa!!
dry zao d azo lazaina mits oe p.ï an!! (manja aki ny dikan'izany aaa!!)

38. akamatiana
(
16/04/2006 04:17)
tiph > tena mila ampenarinjy zah de amizay tsy araky ranjokinay ny koziko kle !! aona ??aiza ny RDV tsika sy njoky :wink::-P:-D:-D
40. tiphen
(
16/04/2006 17:03)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D io aky arakaraka lé génération zany a!! nareo zao lé génération "ts soara" kalony aa!! fa zokinay d manana ny pass nareo nareo zay ts arakay ny sasany d toraka izany koa zahay ato ao aorina misy fiteninay ts arakareo efa zokinay!! eee!! fa m'lay ihany kalony lé dans le bain miaraka @ akama retra fa toD m'pass ny kozy aa!!!
lapino aa: efa bobaka dray ao ny sarina tsin mijery fotsn sisa toi ee!! sa aona ry zoky aaa??
efa itan'lah moa lé sary ko adala b farany iny!! lé zipo zaune iny dray ee!! tatara b fa aleo tantaraiko @ manaraka!!