NY FAMADIHANA hono ka hoe....

1. lemenakely ( 04/04/2006 09:06)
Resaka FAMADIHANA indray ity r'ireto a !ao no manao hoe fomban-dràzana io tsy misy maharatsy azy ao koa ny manao hoe izahay tsy manao an'io fa mandany vola ao koa ny resaka ara-pivavahana.Ny zavatra hita aloha dia scéne violent ho an'ny olona indrindra andriambavilanitra ilay izy,ao ny mitomany misy aza safotra mihintsy ny bevohoka aloha dia tsy sahy mijery mintsy.
http://poetry.rotten.com/twe/index6.html
na koa
http://poetry.rotten.com/twe/index2.html

âmes sensibles à s'absterir aloha e!
novalian'i roja ny 30/06/2023 05:02
2. mamzelkely ( 04/04/2006 09:29)
io mitry le site nolazaiko atsy ambadika atsy fa mampatahotsa beuu dôly ny zvt ao :{
3. Fiffi ( 04/04/2006 10:04)
:{:{:{:{:{:{
4. mamzelkely ( 04/04/2006 10:07)
fiffi a iongeh le nahavoa anah tatsy ee :-D:-D le :twisted: be iny :-D:-D
5. petsambava ( 04/04/2006 10:15)
ka na ny lehilahy aza anie be no tsy mahatanty dia midotro toaka be dia mamo dia mbà verivery saina eo ampamadihana e
6. mira ( 04/04/2006 10:18)
fa nga lemenakely mamadika e! de io zany lay izahihihihi za klou mataotra e! indrindra lay mitsofoka any anaty fasana any hmmmmm tsy namany lemenakely klou za t@io e!
7. mira ( 04/04/2006 10:29)
de anatahana kely hono ry lemenakely ny lamba menan'io de atao ao ambany ondana refa matory lemenakely fa bonne chance be avy eo a!
8. mira ( 04/04/2006 10:33)
de mihinana vary be menaka avy eo e!
9. lemenakely ( 04/04/2006 10:38)
izaho tsy hiteny aloha hoe mamadika aho na tsia fa débat misokatra ilay izy iza no pour ary iza no contre?
10. vale ( 04/04/2006 10:52)
zah aloha contre eh, mila tena masahy2 be ange vao afaka mamadibadika faty izany ry reto eh, :?, tsy vitan'izany fa raha oh nisy olona matin'ny areti-mifindra tao, dia fongarina ny fatiny dia entin'ny rivotra ny microbe, fa imagineo kely ange e^^, zah aloha dia sady contra an'io no matahotra koa ê, sady amzay toa mila fandaniam-bola be hono izy io no tsy maintsy mi-participer manome vola be na in na in fidiram-bolan'le olona8O:{
11. mira ( 04/04/2006 10:53)
za aloa tsy pour anio famadihana io, fa sady mampanofy ratsy io tsy azoko mintsy oe nanin koa ary ny gasy nanao fomba sala io,olona efa mipetraka tsara any mbola kitihina koa, sady manimba tontolo iainana.
12. mamzelkely ( 04/04/2006 11:42)
za klou d'efa ts manao anzany famadihina zany ee fady ao am fiankams zany donky ts tiko le izy :°)
13. Herimiafina ( 04/04/2006 16:49)
Zah aloha tsy manao an'io e! fadindrazanay ny mamadika fa izany hoe raha hanao ve moa nareo, avy izahay hihinana vary be menaka knou, ahumm ahummm :-w:-w
14. vale ( 04/04/2006 20:09)
:°):°)
15. hps ( 01/05/2006 17:21)
aza mety rebireben'ny olona @ zavatra ts'isy fotony
16. marozevo ( 01/05/2006 21:18)
Izaho indray dia tena "pour" amin'ny famadihana amin'ny maha fomban-dRazana azy. Ny resaka fandaniana kosa mila lanjalanjaina. Efa nanandrana izahay fa azo atao tsara ny manao famadihana tsy voatery handany be.
Raha ny fahitako ilay site "jerena etsy ambony etsy", dia zavatra roa na telo no commentaire atolotra :
1 - Tena sary tamina famadihana ve ireo sary ireo, sa sary hafa sa montage ? Izaho efa manatrika famadihana matetika dia matetika fa tsy mbola nahita toa an'io.
2 - Na famadihana ihany io, fa tsy tany Madagasikara, fa tany amina firenena hafa any Asie. Na faty sendra hita tany ho any.
3 - Mikasika ilay hoe "ny vehivavy no mijaly moa sa maninona tsara !". Tsy voatery ho izany mihitsy. Ary tsy hoe matahotra faty dia misotro toaka. Resaka hafa ny fisotroana toaka, ary misy olona mahatsiravina lavitra ny fisotroany noho izay misotro amin'ny androm-pamadihana fotsiny.

Na misy io site io na tsy misy dia ampirisihiko hatrany ny fianakaviako hamadika, satria ho anay dia tena nitondra soa ho anay ny famadihana.
17. Fiffi ( 02/05/2006 05:50)
ny famadihana aloha dia fadindrazanay an! fa na izany aza dia manaja ny fombandrazan'ny hafa koa aho ! na izany aza dia marina mafy raha mba sahy hijery an'io aho !!! angamba dia tsy ho afaka ao anatin'ny lohako sy ny saiko mandrakizay ka asa izay hihafarako. Ny fijerena reportage aza tsy vitako maika fa...
18. rhaingo ( 08/06/2006 15:44)
za kou tsy manao, indraindray misy ny hoe misy fasana mivoha dia mba manararaotra mamono lamba fa tsy hoe andaniana vola be akory
19. roja ( 30/06/2023 05:02)
MBA VALIHO KELY HOE TY Y. Araka NY hitanao.
Inona ni nahavita nandrava koko NY fihavanana:
1.Famadihana
2.Karazam-piangonana sekta
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3539