Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 05/04/2006 09:00)
miseho ny zanany kely o!!!
oh lalah efa manomboka tena chaude ny sipa gasy an... mmmmmm!!!! http://www.madanight.com/madagascar-photo-31661.htm... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 06:03
rurik ( 05/04/2006 08:16)
tena we eritreritra nandalo ty an
Asa nareo na mba mahatsikaritra tahaka ahy fa ny olona eto @serasera ny maro dia toa manana bac+5 daholo mba marina ve reo sa......8O8O8O8O... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 03:27
kala ( 05/04/2006 06:09)
sakafo tsy misy hena
Miarahaba antsika rehetra. Zà aloha tsy manana soso-kevitra sakafo fa ny mihinana no tena angadiko:wink: mila recettes na sakafo tsy misy hena (végétarien) izay mba manana azafady mba ampio ... tohiny
novalian'i kala ny 07/04/2006 05:26
LazaRandri ( 05/04/2006 05:30)
Fahagagana
Samy mahavita fahagagana na ny olon'Andriamanitra na ny olon'i Satana. Ny iray herin'ny fahazavana moa ny iray herin'ny haizina. [i]"Ahavita fahagagana mihoatra noho izaho ianareo"[/i] hoy i Jesoa.... tohiny
novalian'i jimna ny 15/05/2006 05:49
fijo ( 05/04/2006 03:28)
dokotera sy ny fahazarana.
za matetika manaraka ilay fandaharana "santé" ao amin'ny "arte".dia gaga aho,fa maro ny dokotera aty no milaza fa tsy tsara ny manadio sofina amina "coton tige"fa vao miha manosika ny loto hiditra an... tohiny
novalian'i zoezinah ny 03/08/2020 17:56
LazaRandri ( 05/04/2006 00:27)
Fiara mitondra vehivavy ;-)
Mba avadika kely indray ilay fanontaniana ;) Maromaro ihany ny mitodika eny an-dalana rehefa misy fiara mitondra vehivavy. Ilay fiara no jereny sa ilay vehivavy, sa ny lehilahy ao anatiny? hahaha!... tohiny
novalian'i AndryGTI ny 13/11/2006 10:37
lapino ( 04/04/2006 22:44)
Tsy teo ambony rano hono ...
Tsy teo ambony rano hono no nandeha i Jesosy, fa teo ambony lagilasy. Izany indray no [b]TEORIA[/b] navoakan'ity profesera amerikana, http://go.reuters.com/newsArticle.jhtml?type=scienceNews&storyID=1... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/05/2006 11:01
fijo ( 04/04/2006 19:42)
rogerkely iraimbla
mba manontany aho hoe,radanz sy roger kely "raimbla "ve efa tena aty frantsa sa ahoana?... tohiny
booboo ( 04/04/2006 19:34)
aza ihomehezana klou a !
:oops: hono ôa, nareo ve t@ vô nianatra nitondra tôôbilina vôlohany dé saro-tahotra ôtra anà ? Nanao évaluation-na conduite zà t@ ity taona ity fa na ilay moniteur aza kivy kely fa même ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/04/2006 16:20
Fiffi ( 04/04/2006 19:18)
Dada ah!
-Dada ah! hitanao ve itsy fiara itsy ? -Ie ! hitako ka ! -Dada ah! hitanao ve itsy ramatoa itsy ? -Ie ! hitako ka ! -Dada ah! hitanao ve io pankarta io ? -IE !!! hitako waaaaaaa!!!! -Dada ah! hi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 07:26
Fiffi ( 04/04/2006 19:05)
inona ary zany ?
Inona no hatao hoe lehilahy "prévoyant" ?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 11:24
petsambava ( 04/04/2006 16:13)
dinosaures pôlitiques mbà aoka izay!!!!
MILA RIVOTRA VAOVAO MIHINTSY GASIKARA!!!...izay no fahitàko azy raha ny zavatra hita sy tsapa @ izao fotoana izao .Be loatra ny mpamadika palitao bodiarimanga ihany no mangaro...Tsy mitsinjo afatsy n... tohiny
novalian'i xxx ny 01/05/2006 15:22
onjah ( 04/04/2006 15:34)
Mofo grefy
Mofogasy ny an-tsasany ary ramanonaka ny an-tsasany.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 04:38
jentilisa ( 04/04/2006 13:38)
silipo fotsy
Zavatra mba mahavariana ahy ry zareo. Ny lehilahy ve manana silipo fotsy na tia manao silipo fotsy? Izaho manko tsy manana sady tsy tia loatra fa tahaka ny maha- =)) =)) =))... tohiny
novalian'i dadabe ny 18/04/2006 08:14
mandalo ( 04/04/2006 13:06)
olombelona sy fakam-panahy
maro no mihevitra fa mora ny mandresy ny fakam-panahy.??? amiko dia inoako fa avy amin'ilay ratsy io ary izy no mikendry mandrakriva ny handavo antsika amin'izany; raha ny herintsika irery anefa tsy ... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:19
doralala ( 04/04/2006 12:36)
RNS
Ahoana e ? Handeha hamonjy RNS aho ka tsy mety ve raha mifanao fotoana any isika mpikambana mankany ? Izay e ! Tsetsatsetsa tsy aritra indray ny ahy eto, fa mba jereo ity : http://hetsika.free.fr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/04/2006 15:03
Fiffi ( 04/04/2006 11:16)
Inona no tokony hatao?
Mba te-handray anjara sy handefa tononkalo aho saingy tsy aiko hoe ahoana no fomba fandefasana azy . Ny hitako ao aloha dia toa efa misy lisitrin'ny mpanoratra sa mpandefa ao ka hisafidianana fotsiny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 15:00
Mifenty ( 04/04/2006 09:52)
Fivoriana
Hanao fivoriana goavana lehibe isika mpanambady virtoaly rehetra . Ny fotoana dia hita ao am rackmounted.com :-D:-D:-D am roa ora tsy diso mihoatra kely, ny fiafarany mbola tsy fantatra. ... tohiny
novalian'i Mifenty ny 09/04/2006 19:58
lemenakely ( 04/04/2006 09:06)
NY FAMADIHANA hono ka hoe....
Resaka FAMADIHANA indray ity r'ireto a !ao no manao hoe fomban-dràzana io tsy misy maharatsy azy ao koa ny manao hoe izahay tsy manao an'io fa mandany vola ao koa ny resaka ara-pivavahana.Ny zavatra ... tohiny
novalian'i roja ny 30/06/2023 05:02
Fiffi ( 04/04/2006 06:29)
Ho avy eto Madagasikara ny filoha Alemana
Hafa raha samy hafa ny firenena malagasy fa saika miaiky volana azy avokoa ny olo-manan-kaja avy any ivelany izay mandalo eto noho ny fahaizany mandray sy ny fanajany vahiny. rariny loatra izany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 11:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6999