Inona no tokony hatao?
1. Fiffi
(
04/04/2006 11:16)
Mba te-handray anjara sy handefa tononkalo aho saingy tsy aiko hoe ahoana no fomba fandefasana azy . Ny hitako ao aloha dia toa efa misy lisitrin'ny mpanoratra sa mpandefa ao ka hisafidianana fotsiny ? Efa nandefa tantara iray aho nefa dia lasa hoe tsy zah no nanoratra azy. Misaotra!
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 15:00
2. fiaritiana
(
04/04/2006 11:52)
raha mbola tsy ao @ lisitrin ny mpanoratra ny anaranao( ps) dé soraty ao aloa dé afaka manoratra @ zay!
3. Fiffi
(
04/04/2006 12:05)
ka io indrindra anie no olana eh! raha vao vatan'ny hanoratra ny ps-ko aho tonga dia io lisitra io no mitranga ka tonga dia misoratra hoe: "mifidiana eto" fa tsy azoko soratana ao ny ps-ko!
6. fiaritiana
(
04/04/2006 18:10)
eo @ lé hoe HAMPIDITRA MPANORATRAdé avy eo soratana eo ny anarana entina, dé ny momba2kely dé lasa! andramo ndray io aloha oe e!
8. Fiffi
(
05/04/2006 08:02)
efa tafiditra soamantsara fa tsy hitako hoe lasa aiza ilay izy :roll::roll::?::?:
9. hery
(
05/04/2006 11:42)
Dia rehefa hampiditra tononkalo amin'izay ianao dia ny anaranao no mitranga voalohany eo amin'ny mpanoratra.
10. Fiffi
(
05/04/2006 15:00)
hery: io ary fa efa hitako fa ny ps-ko no tonga dia eo an! fa ilay tononkalo nampidiriko anikeo maraina tsy hitako hatramin'izao . Fa lasa aiza kay ? :roll: sady rehefa klikeko ny tononkalo nalefako dia ilay Raivo hiany no ao fa tsy ao ilay nalefako hoe Matokia